mondial 2006

41. mandrindra ( 16/06/2006 08:09)
tokony hitandrina ihany ny anglisy, hitana farafaharatsiny match nula amin'i sueda mba tsy hifandona amin'ny alemana amin'ny 1/8. dia toy izany koa i alemaina tsy maintsy mandresy an'i équateur mba tsy hihaona amin'ny anglisy.
42. diamondra27 ( 16/06/2006 15:48)
de ahoana le argentine?
6 sy 0 ve?:-w:-w:-w:-w=D=D=D=D
43. diamondra27 ( 17/06/2006 06:58)
tena nandresy le pays-bas an! 2 et 1
misy surprise mihitsy izy ity an!
44. mandrindra ( 17/06/2006 10:41)
arentine anie no ho tompondaka e :D
dia mody izany côte d'ivoire e. i angola aloha dia mbola misy possibilité ihany ny hotafakatra rehefa avy nisaraka tsisy nitoko tamin'i mexique. nefa na izany aza dia kely finoana ihany aho ho andry zareo angolais satri na dia manana firaisankina aza ireo mpilalao amin'ny fiarovana dia tsy nahita fanafihana mety ahafatesana baolina mihitsy. nefa raha te hanambitana ny ho tafakatra dia tsy maintsy mandresy an'i iran.
dia raha izao no mitohy dia toa tsy hisy ekipa afrikana mihitsy any amin'ny 1/8è ka. mbola ho henjana koa ny fifandonan'i ghana sy rep tcheky. i ghana tsy manana buteur na dia lafatra aza ny milieu de terrain.
45. diamondra27 ( 18/06/2006 09:37)
mandrindra: sao de tokony asaino milomano anaty rano kely aloha ry zalahy gana e!:-D:-D
mba vazivazy an!

Ghana rery zany no mba reharehan'ny afrikana ve?
Mampalahelo koa 'zany tsy manana buteur 'zany.

Hummm hanomboka hafana @izay 'zany 'ty lalao 'ty an!
de mahereza mijery daholo e
46. diamondra27 ( 22/06/2006 21:19)
tafakatra ihany brésil sy italie lol
47. sasa ( 23/06/2006 03:04)
diamondra27 ye samy tafakatra ireo d mety hanao final konkou raha maharesy an'i Allemagne eo am 1/2 final eo le Italie, fa le argentine-ko wa no mampatahotra an'ahy satria raha vao midona am allemagne eo am 1/4 de final eo d tsy maintsy ho tratran'ny cou d'arbitrage indray izao :oops::oops::oops:
48. mandrindra ( 23/06/2006 07:21)
tsisy fanahiana mihitsy ny amin'i argentina ka. na dia efa misy rafitra tsara kokoa aza ny vodilaharana alemana dia hitandry zalahy ny hanaovana an'io. crespo, saviola, cambiasso, maxi rodriguez, ireo anie ka henjana amin'ny permutation e, ny remplaçanta tahaka andry messi sy carlitos tevez moa dia tsy lazaina intsony.
49. sasa ( 27/06/2006 04:10)
mandrindra tiako wa le argentine fa tena atahorako ho tratran'ny cou d'arbitrage indray e! d vita matavy koa, rehefa omena penalty am tsy misy dikany eo ve le allemagne tsy ho resy wazy le argentine, nefa ry zalahy anie ka mahay e!
50. diamondra27 ( 29/06/2006 14:08)
de iza zany zao no tafakatra e
bresil sa france sa allemagne
51. mirana5 ( 05/07/2006 18:48)
FRANCE
52. xxx ( 06/07/2006 09:45)
tsy maintsy azon'ny france tokoa io ry mirana5 raha izao no mitohy
53. mandrindra ( 06/07/2006 11:03)
aleo miafina ao ambadiky ny xxx rehefa maka frantsa fa oanina be ô, hihihi
54. diamondra27 ( 09/07/2006 20:21)
de nagina lafrantsa fa resy e!

efa nanao ze azony natao

bede be zao ny faly@izay:cry::cry:
55. mandrindra ( 10/07/2006 07:19)
za zao faly be fa resy ry mangamainty
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5729