fitiavana

1. mamzelkely ( 02/05/2006 10:49)
inn kay ny porofom-pitiavana tinareo njinja atao aminareo :lol:
répondu par naughtyboy le 20/05/2006 01:28
2. Fiffi ( 02/05/2006 11:07)
mamz: hummmmmmm !! (aleo aloha hiheritreritra kely)
3. totofy ( 02/05/2006 11:13)
:roll::roll::roll:
4. Fiffi ( 02/05/2006 11:16)
toa gaga be totofy ? inona no porofom-pitiavana mba tianao ?
5. mamzelkely ( 02/05/2006 11:21)
mbô valio ry totofy fa eo no gaga eo ftsn

fiffi eritrereto tsara aza ee fa aza ela be aa :-D:-D
6. Fiffi ( 02/05/2006 11:22)
tsy dia tea aiko loatra hoe inona no porofom-pitiavana tena tiako fa rehefa mifampahatoky fotsiny de mety amiko!
7. mamzelkely ( 02/05/2006 11:24)
mety zany ka fa ts misy zvt irinjy mba ataony ve we hors du commun ftsn
8. mandrindra ( 02/05/2006 11:24)
fiffi, ny toky fitaka fa ny atao no hita e.
9. nani ( 02/05/2006 11:28)
Ny ana aloha tiko daholo zay atao ana refa tsy lainga zany eee , zani hoe refa tena avy amin fony mintsy , njinja fa lai tenenina keli hoe je t aime , miaraka aminn bizz mamy beuu isananjo , de hitonjana sokola keli na rozy sns ..
10. Fiffi ( 02/05/2006 11:30)
omeo toky aho
mba tsy hamohifoha
fa ianao
no masoandroko

mamz: raha lhl zah de omeko peratra misy diamondra! nefa zah vhv de inona re eh ?
11. kala ( 02/05/2006 11:42)
toa hoatrany tiako daholo akia zay ataony â!:roll:

na le mandaingalainga kely nefa tratra foana reny:wink: izy aza tsy manaoan'izany kay fa poussy aloha tamin'iny :-*

fa tsy efa porofom-pitiavana daholo be zay ataony ê!:-*:-*
12. totofy ( 02/05/2006 11:54)
hay ve e!
ny porofom-pitiavana nge be da be ohatran' ny isan' ny volon-doha é ... fa ny mety hitako izao aloha dia ny fitiavana tsy avy amin' ny FO fa avy amin' ny SAINA ... sady tsy matérialiste , fitiavana tsy manova olona (izao no tiako ataoNAO .....).... dé misy fifanajana... sady tsy raisina sérié be fa cool, fa ra vô sérié de lasa misy possession ao (efa vadiko anao , sipako ianao..; tsy mandray ny 1/2 ho ZAVATRA ) dé miaina isan'andro ny tena atao hoe fitiavana(à fond) fa tsy zatra be hoe efa ahy ity ....ny fitiavana mora miova loko é , mba tsy hisian' ny NENINA raha sendra tonga izay andro izay fisaharana na blem....
13. sonwin ( 02/05/2006 12:01)
mamzelkely:

inn kay ny porofom-pitiavana tinareo njinja atao aminareo :lol:


action gaigy be
14. mamzelkely ( 02/05/2006 12:04)
hummmmmmmmm lalina zany klé 8)

15. xxx ( 02/05/2006 12:05)
FIDELITE na ny fahendrena io raha amiko manokana no tena porofo-pitiavana ..ka raha ho zarazaraiko @ olon-kafa ve ny olo-tiako dia inona no maha fitiavana an'izany?
16. mamzelkely ( 02/05/2006 12:16)
ra tinao hanao folie ho anao aza ny sipanao de inn no mba tinao eee:lol:
17. sweetia ( 02/05/2006 12:37)
ny anah zao tiko ra mitabataba je t'aime eto am forum izy k'ty :°)
18. diamondra27 ( 02/05/2006 13:22)
totofy: je t'aime be anao za raha za no ataonao an'io.
mba omeo moa e!:wink:
19. Ragadona ( 02/05/2006 13:24)
Ny ahy tsy le izy miezaka mitady izay fomba hanaporofoany ny fitiavany no tena maha faly ahy sy tiko fa le fihetsiny maningana tsy voafehiny indraindray noho ny tosim pitiavana avy ao anatiny
20. zoklbfkfk ( 02/05/2006 13:34)
mampisaina ity sije ity leisy :roll:
'lay olon-tiana somary mihantahanta sy midongy kely iny aloha mbola tsy matiko lolo :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3745