Faut pas rever FR3 - Fanambaràn'ny Ambasadaoro Malagasy
1. hery
(
09/03/2006 09:38)
Nandefa fanambarana ho an'ny lehiben'ny France 3 Andriamatoa Jean-Pierre Razafy-Andriamihaingo, Ambasadaoro Malagasy ao Frantsa, mikasika indrindra iny Fandaharana "Faut pas r^ever" izay nalefa tao amin'ny France 3 iny.
http://serasera.org/namana/media/userdocs/hery/lettre_ambassadeur-france3-1.pdf ilay taratasy.

répondu par frandria le 27/03/2006 22:45
3. ravakamalala
(
09/03/2006 10:23)
ooouuuddrrryyyyy!
tsy tena mbola nodinihiko lalina ilay taratasy fa raha ny fijeriko azy ambangovangony dia tsy ilay reportage mihitsy no "décalé" araka ny filazany fa ity taratasy nosoratany ity.
1/ angaha moa nisy montage nataon ireo mpanao reportage fa ny zava misy no nampisehoany, ary ny zava misy izay inian ny malagasy (indrindra ireo eo ambony) tsy jerena.
2/ raha ny resaka henoko mandehandeha dia efa mihozongozona ny toeran ny ambasadaoro Razafy Andriamihaingo ao Paris ao , ka raha ny fijeriko ity fihetsika nataony ity dia fisolelahana ny governemanta fotsiny tsotra izao.
Manakiana aho satria hita mibaribary amin izao zava mitranga izao ny fanaon ny governemanta : saromina amin ny endrika ivelany ny fahantran ny malagasy (fanamboarana lalana, fisian ny fifanekena sy ny fdinika atao ampandroso ny firenena,...) resaka ambavahady no betsaka fa dia iny iaraha mahit ainy ny "réalité"

4. lapino
(
09/03/2006 10:30)
Misaotra an'i Hery aloha,
Dia misaotra ny ambasadaoro malagasy koa naneho an'io reaction io, izay tena iombonako hevitra amin'ny teboka maro mihitsy.

5. sonwin
(
09/03/2006 11:17)
merci Hery
Tena mety ary ankasitrahako tanteraka ny taratasin'ilay Ambasadaoro.=D=D=D=D
Madagasikara tsy maintsy mandroso ary handroso na iza hamingana na iza tsy faly.
ravakamalala> 1/tsy ireny ihany no atao hoe zava-misy any madagasikara fa zava-misy hita eran'ny firenena rehetra ireny. Any allemagne ohatra vaovao vao anio, 1,8 millions ny olona miaina anaty fahantrana, 5millions mahery tsy an'asa.
2/ ny ezaka ataon'ny fitondrana hivoahana ny fahantrana efa maro dia maro nefa akaiky ny fifidianana dia avy indray la frantsa fa te hametraka Francophile à la tête du pays.
3/ ny anareo teo aloha 25 taona sady nanimba no nampahantra vahoaka. 4 taona tsy ampy hanangana firenena nopotehina sy norobana tao anatin'ny taona maro,nefa raha 4 taona dia efa mivaingana sahady ny zava-bita ary refa hiampy 6taona io vao maika ho maro no vita.
Veloma ny aina dia samy hahità fa Madagasikara tsy maintsy tafita...bien sur miaraka amin'ny Ra8 et Cie.

6. mamzelkely
(
09/03/2006 11:21)
merci
ravakamalala< tena ts d'accord aminao kosa aloha za ee ra enao ve zao no mahantra ts manambola de ande enao hivazavaza etsy sy eroa we 'mahantra aho e!!!" sa tinao ra ohatra ka vazavazan olona eny am lalana we ravakamalala mahatra be de tinao ve zany je ne crois pas, misy ny efforts ataon gouvernema na de ts mipaika mivantana am vahoaka azy zany fa any aorina any hitatsika eo ihany ny conséquence-ny
donc za mahita hoe normal ny nataon ambassadeur gasy any france satri kosa zany hitany we nanaratsy ny fireneny le emission sy nanalabaraka ny firenena

7. lapino
(
09/03/2006 12:01)
>>> fisolelahana ny governemanta fotsiny tsotra izao.
Mahazo lenta izany governemanta izany, fa mba tsy amin'ny vazaha ny olona no misolelaka :P:lol:
>>> saromina amin ny endrika ivelany ny fahantran ny malagasy (fanamboarana lalana, ...)
Ny lalana vita kosa aloha tsy endrika ivelany fotsiny, fa sady harena mipetraka koa e!! Lalan-dra-n'ny firenena hono!

8. ravakamalala
(
09/03/2006 12:30)
Dray, maty ndray aho fa tsisy miombon kevitra amiko ato, voan ny tamba be aho, fa tsy maninona fa tohanako ny hevitro.
sonwin> mazava ho azy fa tsy io ihany no maha madagasikara an i madagasikara ary izay indrindra no antony nisian ny endrika hafa nampisehony tao (landy volafotsy, les trois soeurs, ...). tsy ny fahantrana ihany no hita any fa isan ny zavatra mibaribary kosa io na izany aza e! Betsaka ny tany mahantra ara ekonomika fa tsy betsaka kosa ny mitsindroka fako satria tena tapi dalankaleha tanteraka. Ary ny any amintsika dia be loatra.
mamzelkely > asan ny mpanao gazety ny mitatitra ny zavatra hitany. KA na tiana na tsy tiana dia asany io ary ho ataony foana.Izay no nataony teto, nitatitra ny zava misy izy, tsy nanampiany, tsy nanalany. tsy nanaratsy izy fa ilay zava misy mihitsy no efa ratsy :cry:
lapino > io araky ny tenin ilay koaitra betsileo izay hoe " tsy ny atao ny atao fa ny lelako no atao baonbao", izay no teneniko amin ilay ambassadeur.
harena mipetraka ny lalana, fa tsy aleo ve mba asiana priorité ny zavatra atao?
raha misy mivazavaza aho hoe mahantra i ravakamalala dia marary ny foko fa tsy afaka ny hanakiana azy aho satria izay no marina, anjarako ny miala amin ilay fahantrana, raha hitako fa ratsy izany.

9. mamzelkely
(
09/03/2006 13:12)
eny e za nge d'accord we zava misy le izy fa ra njy kosa ve ohatra no haratsina de ts mba haka ny defense anjy njy na de we pour l'honneur ftsn aza
de oziz njy we na hivazavaza we ravakamalala mahantra de anjaranjy no miala ka ts efa zay ve no ataony gasy aloha ee manarina ny infrastructure rht sa ts priorité zany, sinon inn aza ny pririté aminjy refa vita ny lalana de moramora koko anie ny circulation ny zvt rht ee na ny tourisme aza hi -dvlper amizany sa ve diso za??:roll:

10. lapino
(
09/03/2006 13:59)
ravakamalala:
" tsy ny atao ny atao fa ny lelako no atao baonbao", izay no teneniko amin ilay ambassadeur.
Hummm .... :-w:-w :wink:
Fa iza moa no miteny hoe tsy misy priorité ny zavatra atao ? Saingy tsy mifanandrify ny priorité mety ho nandrasanao sy ny priorité napetraka. Fa ny important aloha dia ny fisian'ny ezaka.
Ilay resaka lalana, eritrereto hoe raha ohatra ianao marary kanefa tsy ampy ny volanao, antalgique (mampitony fanaviana) ve no hovidianao sa antibiotique (mamono ny aretina)?
11. nanourand
(
09/03/2006 14:07)
ravakamalala>zah manohana ny hevitrao, marina ny hoe ny fahamarinana no tanterin'i olona satria izy mijery @ fomba tsy miandany @ iza na iza, ny antsika manko dia fomba fijery miaraka @ passion:
ohatra iray anaporofoko fa marina ny nolazian'ilay fandaharana, raha vao tonga taty aho dia tena kivy tanteraka nahita ny fiovana @ fahantrana
ny fihamaroan'i fivarotana hanina masaka : io dia porofo fa mahantra ny tany iray rah feno an'io
nitombo avo 6 eny izy aty, sady koa efa tsy provisoire intsony ny trano labasy fa efa
permanent!
mbola tsy nino aho aloha fa nony niresaka t@ vazah iray zay manana ny maha izy azy
tokoa (directeur informatique société lehibe iray eto madagasikara)
dia ny resaka nataony anah dia hoy izy :
enao ve nandritra ny fotoana tsy naha teo anao nanana fotoana niverana taty
dia tsia hoy aho fa zao indray aho vao niverina
dia hoy izy : nanao ahoana ny impression-nao?
dia choqué kely ihany hoa
dia hoy izy :"grave..."
tsy ho tohizako intsony ny tohiny fa ny tiko tenenina fotsiny dia hoe
hoantsika tsy manana ny fomba fijery tsy mitanila dia sarotra ny hanaiky
ny tsy fahombiazana sy ny fahantrana mbi-ankoditra.

12. jentilisa
(
09/03/2006 14:27)
Aleo aho hiditra na dia tsy nahita na inona na inona aza. Ny kely mba hitako tamin'io andiam-pandaharana io dia izay zavatra mifanentana sy atolotra ny vahoaka frantsay fa tsy ny vahoaka malagasy loatra. Izany hoe raha fehezina dia hoe: " mety amintsika frantsay ve ny mankany sa tsia raha ho any isika?" Koa na inona na inona tantarain'ny mpanao gazety dia baikon'ny talen'ny famoahana no nanaovany io oronam-panadihadiana io. Izany hoe ny zavatra tokony ho fantatra dia hoe inona ary ny zavatra nokendren'ny talen'ny famoahana (talen'ny fanoratana raha gazety taratasy) tamin'ny nanehoany ilay fandaharana?
Mandrisika ny frantsay hankaty sa mampandositra ny frantsay kosa?
Manaraka izany: Any Frantsa ve tsy mbola nisy mahantra nandroaka fako izany mihitsy? (ianareo any mahita). Ny aty Dago marina tokoa fa misy ny mpitsindroka fako eny anjoridira fa tsy mbola nisy niady zoridira toy ny tamin'ny andron'ny deba aloha ny hitako.
Manaraka izany dia averiko amin'ny frantsay ny fanonataniana hoe iza no tena nampahantra ny gasy? iza no nametraka ny fampianarana teto hampiankina ny gasy amin'ny frantsay? izao tena tiany ho potika tsara be amin'izay amin'ny alalan'ny ezaka hialana amin'ny gasy...
Tamin'ny andron'ny deba laza izany migorobaka mijery baolina izany. Ankehitriny kosa efa henatra izany no sady tsy misy hieritreritra izany intsony!
Ny fivarotana hani-masaka dia fahaizana gasy izany. Izany no fantany fa hahazoam-bola haingana dia ataony. Fa tadiavinao ho mpiasan'ny zone hatrany ve no tsy maintsy ataony dia lazaina hoe amin'iny vao misondrotra ny fari-piainany? nefa any ny droit de cuissage mahamay ihany koa...mody hoe sipa sipa fa manamabaka fotsiny!

13. mandrindra
(
09/03/2006 14:30)
zavamisy ireny e, ataovy tsara ny tombatombana, naharitra hafiriana ny fandaharana, dia firy minitra no nanehoany ny fahantrana. dia firy minitra ihany koa izy nanaheo ny hatsara'ny zavaboary, nanazava ny fotopisainana sy ny filozofia malagasy.
ny saina no mamakafaka fa aza ny fo marary no dradaraina fa tsy mety.

14. titananandy
(
09/03/2006 15:09)
Miarahaba antsika rehetra.
Tsy fombako ny miady hevitra eto amin'ny serasera saingy efa lasa lavitra loatra ity resaka ity ka aleoko mitondra ny anjara biriky.
Raha azoko tsara dia mipetraka eto Frantsa tahaka ahy i ravakamalala sy nanourand.
Tsy fantatro ianareo raha efa ela no nipetraka teto fa ny tenako dia efa am-10 taonany maro.
Tsy dia miditra amin'ny raharaha politika aho fa mahatsiaro voakitika kosa amin'ny maha-malagasy ahy.
Indrindra fa raha momba ny renivohitra no resahina.
Tia ary miaro ny malagasy aho.
Tiako ny ahy ary malahelo aho raha tenenina ratsy
ny malagasy, indrindra raha milaza fotsiny ny zava-dratsy ny reportage tahaka an'i 'Faut pas rever'.
Moa ny frantsay efa nanao reportage momba an'i Paris ka Barbes (korontana sy ny halatra) na Strasbourg St Denis (toeran'ny mpivaro-tena) na ireo zava-dratsy maro eto Paris ?
Ny fahorian'ny sasany ve mampandrevy fa ny fahorian'ny tena hodiana tsy hita ?
Ny ratsy eto Frantsa dia hafenin'ny frantsay koa maninona ny zava-dratsy any an-tanin'ny hafa no tsikefonina ?
Maninona ny malagasy sasany toa an'i ravakamalala sy nanourand no manao valalan'amboa ?

15. Herimiafina
(
09/03/2006 15:57)
hery:
Nandefa fanambarana ho an'ny lehiben'ny France 3 Andriamatoa Jean-Pierre Razafy-Andriamihaingo, Ambasadaoro Malagasy ao Frantsa, mikasika indrindra iny Fandaharana "Faut pas r^ever" izay nalefa tao amin'ny France 3 iny.
http://serasera.org/namana/media/userdocs/hery/lettre_ambassadeur-france3-1.pdf ilay taratasy.
Zava-mateti-mpitranga ny toa izao, rehefa tsy dia ampy loatra ny vaovao eo ampelatanana (information) dia voasarika haminavina, hany ka lasa manisy sira na manitatra kely mba hisintomana ny sain'ny olona mihaino.8)
16. sonwin
(
09/03/2006 16:44)
nanourand:
ny fihamaroan'i fivarotana hanina masaka : io dia porofo fa mahantra ny tany iray rah feno an'io
ary mahantra zany ny allemand kle 8O vao mamindra kely dia mahita mpivarotra hani-masaka
17. sonwin
(
09/03/2006 16:51)
nanourand:
ohatra iray anaporofoko fa marina ny nolazian'ilay fandaharana, raha vao tonga taty aho dia tena kivy tanteraka nahita ny fiovana @ fahantrana
za ndray mahita hoe nivoatra be ny firenena tao anatin'ny 4 taona monja eny fa na ny fomba fisainana aza samy hita manana fahavonona sy manana fanantenana ny ho tafita ny rehetra na dia miatrika ady mafy(sahala amin'ny olona rehetra maneran-tany)aza.
Hitako eny amin'ny endriky ny olona foana ny tsiky sy ny miramirana fa tsy miady saina lava sy miketrona lava ohatra ny any europe.
Maro ny lalana tsara fa tsy feno lavadavaka sy tanimena tamin'ny andron'ilay raika lahy taloha
Tsy maimbo intsony(sahala amin'ny metro ao Paris) rehefa mandalo elakelan-trano, tsy feno kaka (sahala amin'ny trottoir ao Paris) ny lalan-kely..etc..
aleo hatreo ihany fa tsy ampy na 1000 pejy aza hitantarana ny fivoarana.
Manaiky aho fa misy ny mahantra, fa tsy zavatra sahala amin'ireny no tokony hovoizina raha hanao fandaharana Tv indrindra ka hoe anisan'ny zava-dehibe napetraky ny mpitondra ny resaka tourisme.
18. Lejim
(
09/03/2006 17:38)
Zah tsy nahita izany fandaharana izany, fa raha ny fahitako ny reaction-n'ny olona sasany dia mahita zah fa tsy zatra ny mandinika zavatra amin'ny fisainana malalaka ny ankabezantsika. Miala tsiny amin'ilay fiteny fa izay no mahafehy azy. Tiantsika ny maheno hoe, malaza ny gasy e, mahay e, misy harena ankibon'ny tany e, sns izay tsy inona fa toraka voninkazo. Raha izany ihany, tsy hampandroso antsika, ilaina koa ny tsikera sy ny feo hafa. Marina fa tsy tokony ho i la-frantsa no hanao izany kanefa raha tany Dago izao no nisy fitsikerana malalaka otran'izany dia efa sazy sy gadra indray no mahazo ny mpanao gazety. Ary ny fampitam-baovaom-panjakana(RNM sy TVM) tsy hilaza an'izany mihitsy!
Tiako koa raha torahana voninkazo hatrany ny fireneko kanefa hitondra antsika aiza izany? Aleo henoina ny tsikera.

19. sonwin
(
09/03/2006 18:15)
Lejim> aleo atao hoe ise ihany zany no tena mandinika zavatra amin'ny fisainana. Ka raha mandinika zavatra amin'ny fisainana ise dia tokony hahay hanavaka ny atao hoe tsikera sy fanaratsiana. Ao anatin'ny tsikera koa mbola azo zaraina roa, mahay malagasy sy philo ise ka inoako fa hahay hanavaka ampiasainana fa misy ny atao hoe tsikera mandrava sy tsikera manorina.
Fa iza tao Madagasikara moa nogadrana raha niteny malalaka? sa tsy hitan'ise ireo mpanohitra minoanoana mitady seza avela miteny malalaka ireo. Sa malahelo ise fa nogadrana i Voninahitsy homme d'affaire sy ilay solombavam-bahoaka mpamono olona?
Herizo izao miteniteny foana sy manao fanakianana ahona mbola eny ihany? Malalaka ny tsikera sy ny fitenanana eto Madagasikara fa ny mpamono olona sy ny olon-dratsy tsy maintsy gadraina na iza faly na iza ho tezitra.Hafa ny tamin'ny revolisiona socialiste ka gadraina sy vonoina amin'ny fomba ankolaka ny manelingelina ny fitondrana.Mila ohatra koa ise?..mety tsy mbola teraka ise tamin'izany angamba.
Lava be zany fa hoy aho hoe mahaiza manavaka ny tsikera sy ny fanaratsiana raha samy handinika ampisainana ihany.
Taloha zahay milahatra vao mahazo vary sy menaka, zao zahay tsy mila milahatra intsony. Taloha ny fako ariana eny an-tsisin-dalana ary misy miady mba hahazo azy, izao ny fako misy fitoerany..any amin'ny faritra sy tanana sasany matoa maloto dia tsy manao ny asany ara-dalana ny maire.

20. vancleef
(
09/03/2006 18:19)
Izaho kosa dia tsy mankasitraka an\'ilay taratasin\'ny ambasadaoro ho an\'i Patrick de Carolis toa any tsy nankasitraka ireo silamo maro eran\'izao tontolo izaonadoro ambasady 6-mbolana tao aorinin\'ny caricature an\'i Mahomet.
Tsy raharahran\'ny ambasadaoro ny miteny ny tokony hataony na tsy hataonin\'ny journalistes rehefa tsy mi-bidonner ny reportage izy. Tsy misy intsony ve Ilakaka sy ny Madame Victoire ao Iarivo ? Reportage tao @ Hotel Hilton ihany ve no tianareo ho hita ?
>>Tout particulièrement, quand il s\'était agi de montrer une certaine misère à Antananarivo, la capitale, et à Ilakaka (\"Nouvelle Ville\" crée de toutes pièces du temps de l\'ancien régime pour l\'exploitation de gisements de pierres précieuses dans le Sud-Ouest du pays), le reportage s\'y est appesanti si lourdement et avec tant de complaisance que, ainsi d\'ailleurs que le commentateur l\'a souligné de façon outrageusement erronée, Madagsacar est tout simplement présenté comme \"le pays le plus pauvre du monde\".
Rehefa voatsindry eo @\'ny marary dia jamba sy marenina. Nolazain\'ilay commentateur tsara hoe nanomboka tamin\'ny farany ny taona 90 ary arakin\'ny classement faranin\'ny Banque Mondiale dia 10ième pays le plus pauvre du monde i Dago sur 200 mahery ! un des pays le plus pauvre du monde fa tsy le pays le plus pauvre du monde ve no hanrotana an\'io taratasy io. Tokony mba hoe mieritreritra aza hoe inona no hatao mba hivoarana fa tsy rehefa misy vahiny tonga mba hanampy dia tonga indray ny colons fotsiny dia gasy ka manja !
Raha isakin\'ny misy reportagemomba ny fahantsana eran\'izao tontolo izao na any Etazonia, na eto Frantsa na na aiza na aiza dia hanroratra any @\'i Patrick de Carolis daholo ny ambasadaoro na minisitra dia hariny fotsiny any @\'ny poubelle ary voa maika aza hampiny. Jerevo ny Guignols de l\'info Izay mitarina rehetra dia voa maika hampiny coche iray