Belge roalahy tany foulpointe
21. kala
(
13/03/2006 17:27)
mbola mitohy ka.:-w:-w:-w
Rehefa voky frity izy roalahy de lasa nandeha nanao hold-up de no-likide ny daholo ny tao amin'ilay banky.:-$
saingy tsy nisy ranomasina tsony hanariana ny fatin-dry leirony..:roll::roll::roll::roll:
Rehefa voky frity izy roalahy de lasa nandeha nanao hold-up de no-likide ny daholo ny tao amin'ilay banky.:-$
saingy tsy nisy ranomasina tsony hanariana ny fatin-dry leirony..:roll::roll::roll::roll:
24. rapala
(
14/03/2006 08:44)
=))Ka izay no mahatsara an'ilay tantara mitohy ka, tsy faheno, mampihomehy daholo koa ianareo ireto marina moa.....
28. rapala
(
15/03/2006 12:46)
Ahoana hotohizantsika ve ilay tantara sa ahoana ry kala sy veloo â:-D
29. rapala
(
15/03/2006 13:02)
dia no-likide-ny daholo ny tao amin'ilay banky (hoy i kala) ka loza fa lasa dobo indray ilay banky ka nitsingefongefona daholo ny tao anatiny rehetra, dia hoy ilay belge iray:
- tena mamon'ilay frity aho lety a, mihevotrevotra daholo izay jereko:-D:-D:-D
- tena mamon'ilay frity aho lety a, mihevotrevotra daholo izay jereko:-D:-D:-D
30. kala
(
15/03/2006 15:54)
de hoy indray le belge faharoa (teneno zà raha tsy mety an!)
hoatran'ny le frity mbola ao anaty friteuse reny ve ny fievotrevotrany???
hoatran'ny le frity mbola ao anaty friteuse reny ve ny fievotrevotrany???
32. rapala
(
16/03/2006 11:46)
teny izay mihintsy ry kala, ka izy roalahy koa ange nitsingafona e, izay rhetra tao amin'ny banky nitsingafona daholo - ilay kibo beany ange ohatra ireny chambre-air ireny ê=))=))=))
33. kala
(
16/03/2006 14:22)
:idea:
de nisy belge efa mponina tao foule pointe iray teo amin'ny banky nisy an'ilay hold-up :
- hummmmm nifindra aty anaty banky ndray ny ranomasina klé. Hitako no ritra le tary amoron-dranomasina tary:twisted:

37. rapala
(
17/03/2006 13:49)
eny ary e... hoy ilay belge iray:
- very isika fa ritra ny ranomasina eto foulpointy, dia ahoana?
dia hoy ilay iray:
- tsy misy prob. lety izany a,handao hifindra ao toamasina sady ny touriste rehetra tao efa lasa nandositra daholo=))
-
- very isika fa ritra ny ranomasina eto foulpointy, dia ahoana?
dia hoy ilay iray:
- tsy misy prob. lety izany a,handao hifindra ao toamasina sady ny touriste rehetra tao efa lasa nandositra daholo=))
-