fitiavana

81. ikalakintina ( 04/05/2006 08:15)
marina aki zany mamz a!, alaivonjy sary antsaina anie oe naneo porofompitiavana ono i HM, de nitsoaka dolo le sipa!, tsy zavatsa mampi:-D:-D:-D:-D:-D! beu veu zany!
:-*:-*:-*:-*njy mamz a!
82. dadabe ( 04/05/2006 08:21)
:roll::roll::roll::roll::roll: ho porofoiko @ i toi ry mamzz ny fitiavako :roll::roll:
83. sonwin ( 04/05/2006 08:25)
bedada mpangorona :-D
84. mamzelkely ( 04/05/2006 08:32)
ndana klou miera am papa le ataoko :* io ambony io ry bedada :-D:-D

ikalakintina le am dessin nimé reny beuu le mitsôka matandraka mitry :-D:-D :-*:-*:-* ko njy
85. vale ( 04/05/2006 21:41)
ikalakintina,mamz> ita wa fa zany mintsy ry reto a, rehefa mba ataony @ fo iny izy tena hmmm, (ilay tsindray2) io e, fa ts le isaky ny mihetsika, tsisy tsirony tsony, sady tena pli vava:-D:-D be fotsiny mihintsy:-D:-D:-D:-D:-D
:-*
86. mamzelkely ( 05/05/2006 04:45)
fa refa izy zay ko ngeh ry vale no ts hiteny mits fa misy un mois njy ts mahazo mot doux mits eee gaga njay :-D:-D:-D
87. kala ( 05/05/2006 05:13)
sonwin:

bedada mpangorona :-D


:-* :-* :-* =D =D =D

dadabe > tsiky hoa de ampy :)


88. mamzelkely ( 05/05/2006 07:50)
fa mangorona inn kay dadabe :roll:
89. dadabe ( 05/05/2006 09:20)
tratrako tsara toi :*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*

zahay sy papa anie mifampiakama e, izy papa fa zah kardinaly :wink:
safe toi ma mere:°):°)
90. mamzelkely ( 05/05/2006 10:05)
miteniteny fôna aaaaa:-D:-D
91. kiali ( 05/05/2006 18:54)
tena tsisy niraraha ny comanterako fa de tsy anoratra tsony zany zah
92. sasa ( 06/05/2006 04:05)
mamzelkely ity:*:*:*:* any am laharana fahafiry akia ?
93. mamzelkely ( 08/05/2006 04:48)
sasa io laharana vôlou io ka :wink::-D:-D
94. Fiffi ( 08/05/2006 05:20)
tena tsisy niraraha ny comanterako fa de tsy anoratra tsony zany zah
:roll:
95. mamzelkely ( 08/05/2006 07:37)
inn aza mo no nolazain kiali teo :roll:
96. naughtyboy ( 20/05/2006 01:28)
ari.malala :asa ra ny fiainana no milangalanga fa aleo ihany maka ny soritra mazava tsara we sady faly no manome zay ananana kou 90 taona nge raims ihany fa ny rehetra efa ananomboka ela be.... ka antsika no manohy ny tantara...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3339