gadra nitsoaka
1. kala
(
15/03/2006 14:15)
Tao amin'ny fonja iray no niseho ny tantara : gadra malagasy sy belge no tao...
Nikaon-doha ny fomba hiporitsahana fa henjana be le we gadra.
Gasy : izao an! mahita tetika zà ny @ hitsoahantsika ahoana ny hevitr'ialahy hanaraka?
Belge : ie, f'inon aloha no fika??
G : Tsy taitra elà fa shhhhh manana ny teknika ko zà!
Rehefa tonga ny sasakalina de raikitra ny operation..Notsofain-dry zalahy ny bara vy de nitsambikina tany ambadika ilay gasy kely.
Taitra tampoka ny mpiambina :
Mpiambina : iza zany???
Gasy : miaou miaou.
Vita aloha ny an'ileiry fa ilay belge ndray zao no hitsambikina. Dou!
taitra ndray le mpiambina sady nitabataba be :
Mpiambina : iza zao?
Belge : mbola le saka teo

répondu par Veloo le 22/03/2006 20:57
5. watafon
(
15/03/2006 15:56)
kala , faly be pissoa fa jerenao ange e! raha vao misy resaka miaou d tiany b k ! =))=))=))
9. pissoa
(
15/03/2006 16:21)
watafon kou tsssss, iny :twisted: ny an'lah :-D:-D:-D
De izay kou i Veloo sy i Andry de faly ery, tsssss :-w:-w :-D:-D:-D
De izay kou i Veloo sy i Andry de faly ery, tsssss :-w:-w :-D:-D:-D
13. pissoa
(
15/03/2006 19:23)
Veloo :twisted::twisted::twisted::twisted::twisted::twisted: an-jy doly doly ireo retsa retsa ireo :roll::roll::-*:-*:-D:-D:-D:-D
16. pissoa
(
16/03/2006 04:48)
Koy koy koy, sasa, zah mananihany kah :-* =))=))=))
Fa zany oe io wata io aloha mbola ataoko mamay raha misy resaka belge manaraka eo e :roll::roll::-D:-D:-D:-D
Fa zany oe io wata io aloha mbola ataoko mamay raha misy resaka belge manaraka eo e :roll::roll::-D:-D:-D:-D
17. watafon
(
16/03/2006 06:13)
pissoa, za aza mbola handefa bilagy belge bobaka b rariva kou ! :-D:-D:-D
19. ari.malala
(
16/03/2006 10:58)
pissoa,njy nga mimi?:-D
kala, micii fa milay b daolo ny blag eeeee
kala, micii fa milay b daolo ny blag eeeee