gadra nitsoaka
24. kala
(
16/03/2006 14:45)
wata > alefaso aloha le blagy belge fa zà mbola aty anaty fiaramanidina mampirevy ny mpandeha de tsy afaka mandefa =))=))=))=))
diam > kôpy ve njy???:wink:
pissoa > aza mampaniry le demony kely moa ê 8)

25. Veloo
(
16/03/2006 20:02)
sasa :-D:-D:-*
kay nareo roa ry kala tena mahay ilay blagy ny belge knou :-D:-D

30. kala
(
20/03/2006 16:36)
pissoa > efa hoa aza miraharaha ny vavan'ny kilany hoa :wink:
tonga eo indray ny inspira-ko @ le blagy fa hein!
ataoko zany :?:
aleo aloha handalo eo le HM iny fa fafazako ny blagy isan-karazany :twisted::twisted::twisted:

35. kala
(
21/03/2006 07:03)
pissoa > :?
ka efa hoe amboariko iny raha mbola manakiana ny blagy belge eo...:-D:-D:-D:-D:-D
sady le belge mitsy ange akia no manafatra anà hoe tantarao any fa tsy raharahany hono ê!:twisted::twisted::twisted: fa tsy niteny gasy izy aloha fa baiko moana no nataony ê!=))=))=))=))=))
8)8)8)8)8)8)8)8)8)8)8)8) f'aza :-w:-w:-w:-w zany

36. watafon
(
21/03/2006 08:42)
kala , hay v njy ka mana-namana belge mitsy e! hitako moa no ..... =))=))=))=))
37. pissoa
(
21/03/2006 10:19)
Ka i kala tsinn manao :twisted::twisted: foana ka tsy ataoko hoe :-w:-w:roll::roll: Ao azany e :-*:-*
wata, neveriko fa namana hitambaranareo ihany anie ireny e :roll::-D:-D:-D:-D

38. kala
(
21/03/2006 12:11)
pissoa > fomba ny olona akia no manda ny ho namany @ ora farany â!:-$:-$
wata > ngah vitany hoe namako fa namatsika roa miaraka :wink: de ndao ndray ary ê!