fiarahamonina serasera

1. dadabe ( 15/03/2006 05:05)
miarahaba antsika rehetra e!

Mino aho fa ato no tokony hametrahako ity .nahatsikaritra aho r'izareo fa tatoato izay dia sahala @ tsy misy namana tsy mahafantatra tsara ny tena fiarahamonina eto @ serasera , tsy sanatria akory hisolo tena ireo admin aho raha mba miteny , fa mba te hametraka fanamarihana fotsiny.Tokony haverina amin'ireo namana sasany angmba fa matoa nasiana ny dinika isankarazany dia mba ho fandamninana ankapobeny.Tsapa tokoa fa tatooato dia misy manafangaro resaka isika namana sasany (zah ihany koa ao anatiny )ohatra vitsivitsy no mba holazaiko antsika
1-raha toa ka miditra ao anaty hatsikana sy lalao ianao dia aoka hivonona hitsiky sy hilalao , fa aza mandray zavatra antendrony ka hamendrofendrom ireo namana sasany,
2-raha hiresaka fitiavana ianao dia efa misy hefitra natokana ho an'ny fitiavana , de aza milalao rehefa any
3-raha miditra fivavahana sy finoana ianao dia mtokony hoe resaka finoana sy fivavahana ranofotsiny no tokony horesahina ao
ets...ets...

zao m,anko ny zavatra voamarika:misy namana te hitady vady ohatra dia any
@ hatsika sy lalao no mijery hoe iza no mety anjarako , hany ka olona tsy matotra no hitany ao , de lazaina fa ny namana rehetra eto @ serasera=tsy matotra

ao ny sasany zatra makany @ fivavahana sy finona , de rehefa mahita ireo namana mba miresaka sy mimemh , ary manao bilagy , dia tonga dia mitsara aby hatrany fa tsy maotina ny namana serasera
ets...ets

zay ihany aloha no mba azoko soratana fa mino aho fa ianao koa angamba mba manana zavatra tiana ambara
dia alefao aza e:roll:
répondu par diamondra27 le 15/05/2006 07:17
2. fasaly ( 15/03/2006 05:14)
hummmmm! nijoroan'ni bedada mahintsy aloha hanazava kely:roll::-D tsy manadàla zà fa zà cool beuh de tiko foana ny manome tsikitsiky ny oul na atsy na arokatsa an!:°)
sa ahaoana ry dadabe8):-*
ka inona no no hijanonako ato am resaka fitiavana na olon-dehibe na fiaraha-monina, raha resaka fiavahavahana zany tsary mahita apoaka zà de aleoko tsy miditra e!:-D:-D hatsikana sy lalao njay zà sao lasa mpanao kloon tampoka ao de aleoko tsy de miditsa lmotsa kou:-D:-D:-D
izay ihany fa zà an'isan'ny mpivazivazy eny antenantenany eny e! fa zà kosha matottra tsara zà rehefa tokony hamaly matotsa an!:°):idea:
3. mamzelkely ( 15/03/2006 06:10)
za ko aloh anisan le sefon ny mpivazivazy n'aiza n'aiza dinika hidirako eee fa zany we za refa hitako we sérieux le resaka de serieuse za nefa kosa anie ra atao serieux be fôna de lasa mahamonamonaina ee:-D zao zah io sérieuse fa ts mivazivazy aaa:°)
4. diamondra27 ( 15/03/2006 06:16)
tsy mitsara akory ny tenako fa constatation ny ahy: ny olona tsy maharaka an'izay voalaza etsy ambony etsy de azoko lazaina fa olona tery saina, tsy mivoatra, tokony hifandray @ olona ivelany.Ka efa mazava be ange le ato amin'ny namana ka matoa enao hiditra any @ hatsikana de hitsiky 'zay e!fa raha ho any @ finoana sy fivavahana de resaka vavaka sy finoana arabakiteny; raha dinika fitiavana de lazainao ze fantanaomomba ny fitiavana, .

cool ihany ho'aho ny fiainana, de TSIKY DE AMPY :-D:-D:-D no eto @ sera² raha tsy 'zany de miovà site hafa:wink:

mazotoa doly e! la vie continue:-*:-*:-*:-*
5. diamondra27 ( 15/03/2006 06:21)
ze tezitra de tezitra:evil::evil:
fa 'za ndray tsy maintsy :-D:-D:-D e!
sady :-*:-*:-* sy :*:* ary =))=))=))=))=))=))


FARANY: ity no tena izy:^:^^:^^:^^:^ = RESPECT


:D
6. Fiffi ( 15/03/2006 06:46)
Tsapa tokoa fa tatooato dia misy manafangaro resaka isika namana sasany (zah ihany koa ao anatiny )
tsy hitsara koa aho an! fa io dia miankina @ famalian'ny namana hiany no hamaliana azy. Ary raha toa ka nahatsapa tena ianao fa nanao an'izany na nahita an'izany , naninona no tonga dia tsy nahintsy ?
1-raha toa ka miditra ao anaty hatsikana sy lalao ianao dia aoka hivonona hitsiky sy hilalao , fa aza mandray zavatra antendrony ka hamendrofendrom ireo namana sasany,
hatramin'izao aloha ny fahitako azy dia tena :-D:-D ny ao eh! na sanatria aza hoe nisy tsy nahatanty vazi2 dia nasiany :) hiany de ampy!
2-raha hiresaka fitiavana ianao dia efa misy hefitra natokana ho an'ny fitiavana , de aza milalao rehefa any
ka tena lalao ve ny hitanao tao? nefa na izany aza dia tsy hitako hoe nisy namana feno fahatezerana nohon'ny valiny azony fa :)izy ary tsyhitako koa hoe tena lasa lalao ny tao.
3-raha miditra fivavahana sy finoana ianao dia mtokony hoe resaka finoana sy fivavahana ranofotsiny no tokony horesahina ao
satria ve ianao nahita an'ialy pub no mahatonga anao hilaza an'io ? sur aho fa io ! zah aloha t@ voalohany dia contre an'io koa , nefa rehefa tena miheritreritra aho dia ilaina io satria io no mba ahazahoana fanampiana kely dia kely ho an'ny serasera mba hanatsarana azy. Raha tsy misy an'io dia hikatona angamba ity seraserantsika ity ka tsy hitako izay maha-ratsy azy. Ity aza mbola dinika fa mba jereo ny tena eny an-toerana hivarotan'ny olona na kalendrier , na labizia , na kapoty eo anolohan'ny varavaran'ny fiangonana.
:misy namana te hitady vady ohatra dia any
@ hatsika sy lalao no mijery hoe iza no mety anjarako
ka raha any kosa ary no hijerevany hoe matotra sa na tsia ny namana inona ny olana ? ary indrindra fa raha ohatra hoe any no hitany fa be mpamaly ary sur izy fa ahazo valiny , inona no olana ? Fa angaha koa raha hoe misy ny fihomezana etsy sy eroa fa tsy arakin'ny hitiavanao azy ny valiny dia tsy matotra ?
Fintiny: Hamaranako ny ahy dia tsotra fotsiny: mahaiza manisy tolérance fa fohy ny fiainana ary mahaiza manararaotra , indrindra fa @ izao andro karemy izao. betsaka ny olana izay mafy dia mafy tokoa fa aza hafangaro koa. Ary hasio :):) foana dia ampy. Misy antony matoa io no tanjona nataon'ny tompon'ity serasera ity ho antsika tsy hakanavaka ka mahaiza miara-monina ary ento am-pivavahana avokoa ny hatao ary aza hadino ny :):):):)
(raha diso aho, ny hevitro hariana fa tsy izaho namana):)
7. ravatorano ( 15/03/2006 06:52)
fiffi
8. kala ( 15/03/2006 06:53)
=D=D=Dmisaotra an'i dadabe aloha @ le fanamarihana voalaza.

:-w tena misaina i dadabe an fa tsy man:evil: toy ny isan'andro.

azafady rangahy fa tsy mety moa fa ny fiaraha-monina koa ange mila mimeme kely fotsiny an!

tena marina fa rehefa mba coin hihomehezana de tena tsy manin raha :-D:-D:-D:-D de =))=))=))=))

tokony ho 8)8)8)8)8)8) tsara ê!

de tohizako kely hoan'izay te hamaky izay soratako eto ambany.. raha hamela hafatra hoan'ny mpikambana eto ianao dia tsy maninon ange raha manao izany ê! (na zà aza mety hanoratra hoanao mamaky io:wink:)
SAINGY tsy tokony hisy resaka ady kosa na provocation fa lasa tsy misy maminy ilay fiarahana miserasera eto sa :?:

de :D de ampy fa ary ambadika ary indray ny fotoana...:-$
9. pissoa ( 15/03/2006 07:00)
Tsy haiko izany mitady vady any amin'ny hatsikana izany =)) Ngô de zah lety zany ry bedada =))=))=))

Fa ilay resaka blagy amin'ny fivavahana no tiako ho hanehoana hevitra.
dadabe:
ao ny sasany zatra makany @ fivavahana sy finona , de rehefa mahita ireo namana mba miresaka sy mimemh , ary manao bilagy , dia tonga dia mitsara aby hatrany fa tsy maotina ny namana serasera

Misy fetrany ny blagy. Misy ny blagy mahakasika fivavahana tsy mahatezitra fa mampi =))=))=)) be. Fa misy kosa ny mahatohina. Mety misy miteny hoe faha-teren-tsaina ny ahy, fa araka ny hevitro dia fahateren-tsaina diso tafahoatra ny tsy fahitana ankoatra ny tena mitantara blagy, izany hoe tsy mba mahita sy tsy mihevitra akory ny mety ho reactions'ny namana mamaky!!! Dia tsy resaka fivavahana ihany no voakasika amin'io, fa izay mety ho ideologies na fironana, na fomba amam-panao ... Azo atao amiko ny miady hevitra, fa tsy tokony atao ny mananihany!

Ka raha io no resahina, izaho tsy miteny hoe tsy maontina ny namana fa tsy mifanaja.
10. Fiffi ( 15/03/2006 07:10)
[quote]fiffi
11. Fiffi ( 15/03/2006 07:14)
Jero kely ary ity an! etsy ambadika etsy dia misy dinika momba ny "famadihana" dia hoy i mamz hoe "za gasy petaka fa tsy fombanay ny mamadika" ka raha mahita an'io aho zao ka hamaly hoe" :-D:-D petak'orona ve " ? dia tsy matotra aho zany ? aiza re zany eh!!!!
12. dadabe ( 15/03/2006 07:20)
humm
tsy hitsara koa aho an! fa io dia miankina @ famalian'ny namana hiany no hamaliana azy. Ary raha toa ka nahatsapa tena ianao fa nanao an'izany na nahita an'izany , naninona no tonga dia tsy

nahitsy ahoana moa???fa zah anie raha mahita dia manitsy marina tokoa e
hatramin'izao aloha ny fahitako azy dia tena ny ao eh! na sanatria aza hoe nisy tsy nahatanty vazi2 dia nasiany hiany de ampy!
Voalaza teo :

raha mbola tsy tratra dia aoka tsy hiteny
ka tena lalao ve ny hitanao tao? nefa na izany aza dia tsy hitako hoe nisy namana feno fahatezerana nohon'ny valiny azony fa izy ary tsyhitako koa hoe tena lasa lalao ny tao.

tsy mandrara anao aho fa tohizo e, ataovy toy ny kilalao le fitiavana de :) de ampy :wink:
satria ve ianao nahita an'ialy pub no mahatonga anao hilaza an'io ? sur aho fa io ! zah aloha t@ voalohany dia contre an'io koa , nefa rehefa tena miheritreritra aho dia ilaina io satria io no mba ahazahoana fanampiana kely dia kely ho an'ny serasera mba hanatsarana azy. Raha tsy misy an'io dia hikatona angamba ity seraserantsika ity ka tsy hitako izay maha-ratsy azy. Ity aza mbola dinika fa mba jereo ny tena eny an-toerana hivarotan'ny olona na kalendrier , na labizia , na kapoty eo anolohan'ny varavaran'ny fiangonana.

ngah nisy niresaka Pub teo , sa ianao no nametraka io pub io:-D:-D
ka raha any kosa ary no hijerevany hoe matotra sa na tsia ny namana inona ny olana ? ary indrindra fa raha ohatra hoe any no hitany fa be mpamaly ary sur izy fa ahazo valiny , inona no olana

mazotoa de mahereza rahavako de tolory:)de ampy

fehiny:i Fiffi mihitsy izao le tsy dia mahay mamoka hevitra fa mitifitra olona tokana (dadabe)nefa zah tsy nitifitra an'i Fiffi :wink:
jereo tsara tahaka ny naovako azy , de ataovy safobe manitsina fa raha hiditra fianana namana tokana zah sy ianao , dia milaza aminao aho , fa hisy tantara tsy vita ity.

misaotra ny namana nahay nifanaja sy namaly amimpahatoniana e :-*
13. Fiffi ( 15/03/2006 07:36)
fehiny:i Fiffi mihitsy izao le tsy dia mahay mamoka hevitra fa mitifitra olona tokana (dadabe)nefa zah tsy nitifitra an'i Fiffi
O! ry dadabe ah! minoa ahy ianao fa tsy ny hitifitra anao velively ny tanjoko fa ianao no tsy mandray tsara ny zavatra mba tiako lazaina .Ary tsy misy na kely aza hoe hitifitra an'iza na an'iza anie ato eh! mangataka ny hevitrin'ny namana ianao dia mba io ny ahy fa aza raisina avy hatrany tahak'izao kosa eh! Na dia ireo sangisangy nifanaovana rehetra teto ve ry dadabe dia hisy hidiran'ny fifitirana anao manokana ? na ilay resaka finoana anglikanina aza ?
14. Fiffi ( 15/03/2006 07:40)
jereo tsara tahaka ny naovako azy , de ataovy safobe manitsina fa raha hiditra fianana namana tokana zah sy ianao , dia milaza aminao aho , fa hisy tantara tsy vita ity.
jereo ary ity famalianao ahy ity!
misaotra ny namana nahay nifanaja sy namaly amimpahatoniana e
ary ny ahy ve zany tsy nisy fanajana sy amimpahatoniana? :( anao ny miheritreritra fa ny ahy kosa dia :) dia ampy .
15. diamondra27 ( 15/03/2006 07:41)
rankizy malala ô! raha misy tsy mazava de ny mifampiresaka ihany no vahaolana e!indraindray manko ange hitako mihitsy izany tsy mitovy ny fandraisan'ny tsirairay ny zavatra soratàna de lasa miteraka disadisa, kanefa eto @ ity site 'ty ampahatsiahivina fa tsiky de ampy

16. diamondra27 ( 15/03/2006 07:45)
A TITRE D'INFORMATION ho an'izay tsy mahalala de ny site serasera no site gasy (miteny gasy) tsara indrindra hatramin'izao = 07/10, ka raha simbainareo @ ze tsy fahaizana miara-monina de andàna aloha mieritreritra kely VAO miverina eto @ sera² indray.

MIFANKATIAVA (namana tsotra) HO 'AHO
17. dadabe ( 15/03/2006 07:46)
misaotra an'i Fiffi> hay tokoa moa anglikana 8O

hoy i Fiffi
satria ve ianao nahita an'ialy pub no mahatonga anao hilaza an'io ? sur aho fa io ! zah aloha t@ voalohany dia contre an'io koa , nefa rehefa tena miheritreritra aho dia ilaina io satria io no mba ahazahoana fanampiana


hehehe asa aminao ny antsoina hoe 2 eme personne du singulier midika hoe tu =ianao , donk zah izany

tsy hitsara koa aho an! fa io dia miankina @ famalian'ny namana hiany no hamaliana azy. Ary raha toa ka nahatsapa tena ianao fa nanao an'izany na nahita an'izany , naninona no tonga dia tsy nahintsy ?


tsy nitsara ianao , fa saingy nanome ordre dia mba namaly ihany koa zah

saingy efa nofarananao t@ hoe "
raha diso aho, ny hevitro hariana fa tsy izaho namana)


de zah tsy hanary anao fa ny hevitrao no nataoko point par point ny famaliana azy , de mi:) amizay aza dia ampy e
18. Fiffi ( 15/03/2006 07:46)
raha mbola tsy tratra dia aoka tsy hiteny
zany an? dia tsy afaka hamaly ny namana koa zany aho raha izany ?
tsy mandrara anao aho fa tohizo e, ataovy toy ny kilalao le fitiavana de de ampy
tsy mbola nanao an'io aho hatramin'izay nihainako ka tsy androany no hanombohako an'io an! Haiko ny manavaka ny kilalao sy ny fitiavana raha io no mampanahy anao. Ary tena hasiako :):) marina tokoa dia ampy.
19. Fiffi ( 15/03/2006 07:54)
tsy nitsara ianao , fa saingy nanome ordre dia mba namaly ihany koa zah
nanome ordre ? an'iza ? nahoana ? fa inona no tokony hanomezako ordre an'iza ? na ny zanako aza sy manome ordre zany aho maika fa raha ny namana , namana no tadiaviko fa tsy hanome ordre an'iza na iza zany aho an! fa na izany aza dia harahako foana :):):) dia ampy.
20. Fiffi ( 15/03/2006 07:58)
diamondra: arak'ilay hira hoe:
Mifankatiava hiany
Raha mbola velon'aina
Tsy misy toy izany
Ny mampifaly saina.
tsy misy disadisa akia ry diamondra fa mba samy manome ny fanazavany an! sa tsy izany ry dadabe ? :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3367