fifi a mathatezitra ahy ianao a

42. mamzelkely
(
24/05/2006 05:09)
ka te hahazo statistika hoe hafatra be mpamaly izy angamba ry reto aaa:°)

43. Fiffi
(
24/05/2006 05:24)
[quote=ptifou]mafy b nga enao sy fiffi:x:evil:/quote]
ptifou: hummmm ! fa zah mihintsy nga io ? Fiffi ? hummmm ! tsy mafy be zany zah fa raha mitady ahy enao de ahita kosa an! hehehehehehe !! fa aza manao toetra ratsy tahak'izao fa tssssssssssss :evil:
ptifou: hummmm ! fa zah mihintsy nga io ? Fiffi ? hummmm ! tsy mafy be zany zah fa raha mitady ahy enao de ahita kosa an! hehehehehehe !! fa aza manao toetra ratsy tahak'izao fa tssssssssssss :evil:

44. pissoa
(
24/05/2006 05:27)
Tsy aleo ve ajanona amin'izay ity resaka ity ry zareo raha tsy hamaly intsony i ptifou :@

46. mamzelkely
(
24/05/2006 05:40)
fiffi tokony hitanjina ihany izy fa fiffi anie hummmmmm:wink::-D:-D

49. dadabe
(
24/05/2006 06:15)
humm hisy reglemaa de kaonty ato izany le, humm aleo ihany haka pilasy sy popcorn sao raikitsa eo ireo le:°)

50. pissoa
(
24/05/2006 06:19)
ptifou:Tratran'ny pisson de Mai daholo kle =))=))=))
vazivazy za fa zany v d tszakanao ry Fiffi a
ptifou :-*:-*:-*

52. bobone
(
24/05/2006 06:30)
Fa de naninona loatra aky no atao an'izany izy an! tezera hono anie fa aza manota ary aoka tsy ho tratry ny masoandro milentika ny fahatezeranao e!
tambatambazo izy e!
tambatambazo izy e!

54. mamzelkely
(
24/05/2006 10:05)
diso toerana ty dinika ty zany zany fa tokony tary ambadika tary ko :roll::-D:-D

56. pissoa
(
25/05/2006 06:10)
Atoroko hevitra elah: raha tsy izaho le izy tonga dia andefaso hafatra mitokana. Tena marina io an 8)

57. Fiffi
(
25/05/2006 06:10)
zany ve ? de iza hono kay ? koh maninona aloha no hatao hoe "mahatezitra" anao ? :wink:

58. diamondra27
(
25/05/2006 06:37)
le ptifou 'ty kou manao adina macho sa ahoana fa mety te hikoty izy de mody dominy aloha le fifi de avy eo manambitamby azy de avy eo amboariny @izay
hummmm, teknika doly izany, sa efa nisy afera tany fa tsy hitanay (tany ambadika ohatra. De ady mivady anareo any ve de exhiber-nareo eto letia e!tssss )
hummmm, teknika doly izany, sa efa nisy afera tany fa tsy hitanay (tany ambadika ohatra. De ady mivady anareo any ve de exhiber-nareo eto letia e!tssss )

59. Ragadona
(
25/05/2006 10:52)
Io ary lay paika efa koboko tary alo tary hoe diniho ny fihetseham po raiketin ilay fehezanteny