mondial 2006

21. diamondra27 ( 10/06/2006 11:39)
fiffi:ok e!
tena t@ 15H njay akia vao nanomboka le izy kou, tssssss
22. diamondra27 ( 10/06/2006 11:46)
après 3mn de jeu fotsiny ve d'efa but sahady en faveur d'angleterre de 5 mn après changement gardien ny paraguay :-w:-w:-w
23. diamondra27 ( 10/06/2006 13:35)
nandresy izany ny angleterre e!

24. Ragadona ( 10/06/2006 16:32)
Saingy tsy afaka nahita ankoatran io 1 io ange ry zareo ry diam fa sahirana be avy eo e. Io no isa nisarahana
25. diamondra27 ( 10/06/2006 19:35)
ragadona: tena sahirana tokoa aloha ry 'zareo e! soa fa nisy an'io, raha tsy natafiditra voalohany teo ngamba de nety resy ihany satria mety voadona ny moraly de mety be ny nanao faute tao, asa anefa....

De iza indray izany izao ny manaraka e; de oviana?!

Angleterre = 1 de paraguay =0

26. Ralay ( 11/06/2006 02:42)
Toa mbola tsy hita foana izay tena misongadina aloha hatr@zao e
27. diamondra27 ( 11/06/2006 07:33)
ralay: mbola ho avy miandalana eny e!

tsy taitra tsy maika nefa tsy tara :wink:

28. mandrindra ( 12/06/2006 07:42)
mbola tsisy misongadina satria samy miandrandra ny ho lasa lavitra dia tsy dia mano be fa vao mitarika kely dia manitsaka frein daholo.
29. diamondra27 ( 12/06/2006 15:58)
de iza ihany hono naharesy t@ japon sy australie teo e?
Tsssssssssss voatery tsy maintsy niala de tsy nahita hatr@ farany:evil:
30. totofy ( 12/06/2006 16:33)
australie ry diams â 3-1
31. diamondra27 ( 12/06/2006 17:05)
aiza nareo ry totofy tsy hita tsony a! heveriko fa namonjy foot any allemagne aza:wink:

m'ci @ le score e!:-*
32. diamondra27 ( 12/06/2006 20:03)
2&0 injay zany ny bol naharesy italie fa ghana resy

tsssssssssss

rahampitso resin'ny suisse france
33. mandrindra ( 13/06/2006 07:02)
teny mahafinaritra io satria ny fifandoanan'ny frantsay sy ny suisse dia nifarana tamin'ny ady sahala. hisy duel mahafinaritra, senderos#henry satria mifankahalala tsara izy roalahy amin'ny mahampilalao an'i arsenal azy. izaho moa dia hifety isaky ny resy ny manga be feno mainty.

italie#ghana raha ny totaelikendrin'ny fihaonana no jerena dia atao hoe tsy nitsanaga-menatra i ghana satria fanadraisana anjara voalohany amin'ny phase finalen'ny mondial ny azy. mahay mandamina miainga avy aty aoriana ny ganeana nefa tsy mahay mamarana, izay no lesoka lehibe. ny an'ny italiana moa dia ny fahabangan'i gattuso no tena tsapa, ny tsy fisian'ny milieu défensif efficace no nahafahan'ny ganaena, indrindra i essien, nanao tifidavitra maro.
34. diamondra27 ( 13/06/2006 17:18)
mandrindra: tsara be ny koms-nao=D=D

match nul e! tsy nisu naharesy na france na suisse
efa nahiako ihany iny.

Aleo jerena njay ny adin'ny bresil hamaranana ny soirée

Amin'ity mondial 'ty aloha de ohatran'ny hisy ny surprise sy ny déception e! manahy aho.

Allez rinaldo kely a!
35. diamondra27 ( 14/06/2006 08:18)
ary toa tsy nahofoka koa kay ny bresil t@ croatie kou , 1 fotsiny ve no mba azony!

hisy surprise oa izy ity

allemagne sy angleterre no mety tafakatra any @ 1/4 de final na 1/2 raha zao no mitohy
36. mandrindra ( 14/06/2006 10:44)
misaotra diamondra27 a:D
37. diamondra27 ( 15/06/2006 05:01)
mandrindra: io fa nandresy ny allemagne omaly e!
na de 1 sy 0 aza tsy koi:D

corée koa toa mba mamely ihany nefa asa moa???
38. mandrindra ( 15/06/2006 06:10)
efa manokatra ny varavaran'ny 1/8ème iny fandresena iny e, na dia mbola tsy midanadana be aza.

efa nataoko ary amin'ilay hevitra ary ny kôm e:°):°), fa asiako tohiny ihany ho an'i diamondra27:D.

fa ny azo marihina aloha dia nisy fiovana goavana ny kitra alemana. taloha izy raha mampatoritory amin'ny fanodikodinana ny baolina aty amin'ny vodilaharana dia miandry contre attaque, ankehitry kosa dia izy mihitsy no manome ny rythmen'ny lalao. i ballack aloha omaly dia hita hoe mbola mikajy ny toe-tenany satria manantena ny andeha lavitra amin'ity fifaninana ity.
39. diamondra27 ( 15/06/2006 15:39)
ny mahavariana koa de ny fomba filalaon'ny brésil toa lasa niova e!asa na ho lasa lavitra io na tsia
40. diamondra27 ( 15/06/2006 16:43)
mandrindra: lasa 'zao le angleterrentsika e! 2 sy 0
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3551