nakaiza daholo ireo namako??

1. dadabe ( 28/05/2006 08:17)
fanahy iniko natao ato ity , satria haiko fa tsy maintsy hisy ny hilalao sy hanao hatsikana .

mba nanotany tena aho r'izareo hoe nankaiza daholo ireo namana rehetra promo-taloha ?? tsy tazana firy intsony , andraso anie tanisaiko izay tadidiko e, sy ilay fomba fanaony e

1-yonika:wink: bebe No1
2-akamatiana :" kikoo lah bedada":-D
3-mishou " zah hirarah :-D:-D "
4-mifenty "a ry zareo a..." (mandalo fotsiny lery)
5-veloo 8O = manenjika stat :-D:-D:-D
6-sonwin "aiza less be dada a" (manao tsdi-pahitra sisa lery
7-ari.malala , " bedada cheria..":-D (sur klou zah fa mifana izy e )
8-fanja1> manao tsidi-pahitra ihany ko " salut be dada zokilahy
9-jentilisa> aiza less dadabe a(matotra be) fa lasa nanao tsidi-pahitra ihany koa)
10-artistika : tena nanjavona total
11-rurik : salut dadabe...!! manao tsidi-pahitra ihany ko
13-ikaretsaka sy kitjo (hay moa efa nifanambady zareo:oops:)
14-fijo zara raha mandalo ihany koa nefa dia namana mpanoratra be indrindra taloha
15-herimiafina porte disparu :-D:-D (sao dia lasa any @ saint pierre aza lery ?:roll:)

16-soa ihany fa mbola nisy namana tsy tonta ny ela mamzelkely-...........

ao tanisao izay hainao hoe dia asio komantera kely
répondu par dadabe le 09/07/2006 10:36
2. dadabe ( 28/05/2006 08:24)
adinoko i fasaly letie e!kiii de i lanto (RVG) "anteigna samy taigna moa ka ny taigna ihany no...." zareo avy ao fandriana io a, de i vale :-w
3. dadabe ( 28/05/2006 09:59)
saika adinoko i sasa (zama ):-D
4. vale ( 28/05/2006 10:47)
dadabe> :wink:saika nahazo an'ty :twisted:enao raha tsy haingana nahatadidy an:-D:-D:-D:-D:wink:
5. fasaly ( 28/05/2006 10:50)
:-D:-D:-D:-Dvoafitaka am zama toi taloha an!:-D:-D:-D
eny tokou wa! nakaiza dooly ny promotion tsika taloha reny mbola misy tsy ao fa tsy sahy manonona ny anarany zà:oops::oops::oops::oops:
i cocorie:roll::roll::roll:
i hesam: fa iny vao tsy ela ka!:roll::roll::roll:
i lilbon:roll::roll::roll:
i bichette:roll::roll:
nkaso klou hiverina eo ihany zà raha tadidiko ny sasany:°):°):°)
6. ikalakintina ( 28/05/2006 12:40)
za tsy mahay fa veloo ihany no fantatro tsy eo, de i kala koa reto a!
kala:-*:-*:-*:-*:-*
7. sipagasy ( 28/05/2006 12:58)
mmhh sao dia ao ihany fa nisolo akanjo???
8. dadabe ( 28/05/2006 13:12)
oayy i sipagasy tokoa kay moa azafady e:wink:

tena possibl hoe nisolo akanjo marina le:°)
9. Fanja1 ( 28/05/2006 13:14)
dadabe za eto foana kou:P
Bizzzz zokinakà
10. dadabe ( 28/05/2006 13:37)
ahan okay bavikely e :wink:
fasaly cocorie ve le sipa niasa teny antsahavola e?

dia aiza ihany koa i mumu ?? humm maitresse :-D de iza moa le kofiboay akamako tao komoro iry e ?le i mumu no maitresse-ny
11. Fanja1 ( 28/05/2006 13:41)
dadabe fa inn kay nahataitra an'i zoki nitady namana bdb anjoany nefa i zoki no matetika manjavona:)
12. dadabe ( 28/05/2006 13:47)
hihihh mba lasa kely ny saiko e:wink: somary ngoma an'ilay bebe voalohany:wink::-D:-D:-D

izay vao tadidiko le anaran'ilay akamako tao Comoro
ramaso revy be ko ny niaraka t@ i lery a:°)
13. patrick2002 ( 28/05/2006 13:50)
efa akaiky ny fifidianana ka mitady mpanohana i Dadabe marina:-D:-D:-D
14. dadabe ( 28/05/2006 13:57)
izany a :-D ao less fa lah no atao praiministra aza a :°)
15. pissoa ( 28/05/2006 14:14)
:roll:
16. fasaly ( 28/05/2006 14:42)
dadabe: i cocorie simba manja kely zany:wink:

sao de i dakoma aza izany ry bedada fa tsy ramaso
17. vale ( 28/05/2006 15:32)
:-D:-D
18. Rainikarabo ( 28/05/2006 20:07)
ka ny eto ange amin'ny maha-serasera azy dia mandalo dia miserana izany e.
19. fiaritiana ( 28/05/2006 21:12)
zà vao saika hanontany hoe lasa aiza ry akama(tiana) ela2 tsy hita dé ny an i bedada no tonga aloa!!
misaotra nahatsiaro reo namantsika e!
20. fasaly ( 29/05/2006 04:06)
hummmmm! akamatiana efa lasa lavitsa beuh!!!:wink::-w:-w:-w
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0558