bedesiko ze....
21. kally
(
24/03/2006 16:16)
Ary raha tsy manaratsy fa milaza ny marina ve ry Diamondra dia bedy?:-P
22. fasaly
(
24/03/2006 17:09)
kally: kou zà aza nilaza ny marina njay mande hoe mitovy am jackosn lay sipa voazàha iny de beudy i kally kouuuuuuuuuuuuu:cry::cry::cry::cry::cry:
zà kanefa tsary nanaratsy fa hitako nyitovy fotriny tam jackson....:?:-*
mandrindra: eo fa i diam ange azo hifanarahana tsara e! mila mahatanty lay diamondra 27 fotriny fa mmairatra beuh mantsy izy io ....:lol:
zà kou zao mbo hi negoce kely fa tena tssss:P:wink:
sa ahoana ry diam:-*:*

24. fasaly
(
24/03/2006 20:01)
:roll::roll::roll::roll:zany an!:-w:-w:-w:-w kalou tsy mba mpanaratsy e! ary mbola tsy nahita oul ratsy zany:lol:
26. xxx
(
25/03/2006 16:50)
ka za nge fopla be efa be no mpanaratsy ahy de aleko atao xxx fa za ko tena mbola mahita tena fopla be :-D:-D
27. kally
(
25/03/2006 19:16)
Fasaly> Ka izaho koa anie mba nilaza ny marina e! izay ilay lazaiko hoe milaza ny marina.Saingy izaho raha milaza izay tena marina dia midika izany fa tsy ho tezitra koa aho rehefa hilazàna ny "marina", mahatanty matoa manao raha fintinina.
30. pissoa
(
26/03/2006 09:46)
Raha ny hevitro ry zareo dia toy ny mijery film ihany io an (Ialana tsiny ny fampitahana).
Misy ny film tsara.
Misy ny film ratsy.
Dia avy eo ny tsikera mbola miankina amin'ny mpijery film:
Misy ny film tsara fa ilay mpilalao no tsy tiana dia lazaina fa ratsy ilay izy.
Misy ny film ratsy fa saingy tiana ilay star dia lazaina fa tsara ilay izy.
Misy ny olona tsy tia film mihitsy (Any izay i Dadanay kle :-D:-D ), ka izay film rehetra mivoaka eo, na tsara velona, na ratsy be, dia ratsy sy tsisy ilana azy avokoa.
Misy ny olona tia film loatra, ka izay film mandeha rehetra dia lafatra daholo.
Misy ny olona tsy tiany ny film raha tsy farafaharatsiny misy PA iray.
Be dia be tsy voatanisa ...
Dia taratr'ireo no hita ao amin'ny tsikera amin'ny sary iray.
Dia izao:
Ny olona tsy tia ny film iray tsy voatery mandeha miteny amin'ny mpilalao na ny mpamokatra hoe ratsy ilay film. Tsy mijery intsony fotsiny amin'ny manaraka dia ampy ;)
Dia toy izany koa, rehefa tsy tiana ny mpilalao dia tsy voatery tenenina aminy izany fa aza jerena fotsiny ny film-ny ;)
Ny mpilalao sy ny mpamokatra film tsy voatery mamaly rehefa misy manaratsy ny film nataony. Noho ny antony etsy ambony, amiko dia tsy mamaritra ny hatsaran'ny film ny tsikera. Fa manampy creativites fotsiny amin'ny film manaraka ;)
Cool daholo 8)

33. fasaly
(
26/03/2006 14:37)
dadabe: ka injy tsy mpijery film lotsa angamba fa mpijery kombaka de tsy de azonjy ny fandehany:roll::roll::-D:-D:-D fa anefa ny tsikeran'i bedada am sary de hafa kely mahintsy mihoatra amzay tsikera rehetsa mandalo:wink::°):°):°)
34. mamzelkely
(
27/03/2006 08:35)
za klou refa ts tiko de ts mikozy ftsn za eee sa ve bedy ko za ra manao anzany:roll::-D:-D
36. fasaly
(
27/03/2006 10:19)
:roll::roll::roll: zà njay mahita koziana foana:-D:-D:-D:-D:-D:-D fa zamé manaratry an!:-D:-D:-Dtsy ny haratsy na ny hatsara ihany no azo tsikeraina ange e! ny ahy zao nisy sary zay tao voahisako hatram pince-ndamba niahy teo atokotany:^):^):^):^)
37. mamzelkely
(
27/03/2006 10:40)
:-D:-D eny zay klou de marina ee fa refa misy zvt ts voako de ts manisy comment mits za ka:-D
38. Herimiafina
(
27/03/2006 17:19)
Tsy ankihetsika aloha i Mamzelkely vetivetika fotsiny!
Mamzel: (l):*:*:*:*(l)
Anjekaky oo :{:{
Mamzel: (l):*:*:*:*(l)
Anjekaky oo :{:{