nakaiza daholo ireo namako??

41. ari.malala ( 30/05/2006 06:56)
ry mifenty ko aza efa ts tazana firy tsony koooooo! za mbola eto ry dadabe cheri a :-D:-D mbola manana andro vitsy ilalaovana eto am ty kianja malalaka ity tsika roa e :-D miaraka am reo namana mavitrika ankehitriny, fa tam herintaona toyizao marina anie ireny korana be sy mariazy virtoaly sy ny sisa ireny e! ry poutsy (sasa,dadabe, mamzelkely kaopy nareo an;) betsaka e, tsy hita intsony, nankaiza marina aza!
42. mamzelkely ( 30/05/2006 08:17)
hita akia ry ari tam zany andro zany le mpanatrika ftsn ny asako de mbola maitressen papa =))=))=)) de tam zany le nampiditra dinika momba an ambonjona za klé zay ny dinika naoko vôlo sa mo inn izy teo nanan tô ts zay ka ts haiko trony klé :roll::-D:-D:-D
43. dadabe ( 30/05/2006 08:50)
:-w:-w:-w possibl ho arimalala ihany izany no poutsy le:-w hummmm fa izany hoe tairo aloha ny lalao ry ari.....a, ndao klou hifandamoro kely :-$:-D
44. booboo ( 30/05/2006 08:51)
samoana > =D. eka ouz
45. dadabe ( 30/05/2006 08:53)
masina ianao houuzz!!:°)
46. booboo ( 30/05/2006 08:57)
eka ouz ! masina koa ianao ouz.:°)
47. dadabe ( 30/05/2006 09:00)
asio akondro sy tantely ouzzz!!:°):°)
48. mamzelkely ( 30/05/2006 09:01)
dadabe =))=)) hay toko kay zay le terme mifandamoro =))=))
49. dadabe ( 30/05/2006 09:02)
le ouzz ry mamzz ouzz?? tsy azouko le resaka ry mamzz ouzzz :°)

tairo njay aza ny ouzz e
50. booboo ( 30/05/2006 09:08)
dadabe > efa lany ouz fa tsisy bonbons ngah ouz ? :°). miandry ny masina ouz fa kitakitan'ise fa mandany lera :°):°)
51. dadabe ( 30/05/2006 09:19)
kozzz ouzzz , de alamino aza ny bon bon ouzzz de somary asio tantely ouzz de pouah pouah masina ianao radada ouzzz:°):@:@ asio labouzii ouzzz
52. booboo ( 30/05/2006 09:24)
klou klou fa aôna koa zany manamasi-tena zany ? hihihihihihi.
53. ari.malala ( 30/05/2006 09:47)
:-D:-D:-D dadabe; za ihany v no poutsy? d za v vadin sasa tamzany? za aza mpitaiza ny zanak'i mishou sy mifenty d tadiavinao nampirafesina virtoaly tam bebe N°1 kooooooooo :-D:-D

dadabe, tairo aza mifandamoro kley tsika sy toi e :*:*:*:*:*:*:*:*
54. mamzelkely ( 30/05/2006 09:51)
dadabe io ataon ari iole mifandamoro ouozzz de azouunao amizay ve le kozy ouzzz:-D:-D
55. prime ( 31/05/2006 12:28)
:°)
56. sasa ( 01/06/2006 06:58)
poutsy toa ato ihany fa niova ps fotsiny koa, zay zokinay izay no tena mahalala an'azy
mamzelkely ary i Papa koa akia no nanjavona klé, sao d mba hanjavona koa njy
dadabe hi hihihih ih izany an! tsy d tiako loatra le DS koa aleo DF hi hi hi hi hi :-D:-D
57. onjah ( 01/06/2006 11:26)
Fa mba iza marina zao no tena efa tranainy indrindra ato amin'ny mpikambana ato zao e.

I Dadabe ve sa misy hafa ?:)
58. pissoa ( 01/06/2006 12:06)
I Hery ka. :-D:-D:-D
59. Herimiafina ( 01/06/2006 16:31)
Anjekaky oo :{:{
Ary mba lasa aiza hoa i Herimaifina e? :-D
60. pissoa ( 01/06/2006 16:49)
Hihihi, iny indray retsy efa genre ... vetivety zah hitanareo, vetivety zah tsy hitanareo an :-D:-D:-D
Otsan'ny matoatoa :-$:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0079