fiarahamonina serasera
81. fasaly
(
20/03/2006 18:05)
veloo de ho tratran'ni polisindalitra zay de maty ka! tsy hatahorana tsisy risk:°)
83. ari.malala
(
21/03/2006 07:13)
ô ry fasaly a, sao d sanatria lasa Ravato... lalitsa eo an :-$:-$:-D:-D aleo klou za hi:-$sao d bedy eo
91. kala
(
22/03/2006 12:19)
alazako nareo zao :wink:
laingako zany fa raha zà no mahatratra olona be tati-bolana zany de avy de bôtiko ny daka :evil:
laingako zany fa raha zà no mahatratra olona be tati-bolana zany de avy de bôtiko ny daka :evil:
92. mamzelkely
(
22/03/2006 12:30)
hay ve ry ari eeee hay ve ka izy no miaraka am bedada eee:-D:-D kala njy ko ngah mahalala ra ts mahalala njy de bitsihiko ko sa efa mahalala:wink::-D:-D
93. pissoa
(
22/03/2006 12:39)
Kay, toa lava be ny resaka ato vao tonga ato zah :roll::roll:
bedada :°)=))=))
zoklbfkfk:Ny marina dia zoklbfkfk=bedada. Tsy hain'i pissoa fotsiny raha olona iray ireo na olona roa :-D:-D:-D
be fika mitsy eto amin'ity resaka ity an8O8O8O8O
antsoy rangahy i pissoa fa izy milaza ny marina:wink: rehetra
bedada :°)=))=))
94. ari.malala
(
22/03/2006 12:40)
:-D:-D:-D:-D:-Dieuuu! iny aky a! fa aza tenintenenina @ ol zany fa sao d bediny koooo!:wink::-$:-$
97. diamondra27
(
23/03/2006 06:04)
fa misy inon indray ato @ fiaraha-monina, nisy tsy namoaka poubelle ve de feno ny lalitra ny tanàna???:-D:-D
98. mamzelkely
(
23/03/2006 07:08)
nan ka efa hovaina bedada njay ngeh zao ny resaka eee we iza ny sipan bedada :-D:-D
100. diamondra27
(
23/03/2006 13:00)
mamz: f'angah tsy le bebe retra no sipany e!:wink:
iny ve tsy hanana e! :-D:-D:-D
iny ve tsy hanana e! :-D:-D:-D