fiarahamonina serasera

21. mamzelkely ( 15/03/2006 08:18)
de bedy ve za ry dadabe zany ra hivazivazy eto :roll::°)
22. ari.malala ( 15/03/2006 09:40)
:)fa refa in no atao hoe matotra d refa in no atao hoe tsy matotra, d refa in ny blagy miresaka fivavahana no manafintohina d refa in no tsy manafintohina kay?
23. kala ( 15/03/2006 13:02)
dadabe sy fiffi hoa mifanaraha fa resaka sy dinika ary fifanankalozan-kevitra no atao eto fa tsy hifampitsongoloka amin'io teny latsaka rehetra io...

avia aty daholo haingana miresaka tsotra de tsy mila averimberina ny resaky ny anankiray.

efa mazava be aloha amiko ny resak'i dadabe teny am-boalohany ê!

ny anà manokana zao de any @ tsikitsiky no tena talentako sady tsy misy hatezerana azo any de any no andaniako ny androm-piainako...
24. dadabe ( 15/03/2006 13:07)
hummm tsy azonareo angmba le fanazavako ZAOE:

tiko raha toa ka mba malalatsaina isika rehetra ato, fa tsy manao fijery mikatona , ka raha misy zavatra iray miseho diua avy dia mitsara avy hatrany , mety tsy ho Fiffi mihitsy no tokony hiantefan'ilay hafatra , fa izany hoe zah sy izy no niresaka de zay.

misy manko ohatra oplona ato @ serasera dia raha mahita lhl ka mahay mampiresaka vhv dia avy hatrany dia hoe "deducteur"

deraha misy vhv ka mba mampiresaka lhl de lazaina fa mola.

ets ets

ny antony nanaovako an'ity hoaa dia ny mba hahatonga antsika hisaina hoe , ny eto anie ka mbola virtoaly daholo e, na ahoana na ahona fomba hilazana azy sy fomba hiresahanao azy , na ho matotra ianao, na hilalao , na hananihany , de tsarovy fa mbola virtoaly dhaolo ny zavatra rehetra eto.
zay fa dia :)de ampy e
25. ari.malala ( 15/03/2006 13:21)
Hay v e,misaotra re ry dadabe a, fa mba valio na izany aza ny fanontaniako e
26. mamzelkely ( 15/03/2006 13:54)
ko ngah kosa ra virtoaly ry dadabe ts misy sérieux mits :roll:
27. dadabe ( 15/03/2006 14:39)
misy fa izany hoe le avy de maka zavatra kote negative no tena tsy dia mety lotra , satria ny tena toetran'ilay olona tsy hay , dia ny jugement a travers ny net no atao mafotaka be :evil:
28. booboo ( 15/03/2006 15:17)
f'inn hôa ry dadabe ! tssssssssssss.
29. kala ( 15/03/2006 15:39)
Tena mazava dadabe â!

Tsy i fiffi aloha no tokony hikoropaka fa ny tsirairay izay mamaky aloha no tokony hahatsapa tena na izaho ity aza...

Misy marina ihany ny an'ny dadabe ka.

Zà ity angamba ry dadabe d'efa tsy haiko tsony hoe môla sa taratara ny fijerin'ny olona ny resako ato

Misy tokoa ny sasany vao mifankahazo resaka ato amin'ny dinika de mandefa hafatra sahy manontany : enao sy ianona angaha miaraka??? i anona sy i anona angaha miaraka???

Asio fahalalahana ny fiainana ê!

Sady ny tsirairay koa manana ny vie privée ny tsy tokony hidiran'ny hafa na virtoaly io na réel.

30. diamondra27 ( 15/03/2006 16:22)
dadabe: misy ahitsiko kely fa diso frappe,
tsy deducteur fa SEDUCTEUR ngamba no tianao tenenina e!

kala: sô de te-hiditra kosa izy de manontany koa!

kala sy dadabe zao de efa :*:*:* be
de DM sy HM koa efa :*:*:* be de iza koa re e!
de dadabe koa manana bebe be de be nefa tsy misy iarahany akory ao fa mba mifananihany(dadabe sy veloo ohatra, de bebe , de iza koa re e! nolalaina de ... tsy ampy ny place raha tanisaina eto doly)
nefa tsy misy hoe: tena fiarahana akory amintsika fa mba mifananihany eto. De 'zay le ilàna le fahalalantsaina

De aza mitsara @ fihetsika ety ivelany 'zany raha azoko le resaka e! tsy fantanao akory ny tena mahasarobidy le olona de haratsiana sahady izy.

Rehefa tsy araka ny fisainanao de mangina fotsiny no mety fa tsy mety ny mifanaratsy ry zanako.
31. fasaly ( 15/03/2006 18:20)
:-w:-w:-wmaizina beuh amiko lay resaka ato fa misy inona leretsy aaa!!!:roll::roll::roll:
32. Fiffi ( 15/03/2006 19:58)
Tsy i fiffi aloha no tokony hikoropaka
kala: tsy mikiropaka anie aho eh! fa mba milaza ny hevitro , tsy tezitra aho , tsy malahelo tsy ..... fa mba samy milaza ny heviny ary tsy koa hoe tonga dia nandrify an'i ra-anona fa dia mba io no hevitro ary efa nilaza aho hoe "raha nanao hadisoana aho dia ny hevitro hariana fa tsy ny maha-namana ahy. ary mbola hasiako :):):) de ampy eh!:)
33. fasaly ( 15/03/2006 20:23)
;-)
34. Fiffi ( 15/03/2006 20:35)
sa tsy izany ry fasaly ?:):-*:-*
35. Veloo ( 15/03/2006 21:10)
ny ahy ndray ny fijeriko an'ny forum dia firesahana tsy serieux, na serieux izay hiteny ny ao am-pony... fa misy an'ilay fanoratana any @ namana anie atsy ambadika atsy raha te-hiresaka tena serieux e?????
raha ianareo no hi-juger ahy oe tena zany tokoa ve ny toetran'i veloo dia tsy ahalala ahy ianareo satria ny ahy mifangaro doly ... ary raha te-hiresaka amiko serieux dia atsy ambadika atsy...Sarotra ry reto ny tena oe hiteny zay ao am-po ato @ forum a. Ary za aloha tsy hiteny mihitsy an
ahona ndray ty ry diams?8O :-w:-w
dadabe sy veloo ohatra
ayayayyaya:-*:-*
36. dadabe ( 16/03/2006 00:32)
veloo :(:( nefa marina ihany zany ka

Fiffi> hitako malahelo ery toi izany , avia aza e:-*:-*
de misaotra ny namana rehetra fa tafita ny hafatra dia aoka aza isika mba hanana fahalalahantsaina e,:D

mifarana sahady ity size ity kle

FIN de l'episode:evil:=)):@o^o:-w:-@:-$=((=D^:^:snif:;-)^^:{:-D:}:?::roll::oops::lol:8O:):(:?:x:cry::wink::idea::°)8-)(l):arrow::twisted::P8):o:D
37. fasaly ( 16/03/2006 05:36)
38. mamzelkely ( 16/03/2006 06:54)
kalou fa zay ko mbô hiteny fa aza mbola faranana klou ny resaka:-D:-D

za kosa aloh milaza fa hahitana taratra toetra ihany ny forum ee ny tiko lazaina de une partie ohatra zao raisiko am tenako de hita taratra ao zao fa za de tia misangy sy mananihany olona sa ve zany ts marina de zay makao ko hta hoe tia sangy dôly ka ts toetra ve klou zany ee :-w:P:-D:-D
39. diamondra27 ( 16/03/2006 07:12)
hummm, aleo tokoa hilaza doly ny sasany fa aza tapenambava k'ty!

mamz:=D=D=D=D=D=D=D=D=D
malala-tsaina aky njy a! efa fantako:wink:sady 'zay no itiavako anjy :-D:-D:-D:-D:-D de tohizo fa aleo ze be tabataba hitabataba any(tokony andeha any @ le site tabataba .com izy ngamba:wink:)
40. diamondra27 ( 16/03/2006 07:14)
IZAY MANGINA VOLAMENA E!:wink::-*:-*:-*:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3362