bedesiko ze....
1. diamondra27
(
23/03/2006 17:39)
Samy manana ny tiany ny olona tsirairay avy fa kosa bedesiko ze manaratsy olona an!
momba ny sary rehetra io.
momba ny sary rehetra io.
répondu par Aino le 08/06/2006 16:53
2. diamondra27
(
23/03/2006 17:40)
raha manendrika le olona kosa ary ny akanjo anaovany , inon no maharatsy izany?
Raha ao antrano izy no maka sary, de maninona sa misy jalousie kely ao?
Raha ao antrano izy no maka sary, de maninona sa misy jalousie kely ao?
3. Fiffi
(
23/03/2006 17:48)
indrisy akia ry diam an! ny jalousie aloha dia misy foana , ny fanaratsiana mahagaga fa raha vao manao zavatra tsara ny tena dia tonga dia mahazo fanaratsiana , ny tena mahagaga ahy koa dia na dia efa olon-dehibe zao ary dia mbola misy hiany no manao an'izany nefa tokony ho fitaratra eh!
Zah aloha sur fa tsy ho bedy satria tiako daholo ianareo namana rehetra ary mitondra hatrany am-bavaka ho an'ny tsirairay koa aho.:):):):)
Zah aloha sur fa tsy ho bedy satria tiako daholo ianareo namana rehetra ary mitondra hatrany am-bavaka ho an'ny tsirairay koa aho.:):):):)
5. fasaly
(
23/03/2006 18:16)
tsy azoko lay teny votoaton'ny dinika ry diamondra!!:roll: mikasika ny inona ilay izy:?::-*
6. Tokinao
(
23/03/2006 20:07)
Eny wa ry fasaly! za koa r'se tsy mahazo ze resahin'i Diam sy fiffy a!
7. Herimiafina
(
23/03/2006 20:12)
diamondra27:
Samy manana ny tiany ny olona tsirairay avy fa kosa bedesiko ze manaratsy olona an!
momba ny sary rehetra io.
Aiza kay le sarindroky iny ry DM fa tena tiako ho0 hita njay klé! hehehehe:-D:-D
8. fasaly
(
23/03/2006 20:14)
sary inona azany zany e!:roll::roll::roll::roll::-w
anay tsary nahita anzay sary zany:-:?:w:-w:-w:-w
anay tsary nahita anzay sary zany:-:?:w:-w:-w:-w
9. Herimiafina
(
23/03/2006 20:27)
Nisy sarin'i DM manao sarii otsan'ny karàna izay akia tato an, de nesoriny! hehehehe:-D
10. Lejim
(
23/03/2006 22:01)
Zah alou miala tsiny kely fa matetika zah mametraka commentaire amin'ny sarin'ny vehivavy (tsy sarimbavy an :-D) sexy e. Tsy manaratsy aho fa mba mi-admire. Tsy dia hoe tiako doly ny vehivavy rehetra sexy ato no mahatonga izany fa satria tratran'ilay atao hoe: "sexual harassment" izahay aty raha manao an'izany amin'ny societe misy anay ka ato mba manampatrampatra midoka vehivavy! :-D:-D
11. kala
(
24/03/2006 05:01)
lejim > iny ndray no tsy hitako le hoe "SH".:wink:
diam > zà ndray akia tsy mba manisy olana @'izay sary izay hitako ato a!
sady tsy mety aloha le manaratsy raha efa nisy nanao izany..
Ny endrika sy bikan'ny olona iray ange de zay no nanaovan'Andriamanitra azy ê!
ka na ratsy io na tsara de tokony tsy hifanaratsy fotsiny tsotra izao ê!
sa sao de HS zà zany :oops:

12. fasaly
(
24/03/2006 05:16)
hay veuh e! sary ato euh!:°)
zay kou de mi admire nzay mametraka sary ao foana fa zà klou manàla kounkou e! fa tsy masiaka an!
fa tsy hatao mahagaga ny fanaratsiana araka ny filazan'i fiffi io e! zaranay aza misysary jerena no mba faly mahafantatra anlay namana am sary e!:°)
HM hay veuh e! hitako iny ka:°):wink:

13. diamondra27
(
24/03/2006 05:40)
fasaly sy tokinao: misy sipa manaratsy akia @ tsikera momba ny sary ao @ sary rehetra a! , de io no tiako tsindriana hoe: samy manana ny tiany ny tsi-1-1 fa aza manaratsy ny sasany surtout manendrika azy ny anaovany sy ataony. Raha tsy tianao ny olona manao mini-jupe de tokony anarinao izy fa tsy aratsiana... bla bla bla
16. diamondra27
(
24/03/2006 06:13)
fiffi: omeko njy any ambadika fa andraso kalou de aza omena n'iza na iza an!
19. fasaly
(
24/03/2006 15:37)
mila mi négoce kely toi ry mandrindra de mahazo any ambadika kounkou!:wink::-D