bedesiko ze....
43. Simpona
(
21/05/2006 07:58)
diamondra > de awona ny fijerinao an'reny olona milaza azy ho artista reny de manao fitafy "miavaka"??? :(
awona ohatra ny fijerinao an'i Xi sy Ma :?::?:

45. Aino
(
08/06/2006 16:53)
tsy hatao maha gaga tsony anky io ry diam ah!!
de avela eny fotsony ry zareo anaratsy fa rehefa leo ve tsy hangina ihany, ny ahy raha manaratsy dia vao maika aza hanaovako fananiana hataoko izay zavatra maha faly sy mety ahy na koa ho any hireo namana sasany izay tia de efa izay!! tsy maka lagy @ndry zareo ireny tsony raha izaho anky ko, hataoko tsy hampihetsika ny volomasoko aza ny teniny!!