nakaiza daholo ireo namako??

61. sasa ( 02/06/2006 03:29)
onjah betsaka akia ny efa tranainy ato an! fa raha ny fantatro koa aloha izao d i Hery
pissoa :-D:-D
62. diamondra27 ( 02/06/2006 04:31)
onjah: azonao jerena any @ momba azy ny namana ahitanao hoe: oviana izy no nisoratra anarana dia avy eo manao tableau ianao hoe: ranona t@ zao daty no niditra;
de jereo hoe: iza no no tranainy be ao, dia mazotoa an!:wink:
63. mamzelkely ( 02/06/2006 05:16)
sasa aa papa mbola sahirana ka aza matahotsa njy fa ts hanjavona za ka :-D:-D
64. pissoa ( 02/06/2006 05:34)
diams, ny ahy le top biz'oroka tam'2003 no nojereko dia hita ao ry zareo efa tena ela tato :)
65. sasa ( 07/06/2006 03:40)
mamz za koa izao hanjavona kely aloha ato ho ato, mety mahalana be sisa ny fidirako eto angamba koa, nefa mbola tsy haiko :-D:-D:-D:-D
66. bebe ( 13/06/2006 05:52)
efa maro kosa ange ireo namana eto zany raha azoko tsara, antsoina dia mamaly :D
l ahan ry dadabe chéri hoatrany i kala no tena mpanao an'io.hoatrany malahelo azy koa ny tenako ê!nisy fotoana izy mba handalo eto tamatave saingy tsy nahenoana vaovao intsony
aleo aloha tsika mitsam mba hifa:* fa efa elaela ihany zay :-$
67. dadabe ( 17/06/2006 01:47)
:*:*:-$
68. mamafara ( 19/06/2006 07:08)
kôzy raha tsy mifanamboatra ato koa i dadabe sy i bebe :oops: dia aleo aloha eto no arahabaina manokana i dadafara izay namana vaovao ao ambadika ao, na dia tsy fantatra ny momba azy :*
69. diamondra27 ( 19/06/2006 11:03)
mamafara: ié hitako iny ka! efa miala any dadafara fa asa na nametraka sary na tsia

dadabe sy bebe
mamafara sy dadafara
papa sy maman
zazabe
naughtyboy
de iza koa ny fianakaviana ato re e?

girl sy boy zao no mbola tsy misy
etc
70. bebe ( 20/06/2006 11:58)
fa dia natao première liste mihitsy zany lay hoe dadabe sy bebe ry diams an!:oops:
nefa hoatrany masaka ihany :wink:
71. diamondra27 ( 20/06/2006 14:05)
bebe: njy koa mampimé
f'angah tsy ny olondebe foana aloha no voalohany sy omenkaja vao ny zaza

tsy maintsy asiana ny fanajana
72. dadabe ( 20/06/2006 14:37)
:oops::oops::oops::oops::oops::*
73. sasa ( 22/06/2006 04:45)
mety hisy diamant ho avy koa any ry diams:-D:-D
74. diamondra27 ( 22/06/2006 08:35)
sasa: efa misy be de be ato ange e! diam, diamondra, diamondra75, sns.... maromaro izy no ato fa tsy za irery nge e!

ato @ blaogy namana serasera koa izao de misy iny sipa oe: diamondra iny?


diam: elaela njy tsy hita an!
75. dadabe ( 28/06/2006 14:43)
:roll:
Mpandefa : bebe [ Valio ] 20-06-2006 16:58:23
Lohateny : Re : nakaiza daholo ireo namako??
fa dia natao première liste mihitsy zany lay hoe dadabe sy bebe ry diams an!
nefa hoatrany masaka ihany

aza mikozy mafy hoaa fa zara aza misy mankalaza antsika mitsam :-$ :*:*:-$
76. mamafara ( 29/06/2006 04:30)
tsara be lay izy ry dadabe =D=D

=((=((=((
77. diamondra27 ( 29/06/2006 07:03)
sasa: efa miala any le "diamant" fa iza kay le izy? namanjy ve?

mamafara : ntsôoooo amby aty amiko e! de miondàna kely aty amiko de fafao ny ranomaso.
Sao misy azoko atao ho anao.
dadabe: hummmm ratrainao ny fonjanak'olona an!:evil:
78. dadabe ( 30/06/2006 05:55)
:roll::snif::snif::snif: bedin'i diams zah kle
79. diamondra27 ( 30/06/2006 06:12)
80. mamafara ( 30/06/2006 07:07)
jereo ange ity dadabe mahay mihatsaravelatsihy kely ery mody mitomany nefa...8O
zaho ange ry diamondra tsy maratra fo fa tena vaky fo mihitsy :wink: :D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.7384