Belge roalahy tany foulpointe
41. kala
(
21/03/2006 06:47)
veloo < mampi:-D njy ty
le moka ange ka giravy be ê!
rapala > tena aleo tsy mankany toamasina ndray hozizy le belge iray fa any sainte marie sady hivavaka kely :wink:
42. rapala
(
21/03/2006 07:31)
dia hoy indray ilay iray:
-hivavaka? anga ela mahay mivavaka?
namaly ilay iray:
-ka tsy maintsy lety a, raha votsindrony moka ity chambrera-tsika (kibo) dia midegonfle.
-ah, vao miasa tsara, hanary poids aza atao kou.. tsy mila manao regime intsony lety e!:lol::lol:
43. kala
(
21/03/2006 12:00)
rapala > kiiiiiiiiii:wink:
hozizy le iray ndray we raha vaky ny kibotsika roalahy de hoavy ndray ny tourista belge tsy hoela io
de ahoana ndray zany :roll::roll:
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2024 - page load 0.6966