Iza moa no namako?
1. Herimiafina
(
22/04/2006 17:10)
"Raha hanao lanonana fanasana ianao,
-dia aoka tsy ny havanao, ny namanao, na ny mpifanolobodirindrina aminao no hasainao, satria ireny ho faly aminao avy eo ka hanasa sy hamerina aminao izay efa nataonao taminy;
-Fa aoka kosa mba ny mahatra sy ny ory izay tsy afaka hamerina aminao izay vola sy fotoana ary hery laninao rehetra; Andriamanitra any an-danitra no hamaly soa ho anao" .
ha-Mossad le-Modiin ule-Tafkidim Meyuhadim

répondu par marozevo le 10/05/2006 19:08
3. Herimiafina
(
22/04/2006 17:35)
Azonao atao ny mihary harena, saingy tadidio fa an'Andriamanitra avokoa ireny, fa tsy ireny alory no Andriamanitra. :-w
5. Herimiafina
(
22/04/2006 17:52)
cutie: Te-hiady njay ve ianao e! tsy ampya anao angaha ireny omaly ireny?
Sabata izao ny andro tsy mety izany! :-w

6. diamondra27
(
22/04/2006 17:55)
:-D:-D:-D:-D
lasa croix bleue
de lasa mpitory
de lasa tia namana be
de lasa hummmm tsy arako intsony
lasa croix bleue
de lasa mpitory
de lasa tia namana be
de lasa hummmm tsy arako intsony
7. diamondra27
(
22/04/2006 17:57)
HM: marina izany ka, mpindrana fotsiny isika ety antany, vovoka ary hody vovoka ihany koa.
Inona moa ny soa azon'ny olona raha mahazo izao tontolo izao nefa very ny ainy?

8. vale
(
22/04/2006 18:05)
:wink:mmmmmmmh! marina daholo zany rehetra izany!
..ary tsy mbola naheno io voalazan'i HM io mihintsy zah raha tsy izao!! misaotra nampafantatra e!:-*:-*

9. cutie
(
22/04/2006 18:06)
Mpandefa : Herimiafina [ Valio ] 22-04-2006 22:52:27
Lohateny : Re : Iza moa no namako?
cutie: Te-hiady njay ve ianao e! tsy ampya anao angaha ireny omaly ireny?
Sabata izao ny andro tsy mety izany!
ka za ten allergika an'reny mpitory teny reny mitsy ka:twisted:
10. Herimiafina
(
22/04/2006 18:10)
Betsaka ny mitaraina mantsy hoe, nofitahin'ny namana, misy manararaotra rehefa manao soa , sy ny sisa, etc.
Betsaka ny manao hoe: raha manao soa aman'olona dia tamy izy hanararaotra..
Ataovy ny soa dia aza manontany akory, ny madinika hanaovana azy fa an'Andriamanitra ihany ny sazy sy ny valisoa.
Ary tadidio fa ny fanaovana soa dia tsy voatery ny fanomezana mofo ihany, na vola fa ny fanasaziana sy ny fananarana ihany koa dia mety ho soa taonao amin'ny olona iray.
Raha nangalatra izy dia hanaro, ento any amponja hogadraina mba ho afaka ao aminy ny Devolin,ny fangalarana. :-w

12. Herimiafina
(
22/04/2006 18:15)
Rah te-hiaina ao anatin'ny mazava ianao dai tokony hitia ny rahalahinao, raha tsy izay dia tsy ao anatin'ny mazava ianao.
Nefa inona moa no ho lalana hitanao raha any amin,ny maizina ianao no mandeha? Aza mitsoaka ny mazava sao dia ho tafitohina ianao! :-w

13. Fiffi
(
23/04/2006 04:17)
hoy diamondra:
Izany rehetra izany dia tsotra fosiny ny hamintinako azy: raha mihaina @ finoana sy ny mivavaka dia rehefa mba manao soa an'olona dia hatao @ fo madio , am-pitiavana , Andriamanitra hamaly soa anao @ soa vitanao.
lasa croix bleuemisy fotoanany daholo ny zava-drehetra akia an! misy koa akia resaka mba tsy hanaovana kivazivazy an!
de lasa mpitory
de lasa tia namana be
de lasa hummmm tsy arako intsony
ireny ho faly aminao avy eo ka hanasa sy hamerina aminao izay efa nataonao taminy;Herimiafina: raha ny hevitro kosa aloha ny momba an'io dia izao: fa angaha rehefa hoe manasa olona na iza na iza dia tsy maintsy ve aloha hoe hiandry valiny ? raha tena fitiavana ao am-po ny fanasana na fanomezan-dravatra an'olona , amiko aloha dia tsy midika velively izany hoe tsy maintsy hamerina an! sa ve hoe matahotra ny olona raha tsy hamerina dia ho tezitra na asa izay mety hiseho , ohatra hoe tsy hanasa an'ireny intsony aho fa zah efa nanasa azy nefa ry zareo tsy mba manasa ahy ?
Betsaka ny mitaraina mantsy hoe, nofitahin'ny namana, misy manararaotra rehefa manao soa , sy ny sisa, etcmarina aloha izany an! io kosa aloha dia tsy azo lavina fa endrin-dravatra hita ary tena misy manao an'izany mihintsy.
Betsaka ny manao hoe: raha manao soa aman'olona dia tamy izy hanararaotra..indrisy , io dia toetsaina tena hananan'ny olona mihintsy , fa arakarakin'ny tsirairay hiany kosa aloha io an! raha tena fitiavana ve no hanaovana sy hanampiny ny namana , raha mivelona @ finoana , raha tsy misy ny fitiavan-tena , tsy tokony hanana izany heritreritra izany , nefa moa , mivadibadika hatrany koa anie ny fisainan'ny olona an!
Ataovy ny soa dia aza manontany akory, ny madinika hanaovana azy fa an'Andriamanitra ihany ny sazy sy ny valisoa.marina ny anao ry Herimiafina , raha hanao soa an'olona dia tsy tokony hanana heritreritra na dia kely aza hoe tsy maintsy mamaly ny soa vitako satria nanovako soa koa.
Izany rehetra izany dia tsotra fosiny ny hamintinako azy: raha mihaina @ finoana sy ny mivavaka dia rehefa mba manao soa an'olona dia hatao @ fo madio , am-pitiavana , Andriamanitra hamaly soa anao @ soa vitanao.
14. Fiffi
(
23/04/2006 04:20)
Herimiafina: dia hisaorana anao indrindra koa @ izao dinika izao , mahafinaritra , ary maha-tonga saina ka ny Tompo anie hamaly izao soa nataonao izao satria soa tokoa moa izany.
15. vale
(
23/04/2006 11:09)
IE, rehefa manao soa dia tsy tokony hiandry valiny , fa tandremo fa ao @ baiboly koa ange misy hoe: raha manao tsirambina ny eo ankohonana (izay azo adika hoe fianankaviana, izay mitatra @ havana io @ malagasy) dia hosaziana ianao! ka misy manko olona mi-négliger ny fianankaviany , ny havany nefa ny olon-kafa an, hainy ery ny mizarazara sns, fa tsy voatery ny havana ihany koa no hantenain'ny olona hamaly soa fa indrindra aza ireo olona hafa an!!
fehiny: na manao soa ianao na @ iza na @ iza tsy tokony hiandry valiny fa Atra mahita ny soa vitanao!ary izay hataonao @ ireny kamboty sy ory sy malahelo ireny hoy ny Tompo dia toy ny hataonao AMIKO ihany koa, noho izany tsy tokony hanao soa fa hoe ity olona ity afaka hamaly ahy izay nataoko taminy avy eo!!izay ny tena fitiavana!!:wink:

16. Fiffi
(
23/04/2006 11:20)
vale: marina akia ny andry an! tsy hitako koa anie izay hoe hanaovan-tsoa an'olona raha fiandrasana valiny no hanaovana an'izany an!
Tokony ho tsarohana fotsiny fa matoa manao soa ny olona tsy ny fiandrasana valiny no hanaovana an'izany fa izany no tena hatao hoe fitiavana ary aza mametraka fanontaniana akory hoe "Voavaliko anao ve izao soa nataonao ahy izao" ? fa ao ny fitiavana nanaovana azy ary ny Tompo halay foana ny soa nataonao.

18. pissoa
(
23/04/2006 16:23)
Herimiafina:Anjekaky oo :{:{:-*:-*
ha-Mossad le-Modiin ule-Tafkidim Meyuhadim
Herimiafina:Tsikitsiky koa leitsy an :):-*
Ary tadidio fa ny fanaovana soa dia tsy voatery ny fanomezana mofo ihany, na vola fa ny fanasaziana sy ny fananarana ihany koa dia mety ho soa taonao amin'ny olona iray.
19. vale
(
23/04/2006 16:45)
Fiffi:Fiffi::-*(l)
vale: marina akia ny andry an! tsy hitako koa anie izay hoe hanaovan-tsoa an'olona raha fiandrasana valiny no hanaovana an'izany an!
Tokony ho tsarohana fotsiny fa matoa manao soa ny olona tsy ny fiandrasana valiny no hanaovana an'izany fa izany no tena hatao hoe fitiavana ary aza mametraka fanontaniana akory hoe "Voavaliko anao ve izao soa nataonao ahy izao" ? fa ao ny fitiavana nanaovana azy ary ny Tompo halay foana ny soa nataonao.
20. Herimiafina
(
23/04/2006 19:16)
Ny fitiavan'Andriamanitra dia Agape, amour inconditionnel, tsy mila tambiny.
Raha miteny Izy hoe Mifankatiava toy ny nitiavako anareo, dia hitady tambiny ve isika ka ho ataontsika fa hanararaotra atsika izay tsy manome izany?
Raha hanao soa ve de tsy maintsy hitady valiny, eny na valiny avy any andanitra aza?
Misy ve olombelona ka manao soa na fantany fa ho very any amin'ny afobe aza izy raha izany?
Efa azo sokajiana ho tambiny ihany mantsy raha miandradra ny lanitra eo ampanaovana ny soa. :@