fitiavana
21. mamzelkely
(
02/05/2006 13:52)
ka zay mits le tena tiko lazaina ry ragadona ts calculé-na zany :roll:
zoklbfkfk mampisaina tokoa ve hihihi aza alefa lavitra lôtra ny saina ka :lol:
zoklbfkfk mampisaina tokoa ve hihihi aza alefa lavitra lôtra ny saina ka :lol:
22. kiali
(
02/05/2006 14:23)
nenah aloha raha mety ampindraminy an'ah ny rahavaviny sy ny cousine sy ny "meilleur amie"-ny de tena porofo-pitiavana manja be zany eh!=))=))=))=))
24. totofy
(
02/05/2006 15:42)
diams : valiny : kou inn ny olana :-D:* , contrat 99 ans + 1 mois pour essai :lol::lol::lol: totofy ngé libre é =))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))
26. kiali
(
02/05/2006 16:38)
totofy:
hay ve e!
ny porofom-pitiavana nge be da be ohatran' ny isan' ny volon-doha é ... fa ny mety hitako izao aloha dia ny fitiavana tsy avy amin' ny FO fa avy amin' ny SAINA ... sady tsy matérialiste , fitiavana tsy manova olona (izao no tiako ataoNAO .....).... dé misy fifanajana... sady tsy raisina sérié be fa cool, fa ra vô sérié de lasa misy possession ao (efa vadiko anao , sipako ianao..; tsy mandray ny 1/2 ho ZAVATRA ) dé miaina isan'andro ny tena atao hoe fitiavana(à fond) fa tsy zatra be hoe efa ahy ity ....ny fitiavana mora miova loko é , mba tsy hisian' ny NENINA raha sendra tonga izay andro izay fisaharana na blem....
tena miondrika eo anatrehan'ny fahendrenao zaho tompoko ! fa zany oe "oiseau rare" ny olona manana io heritreritrao io! (zah ve oiseau rare???=))=)))
28. Herimiafina
(
02/05/2006 17:34)
Zah ry reto tsy mahalala izany porofo-mpitiavana izany an! Mba hampio fa raha mipetraka amiko angamba io fanotaniana io dia maty aho.
30. Fiffi
(
02/05/2006 18:07)
Herimiafina: tsy mahafaty akia io an! asa raha hanampy anao izao fa amiko aloha dia ny fitiavana hiany de efa porofo lehibe , ny fonao hiany no mitondra anio . Fa nahoana koa ary aloha no hilana porofo mivaingana rehefa ny fonao no mibaiko ny fitiavanao ?
31. diamondra27
(
02/05/2006 18:27)
totofy: de inona no mahatapatsinahy @izany:(
sao de manandrana de mahita tsirony de miala avy eo tssssss aleo hijanona raha zany fa tsy porofompitiavana izany. :P
sao de manandrana de mahita tsirony de miala avy eo tssssss aleo hijanona raha zany fa tsy porofompitiavana izany. :P
33. ikalakintina
(
02/05/2006 18:57)
maita atao mitsy mamz an!, milay kambo e!, ny ahy reto ampy ahy oe tiako enao na par phone aza a!, refa matoky de zay!
34. totofy
(
02/05/2006 19:36)
diams : ny CPE ngé efa tsy misy intsony , sady sarotra izany hoe mamolavola izany dé mamela ho an-dry zalahy :lol::lol::lol:
fiffi : :-D:-D:-D hazo avo halan-drivotra :?:
fiffi : :-D:-D:-D hazo avo halan-drivotra :?:
35. vale
(
02/05/2006 21:07)
totofy:totofy>=D ny ahy koa ohatran'io hevitrindry io...(l)
hay ve e!
ny porofom-pitiavana nge be da be ohatran' ny isan' ny volon-doha é ... fa ny mety hitako izao aloha dia ny fitiavana tsy avy amin' ny FO fa avy amin' ny SAINA ... sady tsy matérialiste , fitiavana tsy manova olona (izao no tiako ataoNAO .....).... dé misy fifanajana... sady tsy raisina sérié be fa cool, fa ra vô sérié de lasa misy possession ao (efa vadiko anao , sipako ianao..; tsy mandray ny 1/2 ho ZAVATRA ) dé miaina isan'andro ny tena atao hoe fitiavana(à fond) fa tsy zatra be hoe efa ahy ity ....ny fitiavana mora miova loko é , mba tsy hisian' ny NENINA raha sendra tonga izay andro izay fisaharana na blem....
36. vale
(
02/05/2006 21:16)
fanampiny kely: misy koa ny ol(lhl na vhv) sasany efa fahazarany be fotsiny le mots doux ireny ka aza de sodoka be an'reny fotsiny fa ts dia azo lazaina ho porofom-pitiavana reny an!fa ny FIHETSIKA sy ny FITONDRAN-TENA (amiko alo!) no tena porofom-pitiavana mivaingana fa reny je t'm eeeeeee, mon bb eeee, mon choux eee, sns sns reny indray2 teny entina hanasodokàna fotsiny....
37. cutie
(
02/05/2006 22:08)
Mpandefa : sonwin [ Valio ] 02-05-2006 17:01:50
Lohateny : Re : fitiavana
Hoy i mamzelkely:
inn kay ny porofom-pitiavana tinareo njinja atao aminareo
action gaigy be
zany ny efa mpahay azy :-D:-D:-D:-D
39. mamzelkely
(
03/05/2006 05:58)
fiffi ilaina ko njainjay ny porofo mivaingana ee zah klou ilaiko le izy njainjay ee fa zah mbola ts hiteny ny tena tiko aloh zao :°)
vale marina ko io lazainjy io satri mety lasa pli vava ftsn sisa le mot doux fa ra ts fanaony kosa anefa le izy toundé love beuuu mits njy aaa :wink:
ikalakintina hihihihi sendra mbô nisy nametraka ahy io fanotanina io de averiko eto satri ts hitako zay navaly de maka sopapa zah klou :-D:-D