Belge roalahy tany foulpointe
1. vegas
(
12/03/2006 23:50)
Sambany vao nahita ranomasina hono izy 'reto belge roalahy dia mba samy nameno tavoahangy tsirairay avy mba hatao souvenir, sady marre haute koa tamin'izay.
Niverina izy roalahy ny tolakandro, lasa marée basse.
Hoy ilay iraika lahy:
- Oudry! ary tsy tsika roa lahy rery no naka rano teto an!
Niverina izy roalahy ny tolakandro, lasa marée basse.
Hoy ilay iraika lahy:
- Oudry! ary tsy tsika roa lahy rery no naka rano teto an!
répondu par kala le 21/03/2006 12:00
9. kala
(
13/03/2006 07:07)
pissoa > io le izy fa ritra le ranomasina akia ê! :-D:-D:-D:-D:-D:-D
tena tsy indry rery koa zany no nandefasako ê=))=))=))=))=))=))
tena tsy indry rery koa zany no nandefasako ê=))=))=))=))=))=))
10. Fiffi
(
13/03/2006 07:31)
vegas: sao dia noheverin'dry zalaha fa lasa frity ary ny ranomasina ? dia hoe lanin'ny olona avokoa :?:
:-D:-D:-D:-D:-D
:-D:-D:-D:-D:-D
11. vegas
(
13/03/2006 07:47)
....
De nitohy ny tantara hihihi
- Namaly ilay raikalahy oe Belge daholo zany ny vacancier aty?
hahahaha.
De nitohy ny tantara hihihi
- Namaly ilay raikalahy oe Belge daholo zany ny vacancier aty?
hahahaha.
14. bebe
(
13/03/2006 10:31)
izaho koa zao mba ndeha handritra ny ranomasina aty aminay :roll: toa hevitra tsara iny ry zalahy
18. rapala
(
13/03/2006 14:06)
Tohizana ny tantara: "ka izay izany no mahatonga antsika belges be kibo, voky ranomasina" hoy ilay namany :lol::lol:
20. nolalaina
(
13/03/2006 17:18)
De nitohy ny tantara ka lsa niditra magasin izy 2 làh fa hividy frity hono dé netiny lé rano t@ tavoangy mba afahany mi- payé en likid fa adino le seky!! :-D :-D :-D :-D :-D