fifi a mathatezitra ahy ianao a
21. Fiffi
(
23/05/2006 12:17)
fa i Fiffi ve aloha sa i Fifi sa i Fify no mahatezitra an'i ptifou :?::?::?:
Zah Fiffi ve zany ? raha zah manko dia mba lazao hoe naninona zah ? satria tena tsy hitako mihintsy aloha naninona an'i ptifou zah an! Raha nisy zavatra nataoko ka raha tsy zakanao dia aza mihafahafa fa lazao eto an!
Zah Fiffi ve zany ? raha zah manko dia mba lazao hoe naninona zah ? satria tena tsy hitako mihintsy aloha naninona an'i ptifou zah an! Raha nisy zavatra nataoko ka raha tsy zakanao dia aza mihafahafa fa lazao eto an!
22. mamzelkely
(
23/05/2006 12:24)
ka na njy anie le izy fiffi na fifi le un eul "f" de ts tokony hanao an zao izy angamba izy te hahazo dinika be mpamaly :-D:-D
23. Fiffi
(
23/05/2006 12:32)
sasa:
aza ataonao an'zany Fiffi fa raha misy zavatra tsy mety nataony d teneno fotsiny izy, d mba ataovy mangingina any na mba andefaso hafatra izy fa tsy mety ny zavatra otranzao :evil:[/quote]sasa aahh!! tsy maninona akia na dia lazainy eto aza hoe naninona azy zah an! satria mandry ny heritreritro aloha raha zah io fifi io an! ka ny zavatra tena tsara ry ptifou de lazao eto ho fantatrin'ny rehetra izay tsy zakanao hoe nataoko t@ nao an! fa aza manaratsy olona tahak'izao kosa raha tsy misy antony an! De miandry anao zah an! (raha zah aloha io an!)
25. Herimiafina
(
23/05/2006 12:49)
Misy Fiffi, dia misy Fifi, de misy Fify maro ato ka iza ilay tadiavin'i ptifou felahina. Tandremo sao miditra amponja amin'izany projet d'agression izany klé.
26. texe
(
23/05/2006 13:01)
ka le fiffi ange bedabe fa farito tsara izay lazainao:roll::roll::roll::roll::roll:
27. booboo
(
23/05/2006 13:04)
na lé iraika na lé iraka tsy mety mitsy lé miantsy raha ôtra an'io. Mendrika ny mahazo " gniark gniak gniark " ny mpanao ôtra io.
30. pissoa
(
23/05/2006 13:17)
ravakamalala:Hihihi, aza manao ze hampivanitika retsy an :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
fa ptifou ve ptifou e????
inn aza ity an!
32. lemenakely
(
23/05/2006 13:26)
petit fou ny pseudony aza efa petit fou...tsy ny adàla no betsaka fa ny ondrakondrafana no betsaka e...ny hendry mody voky fa ny adàla manesika ihany
35. Ragadona
(
23/05/2006 16:00)
nareo ko ange tonga dia misafoaka dhl, aiza zao le nanao ny sujet. Hadihadio ange ny mety hoe fihetsehampo fonosin ilay fhzteny :"fifi a mahasosotra ahy ianao a", mety ho inona ary no tena dikan io eo amin izy sy fifi na koa hoe ny fandraisany an i fifi ? Tsy hoe sanatria miaro an le ranamana aho a, fa toa mahita lecture hafa amin ilay fehezan teny aho ...
36. pissoa
(
23/05/2006 16:11)
Eka wa Ragadona, tsssss. Nefa io lazainy io izao hoe
ptifou:mety kapoka kely fotsiny :roll:
ianao ry fifi tena ra hitako ny misy anao tsy hisalasala mitsy aho hamelaka anao
40. sasa
(
24/05/2006 04:12)
ptifou:
mafy b nga enao sy fiffi:x:evil:
Fiffi io akia no teniny farany d tsy niverina tsony izy, mino aho fa mamaky fotsiny iny sisa fa tsy sahy miditra tsony
Misy toetra mintsy wa le olona
Lemenakely tena ptifou marina mintsy :-D:-D:-D