fiarahamonina serasera

61. dadabe ( 18/03/2006 03:00)
yee tena miaraka mihitsy zareo , i ane sy i ann:°)
62. kala ( 18/03/2006 05:30)
dadabe > efa hoe mba asio charme le anarana hoa

Yan & Anne

âne & ânesse

8) leisy dadabe & kalma fotsiny ary :*:*:*:*:*:*amin'izay...
Mbola misy plasy ze te-hiditra ê!

HM sy DM :wink::wink::wink:

kii! kay moa aty @ fiaraha-monina zao : tsy maintsy hajaina ny manodidina klé... Posy aloha ary zà eh!:-D
63. fasaly ( 18/03/2006 07:52)
zà klou mbola tsa naheno mahintsy hoe i yan sy anne hono miaraka e! fa ny henoko foana de hoe yan sy anne hono nisaraka e!:^):^):^)
64. dadabe ( 18/03/2006 15:07)
fasaly yeee dadabe sy fasly hono miaraka :wink:
65. fasaly ( 18/03/2006 17:59)
8O nisaraka hoe!!!!!:-D:-D:-D:-D
lazan'toi nitsidika chéri ambetsy amberoa de zà natao hitsindalana fotriny.....:^):^)
66. diamondra27 ( 18/03/2006 18:30)
iza oe no miaraka @i louanne A! samoana ve? toa marenidrenina anie za zany za 'nareo no mibitsibitsika
67. dadabe ( 19/03/2006 13:35)
:roll::roll::roll::o:o:o
68. fasaly ( 19/03/2006 14:58)
idiran'ny lalitsa eo io vava mitanàka io ry bedada fa atovy sady efa manomboka isy izy zao fa efa ho primtemps:-D:-D
69. Veloo ( 19/03/2006 21:42)
hahah:-D
70. dadabe ( 20/03/2006 07:04)
zay de faly ery le kala veloo 8)
71. mamzelkely ( 20/03/2006 07:26)
tany marina mbola ts nidiran lalitsa ko s ts zany ry dadabe :-D:-D
72. ravatorano ( 20/03/2006 08:44)
izay to fo hono mpam's fa aleo kalma iany raha azo atao kle sa tsizany !^:^^:^
73. ari.malala ( 20/03/2006 08:49)
mamzelkely, ie, miaraka ky zareo a, d za si'annn ko ;) :-D:-D:-D:-D

dadabe, avela hidiran'ny lalitra marina ndray nga io vava io eeeeee :-D:-D
74. ravatorano ( 20/03/2006 09:16)
io zany rehefa mandeha lavidavitra ny kozy d tsy maintsy ohatran izao foana eh :-D:-D:-D:-D
miaraka amin iza indray i lalitra é :-P:-P:-P
75. fasaly ( 20/03/2006 10:52)
:P:P:Pravato laitsa = :?::?::?::?:
76. zoklbfkfk ( 20/03/2006 11:02)
be fika mitsy eto amin'ity resaka ity an8O8O8O8O
antsoy rangahy i pissoa fa izy milaza ny marina rehetra:wink:
77. ari.malala ( 20/03/2006 12:19)
ko i lalitra v tsy miaraka @ i lalimanga e :-D:-D
78. kala ( 20/03/2006 14:06)
lasa fiaraha-monin-dalitra zany no ato kay...:-D:-D:-D
79. fasaly ( 20/03/2006 14:49)
:-D:-D:-D:-D
80. Veloo ( 20/03/2006 17:40)
ari a ko tsy danze be raha lalimanga ?:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.3096