fitiavana

42. naughtyboy
(
03/05/2006 08:12)
totofy :tsy azo iadinkevitra ny voalaza ,tonga de ampiko kely oue entina matetika ao @ toerana tena orizinaly " Ao antrano falafa... H.Ratsimbazafy "

44. naughtyboy
(
03/05/2006 08:43)
aty amiko aty fa aiza ndray ,manimanina an'io ko nga njy mamzelkely tonga de omeo aty ny adiresy fa alefako any ny fanasana waa

45. mamzelkely
(
03/05/2006 09:09)
an an an ts manimanina zah ka :-D:-D sô de misy namana hafa te hahita azy ko ka :-D:-D

46. naughtyboy
(
03/05/2006 09:47)
ny hotely mantsy somary miangitraingitra no lafo ko ka io trano falafa io no idealy, zao ary e aleo alo azavaina kely innn le trano falafa de avy eo fantatra tsara we aiza..
ny fototr' ilay trano de vita @ fitia mangarangarana
ny rindrina moa fifampitokisana no nandrafetana azy
ny tafo zany natao oue fifandeferana
na ko soloina lanitra sy kintana tsotra zao
tonga de ngodabe no sady mamirapiratra..
Nefa tsy azo adino ilay tompomarika sy namorona ireny rehetra ireny(ilay nahary Andriamanitra)
de io zany le we tranon'olondroa angamba ko..mety any ampo ihany no mahalala oue aiza?

47. ari.malala
(
03/05/2006 09:53)
hoy i mamzelkely hoe
dia hoy aho hoe, raha tena fitiavana avy @ fo tsy mila porofoina fa hita miavaka eny foana. Ny fanajana ilay olon-tiana alo zany de efa zava-dehibe e, ny zavatra tsy tiany tsy atao aminy, tsy fitahina, tsy andaingana, tsy ampirafesina indrindra indrindra,
inn kay ny porofom-pitiavana tinareo njinja atao aminareo

48. mamzelkely
(
03/05/2006 10:18)
naughtyboy tsara kosa zany trano falafa anao zany :lol:
ari aa eny ee za ngeh d'accord amin'io zvt io fa ny tiko ho fatatra hoe inn n plus kely tedavinjy am olo-tinjy à part an reo :)
ari aa eny ee za ngeh d'accord amin'io zvt io fa ny tiko ho fatatra hoe inn n plus kely tedavinjy am olo-tinjy à part an reo :)

49. ari.malala
(
03/05/2006 10:25)
euh... ts haiko ky... manomeza exemple alo njy e, sa v, itondrana bonbon ky za a hihihi

50. vale
(
03/05/2006 10:29)
mamzel> ye marina mihintsy io voalazanjy io aky, le pli vava reny manko efa nahavo anahy:-D ka izay no tsy itiavako ireny, fa aleo aza le ol tsy miteniteny anreny isaky ny mihetsika nefa manaja sy azo iankinana raha misy manahirana sns...:wink::-*:-*

51. mamzelkely
(
03/05/2006 10:42)
vale tena marina mits zany fa na iza aza ilaina ihany klou le tenenina le izy eee zah ôtrany ts mety ny saiko hihih:):-*
ari a ohatra zao we ny tena tiko zao de anaovana demande en mariage any am restaurant zah pdt ny dinner d'anniversaire anay ohatra zany :°):-D:-D
ari a ohatra zao we ny tena tiko zao de anaovana demande en mariage any am restaurant zah pdt ny dinner d'anniversaire anay ohatra zany :°):-D:-D

53. naughtyboy
(
03/05/2006 11:17)
le fikasana tsara ny olontina @ fiainana iny no tanterahana raha resaka plus- kely,mety ho tsotra io nefa azo asarotina koa arakarak\'ilay imagination ...ohatra fotsiny : raha misy olana madinidinika izy eo @ fiainany( misotro toaka,mampirafy...) tsy azo atao ny mitsara avy atrany efa iny no anjara fa aleo mionona ka raha ezahinao ho fantatra tsara ny olana sy olona de any aminao zay le vahaolana,raha mahatsara azy io na enao de andramo fa tsara samy mahazo fiany ...@ fomba ahoana ?anakiray @ reo valiny fifandraisana mila mangatsakatsaka de mifankahazo tsara ny resaka ,tsy anisan\'ny porofo koa ve zany hoe nihanandroso le fitiavana ? ny fanontanina mo de mipetraka foana fa ny valiny de efa any ampony tsirairay ,tsy mora nefa tsy impossible ra tena fitiavana de zay alo ny @ iny fa mba te hiaino ny hafa manankambara ko isika e

54. cutie
(
03/05/2006 11:30)
Mpandefa : mamzelkely [ Valio ] 02-05-2006 15:49:33
Lohateny : fitiavana
inn kay ny porofom-pitiavana tinareo njinja atao aminareo
za efa nahita fa namoy ny ainy mitsy le bandy.
Tena io le porofom-pitiavany zany

55. mamzelkely
(
03/05/2006 12:01)
naughtyboy ary enao zany tena mandinika be mits aaa misy isainana be ny zvt soratanao :)
cutie io aloh ny tena izy io angamba no avo njinja ary mbola tena vitsy ny mahavita an'io k'ty zah klou zao mety ts hahavita ee aleo toundé tsorina :°)
cutie io aloh ny tena izy io angamba no avo njinja ary mbola tena vitsy ny mahavita an'io k'ty zah klou zao mety ts hahavita ee aleo toundé tsorina :°)

60. mamzelkely
(
03/05/2006 13:04)
cutie zah klou mety ts havita ee zany we ra manome organe pour sauver sans que je meurs aloh de vitako eee fa ra hoe ho faty mits tena mila reflexion be zany klé :roll::-D