Iza moa no namako?

61. Fiffi ( 05/05/2006 08:27)
ka hatramin'izay anie ny nandikana an'io dia ratsy foana eh! ka normal raha toa ka tsy zakan'ny vavony , saingy inona tokoa no handikana azy ?
62. marozevo ( 05/05/2006 23:10)
Mba ampio ary aho hitady teny hafa manome "sens positif" ny teny hoe OZONA.
63. Fiffi ( 06/05/2006 06:50)
(mbola mitady).....
64. marozevo ( 08/05/2006 14:56)
Za moa dia efa tsy nahita fa miandry izay tadiavinao
65. Fiffi ( 09/05/2006 14:30)
tena tsoriko aloha fa sy nahita aho , ary miheritreritra aho hoe inona moa no andehanana hamakiana loha @ io ? Ho an'ny sasany aloha dia mety hoe tsy tsara ny fomba fampiasana azy fa ao koa izay mampiasa an'io teny io autremet zany eh!
Ohatra zao hoe hilaza aho hoe : "tena voahozin'ny ity boky ity aho" io boky io moa ve dia andeha hanozona ahy marina ? saingy izaho hiany zany no mandany ny fotoana rehetra hamakiana io boky io dia tsy misy zavatra hafa vita . Raha toa kosa aloha ka nahazahoako tombontsoa ilay ozona dia tsy misy hanenenako zany fa dia ho tohizako.
66. marozevo ( 10/05/2006 19:08)
Ndao ary ho ekena fa mety ilay teny hoe "ozona masina" eh.

Je jure devant.... sao dia mba mianiana re no mety ah. Asa....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0587