Misy fiangarana ny fiainana mba marina !!!
41. vale
(
21/06/2006 16:35)
mandrindra:ié:wink:, fa misy aza aretina mampijalijaly kouuu:°)
vale, raha aretina dia tsaboina :D
dia jentilisa be ahoana kliu aho e ?:D ato anie misy namana mitondra an'io anranaio e
k'hita fa sô de mba enao aza ilay hoe jentlisa iny?:P:P:-D;-)
42. vale
(
21/06/2006 17:51)
mijdoh: fa inona kay ny najo anao no mahateny an'zany?! arakarany manko io, fa zaho kosa aloha mi-compr anao raha mahateny an'izany ianao , eh hahatsiarovakao ilay mpampianatra teny malagasy anay izay t@ nianatra ny "anjara, lahatra, vintana" izahay , hoy izy hoe: @zao fotoana izao efa niva ny fiainana tsy toy ny taloha, toa ny mpanao "ratsy" indray no botrabotra sy mahita rariny! ka asa aloha fa mba teniny io!!,, ny mba tiko tenenina @nao ftsn de hoe: tsy misy ny ol natao hijalijaly, na hoe harary, na tsy haiko eh, mandritry ny androm-piainanay izany, fa na misy kou aza izany dia mila mahery foana, fa ho hitanao fa ho maivana ny manjo anao!:D
44. vale
(
21/06/2006 17:58)
booboo:mmhhhh!! miombon-kevitra @zay kou zah!!:}:}
zà aleoko tsy mieritreritra hoe misy zara-vilana sa tsia fa ndraindray ny tena maha-tezitra anà lé sasany ratsy fanahy, mpanimba sy mpandrava, nazes de chez les nazes indrindra no hitako fa miadana @ lafiny retra ; dia ny tsy manao n'inona n'inona no itotofan'zao loza amin'atambo aby aby zao ! Na izany na tsy izany, miodina ny rasa kah :twisted:....na ela be aza araka ny fahitako azy :/
45. soanja
(
21/06/2006 23:50)
Fiffi:
soanja:soanja: heu...de tena tsy aiko indray akia io an! fa inona io ? fomba fiteny sa...?
Ahoana ny hevitr'i fiffi amin'ny resaka hoe teraka Alakaosy dia apetraka eo alohan'ny vava ny valan'omby ny zazakely dia roahina ny omby be dia be hivoaka dia hita eo izay ho fandehany na hadio izy na hofaty?
Tamin'ny andron'ny Ntaolo dia nisy ny fomba fanisana andro izay amin'izao totoana izao isika manao hoe Janvier- fevrier ny andry zareo indray dia Alahamady, Adijady (avy amiin'ny lalan'ny tononadro no ijerevan'ny Ntaolo an'io ka ny ny volana sy ny kintana ary ny masoandro eny amin'ny lanitra no ijerevana azy (fomba nolovaintsika tamin'ny arabo hono) sns ka misy ny ny atao hoe Alakaosy. Ny olona teraka amin'io andro io dia olona mahery setra na madidoha na manana strong personality hoy ny vahaza raha resaka toetra sy fihetsika ka natahotra ny Ntaolo sao dia manoa ray aman-dreny na hoe hanova lalan'ny fiaraha monina sns ka ny zaza teraka amin'io dia mila diovina zany hoe hovana ny tononandrony misy filazaazy gasy fa tsy tadidiko mba tsy hahery loatra. Inona no ataony hoy indry dia iry ambony iry no ataony. Matetika moa izany dia maty ny zaza fa voahitsakitsakin'ny omby. Tsy nety nanao an'io intsony ny gasy taty aoriana.
46. Fiffi
(
22/06/2006 04:31)
soanja: :(:( soahiany fa tsy notohizan'ny gasy zany an! misaotra akia @ fanazavana an! :):-*:-*
47. mandrindra
(
22/06/2006 07:02)
hoy i soanja:
vinavina io fa tsy nisy marika afaka manamarina an'izany ary tsy ny zaza rehetra no natao an'izany
Matetika moa izany dia maty ny zaza fa voahitsakitsakin'ny omby.
vinavina io fa tsy nisy marika afaka manamarina an'izany ary tsy ny zaza rehetra no natao an'izany
49. soanja
(
22/06/2006 18:29)
mandrindra:
hoy i soanja:Matetika moa izany dia maty ny zaza fa voahitsakitsakin'ny omby.
vinavina io fa tsy nisy marika afaka manamarina an'izany ary tsy ny zaza rehetra no natao an'izany
Raha niaina tamin'io fotoana io aho dia tena nanisa tokoa firy dia mety niady mafy saingy atao ahoana fa efa taty afara aho vao teraka.
Ankoatr'izay raha ny zaza no hatao an'izany amiko dia zaza efa vonona ny hovonoina ka na izany toe-tsaina izany fotsiny aza dia efa mampalahelo. Manino raha naka hevitra fotsiny ry zareo we ndeha hosasana ery an-doharano ny zaza na zavatra hafa fa tsy valan'omby. Nisy foana ny Stampede taty Amerika tamin'ny andron'ny Apache sy ny tariny fa io tena fotoana mahafaty olona be dia be na dia eny ambony sovaly aza izy.
50. mandrindra
(
23/06/2006 07:04)
soanja sy fiffi, izany no atao hoe fomba. mora aminareo na amintsika ny manameloka ny zavatra nisaho taloha satria ny fitsarana ato dia miaraka amin'ny fahalalana sy ny fomba fiainana ankehitriny. mipetraha aloha ao antin'ny contexte nianandry zareo dia mametraha fanontaniana hoe inona no mahatonga azy nanao izany ary inona no tanjony. matoa natao izany tamin'izany fotoan'andron dia izay no hita fa mety, ary tsy io irery no ohatra azo raisina.
vale, ny aretina mampijaly ve dia hilazan hoe misy miangatra. fa iza no nanome ny aretina no hoe miangatra?
dia tsy izaho aloha ilay jentilisa iray e. zah le tokana de lemandrindra :D
vale, ny aretina mampijaly ve dia hilazan hoe misy miangatra. fa iza no nanome ny aretina no hoe miangatra?
dia tsy izaho aloha ilay jentilisa iray e. zah le tokana de lemandrindra :D
51. Fiffi
(
24/06/2006 03:27)
mandrindra: ka zay ange no antony nilazaiko hoe raha misy zavatra manjoha ny tena ve de hoe misy fiangarana ny fiainana ? ohatra hoe io marary io.
52. mandrindra
(
24/06/2006 10:25)
tsisy miangatra zany eo e. rehefa tsy miezaka sy tsy miady dia tsy tafa.
53. soanja
(
24/06/2006 10:55)
Hoy i Diamondra hoe:
"soanja sy fiffi, izany no atao hoe fomba. mora aminareo na amintsika ny manameloka ny zavatra nisaho taloha satria ny fitsarana ato dia miaraka amin'ny fahalalana sy ny fomba fiainana ankehitriny"
Melohako daholo izay rehetra mamono zaza, izay tsy manantsiny ary tsy afaka miady ho an'ny tenany satria bitika , N'iza n'iza na amin'ny fotoana ahoana na ahoana. Ny ankoatr'izay azoko dinihina hoe ahoana.
Ohatra iray no nalaiko io momba ny kilema nanan'ny Ntaolo ka nilazana fotsiny hoe manana kilema ry zareo tamin'ny fomba fisainana na dia Smart aza tamin'ny ankapobeny.
"soanja sy fiffi, izany no atao hoe fomba. mora aminareo na amintsika ny manameloka ny zavatra nisaho taloha satria ny fitsarana ato dia miaraka amin'ny fahalalana sy ny fomba fiainana ankehitriny"
Melohako daholo izay rehetra mamono zaza, izay tsy manantsiny ary tsy afaka miady ho an'ny tenany satria bitika , N'iza n'iza na amin'ny fotoana ahoana na ahoana. Ny ankoatr'izay azoko dinihina hoe ahoana.
Ohatra iray no nalaiko io momba ny kilema nanan'ny Ntaolo ka nilazana fotsiny hoe manana kilema ry zareo tamin'ny fomba fisainana na dia Smart aza tamin'ny ankapobeny.
54. vale
(
24/06/2006 22:19)
mandrindra:marina io voalazanao io, fa ity iray ity kosa dia izao: tsy nisy olona maniry ny harary, raha tsy hoe vokatry ny loto sns, ngamba, fa tena mampalahelo mahita ireny ankizivavy kely tena mbola tanora be (12,13ans ireny) , nefa voany cancers ka dia solabe ny lohany! moa mba fidiny azy ireny ve ho sola?! amiko ny tsara ngamba hoà (efa noteneniko t@ tompon'ny sujet>> mila courage ny fiainana, ary raha resaka fahatarana (vola, sns,,) tsisy afa-tsy ny tenanao ihany no afaka hampandroso an'io , fa tsy ranona na i ranona akory!!8)
tsisy miangatra zany eo e. rehefa tsy miezaka sy tsy miady dia tsy tafa.
55. Fiffi
(
25/06/2006 18:25)
mandrindra:mandrindra: fa inona indray zao no nolazaiko teo no hoe manameloka an'iza indray zah ? :( zah aza niteny hoe ohatra ve ka misy olona marary de hoe an'iza ny hadisoana ?
soanja sy fiffi, izany no atao hoe fomba. mora aminareo na amintsika ny manameloka ny zavatra nisaho taloha satria ny fitsarana ato dia miaraka amin'ny fahalalana sy ny fomba fiainana ankehitriny.
59. besorongola
(
02/07/2006 17:48)
Miangatra ny fiainana raha jerena @ olona lasa ambony noho izaho fa rehefa mandinika ireo sahirana noho izaho aho dia hoy aho hoe : ny ahy aza mba azo hiafiana
Fehiny : raha mbola afaka mi-net ianao dia mbola ao anatin'ny kilasin'ny miadana. Be anie ny maniry ho toa antsika izao fa tsy afaka é !
Courage dhl
Fehiny : raha mbola afaka mi-net ianao dia mbola ao anatin'ny kilasin'ny miadana. Be anie ny maniry ho toa antsika izao fa tsy afaka é !
Courage dhl