nakaiza daholo ireo namako??

21. vale ( 29/05/2006 07:10)
Rainikarabo:

ka ny eto ange amin'ny maha-serasera azy dia mandalo dia miserana izany e.
:-w:-D:-D:-D


22. vale ( 29/05/2006 07:13)
ny ahy izao ny tadiaviko koa de i: hesham, bichette(hita ihany fa tsindray2 sisa:(), i jennifer2,i vahinala, akamatiana:D
23. dadabe ( 29/05/2006 08:24)
yee marina mihitsy ireo lazaindry ireo

fasaly a efa hoe ramaso hoaa fa dakom ihany koa efa nanjavona , bichette moa dia tena veloma mihitsy e, hesham vao maika tsy tazana e:roll:
24. sasa ( 29/05/2006 08:48)
dadabe za mbola eto foana koa, mba nahagaga tokoa an! nakaiza daholo ireny namantsika ireny :(:(:(:(:(
25. mamzelkely ( 29/05/2006 09:03)
hita wa ry sasa ee eritaona ôtran'izao ry zareo no teto de ts hita trony :cry:
26. sasa ( 29/05/2006 09:21)
mamz k'hita koa, mbola misy anreto koa aza koa
Tenio
cutie
27. dadabe ( 29/05/2006 10:06)
tenio kosa mbola ao e, dia i cutie manao tsidi pahitra

soa ihany fa i sasa mbola eo(l):-*
28. rurik ( 29/05/2006 11:23)
za ko mbola eto ko =))=))=))
29. dadabe ( 29/05/2006 11:37)
yeuuhh :wink: ary i artistika sao dia mba hitandry ry rurik??:-w
30. mamzelkely ( 29/05/2006 13:43)
ieuu artistika toko tena ts hita tsony aa:roll:
31. Samoana ( 29/05/2006 13:49)


izay vao tadidiko le anaran'ilay akamako tao Comoro
ramaso revy be ko ny niaraka t@ i lery a:°)
[/quote]


Ary dadabe sy ramaso anie noheveriko fa iray lasitra hatr@ izay e! Hay mitovy fa tsy sahala?!:lol:
Maro tokoa ireo ps navitribitrika teo aloha tsy tazana loatra intsony.
-Vao nikipy ramaso dia nihajamba ny serasera
-Vao nihidy ny ikaretsakadia tsy nisy sahy nidi-kitjointsony
-Vao nangingina ny mpanentana dia niha-mumuet ny namana maro.
-Vao nalazolazo ny voninkazokelydia nanjombonjombona koa ny tanàna

Soa fa mihetsika indray ny tanora zandriny mamelom-bolo sy mitondra heryvao indray:)
32. jentilisa ( 29/05/2006 13:52)
Variana any amin'ny blaogy aho r'ise a! rehefa misy manaitra ahy kosa aloha dia mba mandalo miteny ihany na dia izany aza! nahitana zavatra betsaka anie teto e! tia vao angamba aho dia variana ary amin'ny zava-baovao ary!
33. fasaly ( 29/05/2006 15:22)
ié! i jentilisa zao lasa blaogy mavitrika beuh:°):°):°)adino kely ny forum amzao an!:-*
34. Zina ( 29/05/2006 18:37)
efa tsy hita intsony izay resahina
35. pissoa ( 29/05/2006 18:47)
Fa ahoana ry Zina? Njy kou zao raha vao manjavona eo tonga de mivadika WANTED :-D:-D:-D
36. vale ( 29/05/2006 20:18)
dadabe:

yee marina mihitsy ireo lazaindry ireo

fasaly a efa hoe ramaso hoaa fa dakom ihany koa efa nanjavona , bichette moa dia tena veloma mihitsy e, hesham vao maika tsy tazana e:roll:
ao bichette, fa naleo kosa try mijery:P::Plol:, mba tsiditsidiho ihany koa any @ "dinika manokana" any,,:wink:


37. dadabe ( 30/05/2006 01:06)
ahan !

Samona =D=D=D masaka e
Mpandefa : pissoa [ Valio ] 29-05-2006 23:47:30
Lohateny : Re : nakaiza daholo ireo namako??
Fa ahoana ry Zina? Njy kou zao raha vao manjavona eo tonga de mivadika WANTED


toi io koa raha tsy hita eto dia zah mihitsy no hanao WANTED PISSOA:-D:-D
38. sasa ( 30/05/2006 04:06)
hi hi hi hih hi dadabe aza atao an'zany kosa i pissoa
za koa izao efa handé koa, d ahoana d ataon'lah wanted kosa ve?:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
39. dadabe ( 30/05/2006 05:53)
toi anie efa ho hitako foana e :wink:, na hoany andavaka aza hazaiko foana toi , na ho any andanitra hanidinako , ho any anaty rano hilomanosako , ho aty chine =welcome, hijanona ao dago dia tonga soa hummmm milay a

ds = dadabe sy sasa (l):wink::-*
40. mamzelkely ( 30/05/2006 06:27)
za ko ve anaovan dadabe wanted ra sendra ohatra ka manjavona tampoka ko :roll::-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0079