fifi a mathatezitra ahy ianao a
1. ptifou
(
23/05/2006 11:00)
ianao ry fifi tena ra hitako ny misy anao tsy hisalasala mitsy aho hamelaka anao
répondu par vale le 09/06/2006 15:23
3. pissoa
(
23/05/2006 11:07)
fifi sa Fiffi e? :roll:
Fa na fifi na Fiffi klou de 8O8O8O be le tenin'i ptifou e :-D:-D:-D
Fa na fifi na Fiffi klou de 8O8O8O be le tenin'i ptifou e :-D:-D:-D
7. rapala
(
23/05/2006 11:15)
ptifou: fa naninona ano anga i fiffi no ataonao an'izany? Tsy manao an'izany isika ato @ serasera an!
8. mandrindra
(
23/05/2006 11:20)
hevitra sy antony aroso fa tsy mivatravatra maina toy izao. raha nisy nahatohina dia lazao fa mety ho olana arapifandraisana fotsiny izany.
ary raha mahatsiaro tena ho kôfiboay dia aza mba sipa mihitsy no menacer-na hanaingana tanana !!!
ary raha mahatsiaro tena ho kôfiboay dia aza mba sipa mihitsy no menacer-na hanaingana tanana !!!
10. totofy
(
23/05/2006 11:24)
ho raikitra ny kombaka klé ... fiffi ...mandehana mody aingana:-D:-D:-D:-D
mody haigana wa ....mandehana mi-pa ...:-D:-D:-D
mody haigana wa ....mandehana mi-pa ...:-D:-D:-D
11. Bariry
(
23/05/2006 11:26)
Aza atao an'izany kosa i Fiffi êh!
Fifi nge hendry be sady mahafinaritra beuuuuuuh.
Fifi nge hendry be sady mahafinaritra beuuuuuuh.
13. rurik
(
23/05/2006 11:32)
ahoana koa ary zany?
azavao aloha fa misy fiffi maro ato misy fifi misy fiffi ka iza???????????????????????????????????????????????????????????????????????
azavao aloha fa misy fiffi maro ato misy fifi misy fiffi ka iza???????????????????????????????????????????????????????????????????????
14. pissoa
(
23/05/2006 11:34)
mandrindra:Marina mahitsiny io tenenin'i zokilahy mandrindra io ;-)
hevitra sy antony aroso fa tsy mivatravatra maina toy izao. raha nisy nahatohina dia lazao fa mety ho olana arapifandraisana fotsiny izany.
Namana foana leisy ry ptifou an
:) de ampy ozizy sefo.
15. mamzelkely
(
23/05/2006 11:44)
hummm fa nanin anao klou fiffi ee :-w:-w aazavao marina fa aza toundé mivatravatra ôtran'io fa tsssssss
17. rurik
(
23/05/2006 12:03)
na izy ary nandalo dia lasa ko :(:(:(:(raha tsy tianao azavaina eto dia dinio aloha izay tokony hosorata fa manjary mahasosotra ny sasany .
za koa efa tratrn'io teto nefa tena tsy haiko we inona no dikany ary naninona azy aho.
rehefa tsy tianao ny hamaly ireo fanotaniana ireo dia tsy tokony nosoratanao teto io resaka io.
za koa efa tratrn'io teto nefa tena tsy haiko we inona no dikany ary naninona azy aho.
rehefa tsy tianao ny hamaly ireo fanotaniana ireo dia tsy tokony nosoratanao teto io resaka io.
19. sasa
(
23/05/2006 12:14)
ptifou:
ianao ry fifi tena ra hitako ny misy anao tsy hisalasala mitsy aho hamelaka anao
aza ataonao an'zany Fiffi fa raha misy zavatra tsy mety nataony d teneno fotsiny izy, d mba ataovy mangingina any na mba andefaso hafatra izy fa tsy mety ny zavatra otranzao :evil:
20. mamzelkely
(
23/05/2006 12:15)
za ko ky ry fiffi de manao an'io mitry ato :roll::roll::roll::roll: franchement tena mampalahelo le fisainana :roll::roll::roll::roll: