gadra nitsoaka

1. kala ( 15/03/2006 14:15)
Tao amin'ny fonja iray no niseho ny tantara : gadra malagasy sy belge no tao...
Nikaon-doha ny fomba hiporitsahana fa henjana be le we gadra.
Gasy : izao an! mahita tetika zà ny @ hitsoahantsika ahoana ny hevitr'ialahy hanaraka?
Belge : ie, f'inon aloha no fika??
G : Tsy taitra elà fa shhhhh manana ny teknika ko zà!

Rehefa tonga ny sasakalina de raikitra ny operation..Notsofain-dry zalahy ny bara vy de nitsambikina tany ambadika ilay gasy kely.

Taitra tampoka ny mpiambina :
Mpiambina : iza zany???
Gasy : miaou miaou.

Vita aloha ny an'ileiry fa ilay belge ndray zao no hitsambikina. Dou!

taitra ndray le mpiambina sady nitabataba be :
Mpiambina : iza zao?
Belge : mbola le saka teo
novalian'i Veloo ny 22/03/2006 20:57
2. dadabe ( 15/03/2006 14:38)
:°):°)
3. pissoa ( 15/03/2006 14:40)
miaou miaou =))=))=))

Kala ah, meciiii amin'ny hatsikana bobaka be an :-*:-*:-*
4. onjah ( 15/03/2006 15:00)
:-D:-D
5. watafon ( 15/03/2006 15:56)
kala , faly be pissoa fa jerenao ange e! raha vao misy resaka miaou d tiany b k ! =))=))=))
6. Veloo ( 15/03/2006 16:07)
wata =))=))=)) njy ty an
kala misaotra aky aaaa manfaly anay ato an:-*
7. andry44 ( 15/03/2006 16:13)
watafon>=D=D=))=))
8. watafon ( 15/03/2006 16:18)
andry , mbo diniho tsara fa marina tokoa io an ! :-D:-D
9. pissoa ( 15/03/2006 16:21)
watafon kou tsssss, iny :twisted: ny an'lah :-D:-D:-D
De izay kou i Veloo sy i Andry de faly ery, tsssss :-w:-w :-D:-D:-D
10. watafon ( 15/03/2006 16:30)
pissoa, za wa matahotsa an'io !!! :-*:-D:-D:-D
11. pissoa ( 15/03/2006 16:36)
Hihihi, ao aza ovaina e iny 8O ny an'wata :-*:-D:-D:-D:-D:-D
12. Veloo ( 15/03/2006 17:28)
pissoa ntsooooooo=))=))=))
13. pissoa ( 15/03/2006 19:23)
Veloo :twisted::twisted::twisted::twisted::twisted::twisted: an-jy doly doly ireo retsa retsa ireo :roll::roll::-*:-*:-D:-D:-D:-D
14. Veloo ( 15/03/2006 19:26)
pissoa =))=))=))
15. sasa ( 16/03/2006 04:34)
Kala merciiiiii akia an=D=))=))=))=))=))
pissoa cool fotsiny:-D:-D:-D:-D
Veloo:-D:-D:-D
16. pissoa ( 16/03/2006 04:48)
Koy koy koy, sasa, zah mananihany kah :-* =))=))=))
Fa zany oe io wata io aloha mbola ataoko mamay raha misy resaka belge manaraka eo e :roll::roll::-D:-D:-D:-D
17. watafon ( 16/03/2006 06:13)
pissoa, za aza mbola handefa bilagy belge bobaka b rariva kou ! :-D:-D:-D
18. pissoa ( 16/03/2006 07:02)
Andraso indray alou izany andrasana :-*:-D:-D:-D
19. ari.malala ( 16/03/2006 10:58)
pissoa,njy nga mimi?:-D
kala, micii fa milay b daolo ny blag eeeee
20. watafon ( 16/03/2006 12:10)
pissoa aoka ihany indray nefa ! :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.048