mondial 2006
1. diamondra27
(
08/06/2006 21:06)
Aza adino fa androany ny mondial an!
répondu par mandrindra le 10/07/2006 07:19
3. diamondra27
(
08/06/2006 21:13)
raha hijery ny groupes sy ny classements zany de eto e
http://fifaworldcup.yahoo.com/06/fr/w/group/index.html
http://fifaworldcup.yahoo.com/06/fr/w/group/index.html
7. Ragadona
(
09/06/2006 05:45)
Toa Tunisie sy Togo ihany manana chance malaladalaka kokoa hivoahany ny poule ny amin ireo ekipan kotinanta afrikana. Ghana, Angola ary Cote d'Ivoire tafiditra ao anaty rindrim-be daholo
8. mandrindra
(
09/06/2006 07:33)
ny androany aloha dia handresy an'i costa rica amin'ny isa 2 noho ny tsy misy ny rainiboto. i pologne dia handresy an'i equateur 2 noho 1. ny ao amin'io gropy io dia alemaina sy pologne no hitako ho tafakatra amin'ny fihodinana manaraka.
ragadona, ny ahy indray dia i côte d'ivoire sy angola no afrikana hitako ho tafakatra amin'ny dingana manaraka.
ragadona, ny ahy indray dia i côte d'ivoire sy angola no afrikana hitako ho tafakatra amin'ny dingana manaraka.
9. Ragadona
(
09/06/2006 09:32)
Cote d'Ivoire ange letsy ka ao amin ny poule misy an i Argentine sy Pays Bas ary Angola miaraka amin nyMexique sy Portugal, nefa pron moa io fa ho hita eo
10. diamondra27
(
09/06/2006 15:22)
mandrindra: mbola tsy vita aloha ny bol fa 2 sy 1 le izy e! nefa vao 42mn 40 no vita
12. Ragadona
(
09/06/2006 16:47)
Tsy 4 et 0 fa 4 et 2. Somary hita ho osaosa ihany ny vodilaharan dry zareo rainiboto raha ny fahitako azy fa hohitantsika eo ny tohiny refa mifanandrina amin ireo efa mitovy traikefa aminy izy
13. xxx
(
09/06/2006 17:25)
Iny no lalao faran'izay mahakamo indrindra no nijery azy nefa mba hoe coupe du monde hono!!
Ny Rainiboto tsisy nilavana azy, otran'ny matahotra sy tsy mahita pasy, Ry costa rica moa de eeeee, sady faran'izay ela otran'ny sokatra milalao bolina no mbola lany andro mianjera, ny sasany moa de mandositra fa sao ho pasin'ny sasany bolina ka tsy hita zay atao.
Vendrana tsisy otran'iny...grrrrrrrrrrrrrrr.
14. diamondra27
(
09/06/2006 20:00)
ragadona: soa ihany fa nisy anao nanitsy fa inona koa aza no nahatonga ahy nanoratra0 teo nefa oe 4 & 2 le izy , tsssssssssss:oops::oops::oops:
de @ match manaraka indray mihaona e!
Iza no mety handresy eo?
de @ match manaraka indray mihaona e!
Iza no mety handresy eo?
16. mandrindra
(
09/06/2006 22:55)
io ndray norma ka, angletera 3, paraguay 0.
suède 2 # trinité et tobago 0
argentine 1# côte d'ivoire 1
suède 2 # trinité et tobago 0
argentine 1# côte d'ivoire 1
17. Fiffi
(
10/06/2006 06:33)
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Hum.../U_THIN%7E1.GIF[/IMG]
18. diamondra27
(
10/06/2006 08:09)
androany sabotsy après-midi indray 'zany sur M6 aty france ny angleterre vs paraguay e!
mazotoa de aza adino ny bebex sy ny tsaky rehetra:-D:-D:-D
mazotoa de aza adino ny bebex sy ny tsaky rehetra:-D:-D:-D
19. diamondra27
(
10/06/2006 08:13)
@ 14H35 androany le match io ambony io fa adino.
mandrindra:possible ihany aloha 'zany satria mety hanao revanche ry zalah fa efa elaela no tsy namely e!
@ match hafa de maka ny argentine 'za
mandrindra:possible ihany aloha 'zany satria mety hanao revanche ry zalah fa efa elaela no tsy namely e!
@ match hafa de maka ny argentine 'za
20. Fiffi
(
10/06/2006 08:22)
ao @ canal+sport no tsara jerena fa mandreraka be le tapaka lava @ pub !