Ampidiro aloha ny tenimiafina
Tsy teo ambony rano hono ...
1. lapino
(
04/04/2006 22:44)
Tsy teo ambony rano hono no nandeha i Jesosy, fa teo ambony lagilasy. Izany indray no TEORIA navoakan'ity profesera amerikana, http://go.reuters.com/newsArticle.jhtml?type=scienceNews&storyID=11750867&src=rss/scienceNews
Misy objectivité ary ve izany siansa izany kle?

répondu par Fiffi le 06/05/2006 11:01
2. LazaRandri
(
04/04/2006 22:59)
lapino:TSIA. hahaha. Fangah hono tamzany dia efa nisy ice breaker notaingenan'ny mpianany? hahaha
Misy objectivité ary ve izany siansa izany kle?
3. marozevo
(
04/04/2006 23:00)
Ka rah izany no izy dia tokony ho nandeha teo ambony laglasy koa i Petera fa tsy ho nilentika.
Ary angaha ny sambokely mety mandeha raha misy Laglasy. TITANIC aza vakin'ny Lagilasy ko maika fa ny sambokelin'ny mpianatr'i Jesoa.
Tandrametaka ihany io lazain'ilay "olo-mahay" io ka..
Entoukà misaotra an'i lapino fa mba nisy nitsikiana kely iny.

4. Fiffi
(
05/04/2006 03:12)
TSIAmarina mihintsy io lazain'i marozevo io , fa ny amerikanina mahita lazaina foana , ny hi-contre ny baiboly indrat no tadiaviny ? hoy Jesoa "Homme de peu de foi"
5. Angolaina
(
05/04/2006 04:42)
Miankina @ finoana io ka ! nga tsy hitanareo le andalana ao anaty baiboly hoe fa sambatra kokoa ny mino nefa tsy nahita !
6. Fiffi
(
05/04/2006 04:50)
sambatra marina izay mino nefa tsy nahita. Tsy azo lavina io , saingy misy ny logika . misy ny finoana.
"Homme de peu de foi" hoy Jesoa , jerena fotsiny inona no nahatonga azy niteny an'io de mazava ny rehetra.

7. hery
(
05/04/2006 05:58)
Vao hitako tamin'ny gazety teo koa io dia vao saika himenomenona teto aho... kay ny an'i lapino no tonga aloha :-D
Ho vizana ihany ilay rangaha io raha hitady fanamarinana ho an'ny fahagagana rehetra niseho tamin'izany fotoana izany. Angamba rehefa kelikely dia hiteny izy hoe "Images synthèses" daholo ireny... fa i Jesoa dia efa nampiasa ordi :-) Dia amin'ny farany miaiky hoe "Ie! nanana ordi izy satria Andriamanitra" :-D

8. lapino
(
05/04/2006 06:09)
Angolaina:
Miankina @ finoana io ka ! nga tsy hitanareo le andalana ao anaty baiboly hoe fa sambatra kokoa ny mino nefa tsy nahita !
Rehefa miresaka siansa dia resaka lojika, mitady hahazo foana ny hoe fa inona no mahatonga izany? Ny finoana indray, tsy mitady hahazo n'inn inn, fa mino fotsiny.
LR, na dia nanana icebreaker aza izy, tsy ho nilaina akory fa:
Matio.14:24:
24 Ary efa mby teo ampovoan'ny ranomasina ny sambokely tamin'izay, dia natopatopan'ny alon-drano izy, fa notohain'ny rivotra.
9. Fiffi
(
05/04/2006 06:33)
tara indray zany hery raha izany! :-D fa angaha mbola tsy hain'i heryaloha fa ny lapino anie matanjaka sady mahay mitsorika sady sarotra be ny fahazahoana azy eh ? :-D:-D non fa mba vazi2 ny ahy iny. Ny olana koa manko dia ireo amerikanina miseho azy ho azy ireo , ny azy dia tsy maintsy hasiany faille daholo ny rehetra. Fa na izany aza dia hatramin'ny finoana sy ny baiboly sy ny tenin'Jesoa dia mbola ahitana sy contrena hiany. "Homme de peu de foi"
10. hery
(
05/04/2006 06:53)
Ok. Tsy tokony ho raisina maivamaivana aloha ny zavatra toa izao. Profesora nandalina sy nandany andro sy fotoana io rangahy io vao nahatafavoaka sy nahasahy namoaka izao fikarohana izao.
Maro ny niezaka nanazava io fahagagana io.
- Tao ireo niteny hoe nidina ny ranomasina dia efa teny amorondrano ny mpianatra fa tsy mbola tany afovoan'ny rano... noho izany nandeha teo ambony fasika i Jesoa. Ny andro maizina, ny rivotra koa nifofofofo ka mety nivily lalana ny sambokely.
- Ao indray ireo milaza fa hafa mihitsy ny densité-n'ny rano tamin'io fotoana io sy tao amin'io toerana io ka na iza na iza dia afaka nandeha teo amin'ny rano tamin'io fotoana io. Izay no nahatonga an'i Piera tsy nilatsaka.
Dia tonga indray izany ity ny resaka glasy.
Betsaka ny fanontaniana azo apetraka.
Raha bolongana glasy no nisy an'i Jesoa. Nandritra ny firy minitra? Glasy toa ny ahoana? (habe-ny sy hateviny) Raha glasy mahazaka olona dia tokony ahoana ny habeny? Taiza no nahazoany an'io? Teny amorondrano sa efa teny anaty rano? Io ihany ve ny bolongana glasy tao sa nisy hafa? Dia ahoana kou no nataon'i petera? (Ao amin'ny Marka 6.) dia tsy nandeha teny ambony rano i Petera.
Ka hoy aho hoe raha ny fahagagana rehetra no ezahina porofoina amin'ny siansa dia ho vizana eo ihany.

11. lapino
(
05/04/2006 06:53)
Hery:
Dia amin'ny farany miaiky hoe "Ie! nanana ordi izy satria Andriamanitra"
:-D:-D:-D:-D:-D
Fiffi:
sady sarotra be ny fahazahoana azy eh ?
F'ngah misy mitady hisambotra kle? :-D:-D:-D
12. Fiffi
(
05/04/2006 06:58)
ho vizana marina ary tsy ahitana ny marina satria ve tsy ny baiboly no tokony tena hinoana eh ? ka io indrindra ilay tahotra nahavoa an'i Petera satria nilentika moramora izy de ahoana zany ?
13. andry44
(
05/04/2006 08:27)
raha bolongana gilasy izany ve tsy any @pôle Nord na pôle Sud no misy an'izany?
Any@faritra nitrangan'ny tataran'i Jesosy ve de hinoana fa ho nisy na misy blongana glasy izany e?
Na ny la neige aza toa mahalana de mahalana vao misy any koh!

15. jentilisa
(
05/04/2006 08:46)
raha mba hoe ni-surf mety ho hafahafa kokoa satria nanonja be anie ny ranomasina e! =)) =))
19. miangola
(
05/04/2006 14:05)
Angolaina> fa kosa raha misy hoe" sambatra izay mino nefa tsy mahita" de ho raisiha oh zay daholo le izy?
Nahatonga an'i Jesosy niteny an'io anie Izy nitsangana t@ maty e? dia tsy nino ny mpianany satria tsy nahita ny nitsanganany fa noheverin'izy ireo(mpianatra 11) fa ho matoatoan'i Jesosy no miseho amin'izy ireo

20. mandalo
(
05/04/2006 16:56)
ary sao dia nanao kapa ary Petera dia tsy nikasika ny faladiany ny vongan-gilasy ka tsy nifikitra tsara dia nalama dia nianjera.
Jesosy mantsy rehefa naniraka azy ireo hitory dia nasainy nahintsana ny vovo-kapa raha tsy mandray azy ireo ny olona , dia mety mbola nanaovany ny an'i PEtera na dia efa ao anaty sambo aza izy