Iza moa no namako?
21. vale
(
23/04/2006 19:23)
marina koa aloha izay eh, fa na dia atao hoe tsy nisy aza Atra an, ny manao soa tsy mila tambiny tokony hiainana tokoa!!
22. Fiffi
(
23/04/2006 19:25)
Miala tsiny aminareo rehetra aho raha toa ka miteny izao manaraka izao :
-Raha azo hatao dia mba mangataka antsika namana rehetra rehefa mba mamaly ny dinika eto amin'ny FIVAVAHANA SY FINOANA dia tsy hanao kivazivazy sy tsy hatao finanihaniana ny valiny fa zava-tsoa ho antsika tsirairay avy ny eto . Satria efa misy ny toerana natokana hanaovana an'izany. Misaotra antsika rehetra.

23. Fiffi
(
24/04/2006 03:41)
fa hanararaotra atsika izay tsy manome izany?Herimiafina: tsy azoko loatra ny tianao lazaina eto an!
Raha hanao soa ve de tsy maintsy hitady valiny, eny na valiny avy any andanitra aza?Raha te-hanao soa dia raha tsy amin'ny fonao tantereaka ny hanaovana azy dia aleo tsy manao , indrindra fa hoe hanao soa ianao ka hiandry valiny . Inona no tokony hanaovana soa raha ny valiny no handrasana ?
Misy ve olombelona ka manao soa na fantany fa ho very any amin'ny afobe aza izy raha izany?ahoana moa izany ry Herimiafina ? hanao soa ve dia ho very any amin'ny afobe ? dia ho soa ve izany hatao zany ? Tsy mifanaraka amin'ny soa aloha izany an!
24. kala
(
24/04/2006 04:16)
zà aloha ry HM dia tsy mahita rirany amin'io voalazanao io fa dia entiko amin'izay mampety azy ny fiainana â!:roll:
ary aiza moa ity afobe lazaina:?:
ary aiza moa ity afobe lazaina:?:
26. Fiffi
(
24/04/2006 05:33)
dadabe: indrisy akia fa misy dia misy tokoa ny olona izay mihaina @ fiainany tsotra izao , tsy mamakivavy , tsy manadihady , fa dia mizotra arakin'ny fandehany eo fotsiny hiany.
Fa raha zah manokana aloha dia tsy ho vitako ny mihaina raha tsy misy ny fivavahana an! io aloha dia arakarakin'ny tsirairay hiany .
Fa raha zah manokana aloha dia tsy ho vitako ny mihaina raha tsy misy ny fivavahana an! io aloha dia arakarakin'ny tsirairay hiany .
27. dadabe
(
24/04/2006 06:19)
HE!tandremo ihany iizany fanehoandry hevitra izany fa sao lazain'olona fa mitsara azy eo a:roll:
28. vale
(
24/04/2006 06:28)
Fiffi> marina tokoa ny voalazandry ! efa misy ny toerana natokana hanaovana ireny kilalao sy hatsikana ireny ato, ka rehefa mba resaka matotra aloha dia mba valiana matotra koa eh !zah aloha namaly tsara ko!:D
29. Fiffi
(
24/04/2006 06:28)
dadabe: tsy mitsara velively aho an! fa na aiza aleha na aiza , na any amin'ny firenena aiza dia misy toka izany . Tsy ny olombelona rahetra anie no mino an'Andriamanitra sy mpivavaka eh! Na izany na tsy izany tsy misy fitsarana olona izany ary tsy anjarako koa no hitsara olona satria samy manana ny fiainany ny tsirairay.
30. Fiffi
(
24/04/2006 06:35)
dadabe: ary zavatra misy koa anie izany an! fa tsy hoe noforonina , ka izay no nolazaio hoe , indrsisy fa misy dia misy tokoa ny olona izay mihaina tsotra izao , firy , firy tokoa moa ny olona izay tsy mino an'Andriamanitra fa tsy anjarantsika ny mitsara na hitsikera an'izy ireny satria samy manana ny fiainany ny tsirairay.
Ary tadidio koa fa hoy ny fitenenana hoe "aza mitsara olona ianao mba tsy ho tsaraina koa" ary tsy anjarantsika velively no andeha hitsara indrindra fa raha resaka fivavahana sy finoana fa fanajana ny zon'ny tsirairay no hatao.

31. Herimiafina
(
24/04/2006 15:46)
Manararaotra! Inona moa io? Fomba ilazantsika sy iantsoantsika ireo olona managataka amintsika ve?
Sa ireo olona avy noampiana ka mbola mangataka foana sa ireo olona tsy hita rehefa mandeha ny fiainany fa hita rehefa tsy metimety ny fiainany.
Eo no mipetraka ny fanontaniana? Ianao ihany dia mahavaly azy!
Moa va olona TOKONY NANAOVANA SOA NO NANAOVANAO IZANY.
Moa va ny madinika araka ny nolazain'ny Tompo no nofahananao sy nomenao rano?
tsy voatery ny mahatra irery anie no majinika e, ary tsy voatery ny fanomezambola irery no soa.
izay mantsy no hany mba fantatry ny sain'ny olombelona karaha vao miteny hoe Hanao soa dia vola foana no ao andoha, ary lazainy fa mandrava fihavanana izany na avy ny mpanararaotra. :-w

32. Fiffi
(
24/04/2006 19:05)
hoy Herimiafina:
Manararaotra! Inona moa io? Fomba ilazantsika sy iantsoantsika ireo olona managataka amintsika ve?manararatra: amiko aloha io dia izao: manararaotra satria malemy fanahy aminao ny olona irey. ohatra zany hoe nanampy olona ianao t@ fahasahiranan'io olona io , dia hitany fa tena nanome ary tena nanampy tokoa ianao , avy eo nefa dia tsy mba manao effort mba hialana @ fahasahiranana io fa dia manao ao an-tsaina fotsiny hoe " andeha indray aho hitalaho sy angataka any aminy" dia indro tokoa fa hataony zany , moa ve tsy fanararaotana izany ? satria mahafantatra ilay olona mpangataka fa tsy handaha ianao nohon'ny fo benao @ fitiavana an'olona sy ny fanampiana ireo izay mila dia tsy mitady lalana hafa izy hivoahana @ fahasahiranana fa dia any aminao foana no hangataka. Zany no manararaotra amiko aloha fa samy manana ny fandraisany azy koa ny tsirairay.
Moa va olona TOKONY NANAOVANA SOA NO NANAOVANAO IZANY.sarotra be ny hamaliana a'io fanontanianao io satria raha hanao soa an'olona ianao dia tsy nisy fanerena fa vokatrin'ny fonao hiany no nanaovanao azy. Raha raisina indray hoe ilay olona nanararaotra no hipetrahan'ny fanontaniana dia tsy ho fantatra mialoha izay zavatra ho hataony fa na izany aza dia rehefa manao soa an'olona dia tsy hiandrasana hiany koa hoe , na hametrahana fanontaniana hoe "mbola hangataka ve izy @ manaraka sa tsia ?" fa dia mihonona ny fonao ary ahatsiaro sambatra tokoa fa mba nahavita soa an'olona.
33. cutie
(
24/04/2006 20:35)
hono wa ry reto
reo zavatra voalazanareo @ fanaovantsoa reo??
Amtsoina we karazana finoana in reny olona manao soa reny??
mpino kristiana ve ??
reo zavatra voalazanareo @ fanaovantsoa reo??
Amtsoina we karazana finoana in reny olona manao soa reny??
mpino kristiana ve ??
38. zozefa
(
25/04/2006 18:13)
nefa miankina amn'ny tanjona ihany ny fahitako azy, fa raha te hidedadedaka ve aho tsy manankarena no asaiko de atao fantatry ny oll rehetra fa nanasa ny mpanakarena aho,
fa raha ny nolazain'ny Tompo eto kosa de hoe raha te ho sambatra ianao de ny malahelo, ny kilemaina, ny mandringa ary ny jamba no asaina
de mahaiza mifidy aza e!
fa raha ny nolazain'ny Tompo eto kosa de hoe raha te ho sambatra ianao de ny malahelo, ny kilemaina, ny mandringa ary ny jamba no asaina
de mahaiza mifidy aza e!
39. marozevo
(
25/04/2006 18:30)
Zovy no afaka hilaza fa nahita an'Andriamanitra ?
Iza no afaka hilaza fa nibanjina ny tavany ?
Raha mifankatia anefa isika dia ho sambatra,
satria monina eo anivontsika Andriamanitra Ray.
Iza no afaka hilaza fa nibanjina ny tavany ?
Raha mifankatia anefa isika dia ho sambatra,
satria monina eo anivontsika Andriamanitra Ray.
40. Fiffi
(
25/04/2006 19:14)
marozevo: "Sambatra izay mino nefa tsy nahita"
Nefa raha mifankatia tokoa isika dia ho sambatra satria hoy ny Tompo hoe "Mifankatiava ianareo tahakany nitiavako anareo"
Nefa raha mifankatia tokoa isika dia ho sambatra satria hoy ny Tompo hoe "Mifankatiava ianareo tahakany nitiavako anareo"