Tsy teo ambony rano hono ...

61. diamondra27 ( 02/05/2006 18:47)
fiffi sy marozevo: ifanampiana nge ny eto e!:wink:

62. marozevo ( 02/05/2006 22:54)
Fiffi > Ndraindray mila tenenina sy bedesina ny tena... Ny hafa foana ve no ho bedesina raha misy tsy mety ataony.
63. Fiffi ( 03/05/2006 04:47)
diamondra: marina akia ny andry an! izany no mampi-namana koa ary tena mankasitraka am-po koa amin'ny fanampiana ary tsy satry ny misaotra fa tena mahavonjy tokoa. :) :-*:-*:-*
64. diamondra27 ( 03/05/2006 05:31)
fiffi::-*:-*
65. Fiffi ( 03/05/2006 05:33)
66. marozevo ( 03/05/2006 23:46)
Io indray fa manomboka miverina ilay "bacio" tsy an-kiteny. Soa fa tsy taty amiko taty ireny no niantefa.
67. diamondra27 ( 04/05/2006 05:18)
marozevo: ianao mahazo koa fa any ankaponay fa tsy aseho eto satria tsy tianao
68. marozevo ( 04/05/2006 15:09)
Misaotra eh... Tsy ny foko ihany ary, tompoko, fa ny fanahiko koa !!...
69. Fiffi ( 05/05/2006 11:57)
Io indray fa manomboka miverina ilay "bacio" tsy an-kiteny. Soa fa tsy taty amiko taty ireny no niantefa.
marozevo: izany hoe indraindray dia misy koa ny fihetsem-po izay tsy azo lazaina fa na ny fihetsika tsy milaza na miteny aza dia midika zava-dehibe tokoa. Tahaka ny maso mijery ohatra: ny ahy zao dia misy vavaka izay , raha toa ka azoko hatao ny hanao azy , dia handohalika aho , tsy vitako anefa io fa dia ny masoko fotsiny no manganohano hilaza na hanambara ny dikany na ny fandraisako azy.
70. marozevo ( 05/05/2006 23:41)
Zao no mba toro hevitro ho an'i Fiffi momba io vavaka tianao hatao io. Rehefa tsy misy mahita, dia mandoliha ihany... fa fadio ny mandohalika irery eo imason'olona. Raha ohatra moa ka samy miaraka mandohalika daholo ny rehetra tsy maninona izany.
Ny tiako hambara fotsiny dia izao : "Izay fihetsika tianao hatao rehetra rehefa mivavaka, dia ataovy rehefa tafiditra amin'ny efitranonao ianao, sy rehefa mahahidy tsara ny varavaranao. fa ny Tompo izay mahita anao ao amin'ny mangina no hamaly soa anao.".
71. Fiffi ( 06/05/2006 11:01)
marina izany ry marozevo! raha andeha hivavaka koa moa ve dia andeha hideraderaina @ olona ? fantatrin'ny Tompo foana raha mivavaka na dia tsy haseho @ fandohaliana aza .
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0075