Faut pas rever FR3 - Fanambaràn'ny Ambasadaoro Malagasy
21. sonwin
(
09/03/2006 18:20)
Lejim:
kanefa raha tany Dago izao no nisy fitsikerana malalaka otran'izany dia efa sazy sy gadra indray no mahazo ny mpanao gazety.
Iza ny mpanao gazety efa nigadra nilaza fitsikerana? Nahoana i Tribune sy LaGazette mbola miteny malalaka sy mitsikera hatrany amin'izao fotana izao? Ny olona mamoaka vaovao tsy marim-pototra sy manao fanalam-baraka tsy misy porofo dia ara-dalana raha gadraina.
22. sonwin
(
09/03/2006 18:32)
aleo miditra fa eto mafana koakoa ny adi-hevitra
http://forums.france3.fr/france3/fautpasrever/liste_sujet-1.htm
http://forums.france3.fr/france3/fautpasrever/liste_sujet-1.htm
23. Lejim
(
09/03/2006 18:34)
Efa nisy mpanao gazetin'ny lagazette iray angamba nandalo prison dia navoakan'ny fitsana izy avy teo. Efa betsaka koa ny mpanao gazety nandalo fitsarana izay, sady maro ny fampitahorana ka efa tsy sahy mitsikera be loatra intsony ny Gazety. Ny Lagazette sy ny tribune, amin'ny fahitako azy dia manao reportage-'ny zavatra lazain'olona no tena ataony.
24. jooko
(
09/03/2006 18:38)
Amiko indray aloha dia tsy zavatra ohatr'ireny mihintsy no hanakana ny touristes tsy ho any madagasikara fa ny infrastructure sy ny vidina billet lafo e!
Ny touristes voasakan'ireny dia karazana touristes tsy ilain'ny madagaskara.
Faharoa, ny mpijery karazana fandaharana tahaky "faut pas rever " , ireo zay tia an'ireny no resahiko dia mpijery afaka manadiady sy averti fa tsy mpijery "star ac " akory. Ka handray ambolony ny resaka tahak'ireo mpijery zay vao sambany nahita "faut pas rever" satria mikasika azy ny resaka.
Fahatelo, lasa resaka karikatura an'i mohameda izy ty. Ze maneho resaka hafa fijery dia hoe tsy tia tanindrazana fa voazanaka. Ny mpanao gazety mampiseho ze fomba fijeriny zay tsy voatery ho marina lazaina fa manao propagandy francafrika voavidin'ny kapitalista.
tsiky de ampy, mahita ny resaka ato za de tsiky tsiravina :-D:-D

25. sonwin
(
09/03/2006 18:38)
refa miteniteny foana tsy misy porofo dia tsy maintsy miditra fitsarana.
Eto koa misy http://www.tim-madagascar.net/ dia midira forum...ao daholo zahay sy ny adverseranay.
Eto koa misy http://www.tim-madagascar.net/ dia midira forum...ao daholo zahay sy ny adverseranay.
26. Lejim
(
09/03/2006 18:42)
sonwin> Efa samy olon-dehibe mahalala izay fomba fisainana isika. Samy tsy any Dago isika izao io, ka samy mamakafaka ny vaovao henony. Tsy hahay ny marina mihitsy isika raha vaovao iray ihany no henoina. Zah aloha liam-baovao ka tiako ny olona mampiseho realite e! Raharahaiko inona koa izay maloto sy tanana makorelina ao Frantsa ao! Raharahaiko ino ny fomba fihevitry la Frantsa an'i Madagasikara. Fa rehefa ampy sy feno ny vaovao azoko, dia haiko ny mieritreritra hoe, izao ny zavatra miandry ahy sy ny taranaka rehetra ao aoriana. Fa tsy juste hoe, milamina ny ao an-tanana e, nisy Canadien Gasy @ Olimpique e, sns sns. Faly aho mahare vaovao tsara momba an'ny Madagasikara, fa ny vaovao mitsikera kosa (na fanaratsiana na fanamboarana), dia ataoko ho fananarana doly.
Samy manana ny fomba fisainany isika ka izay ny hevitro. Te hitorahana voninkazo lalandava ianareo tsy maninona, fa izay ny ahy!
Samy manana ny fomba fisainany isika ka izay ny hevitro. Te hitorahana voninkazo lalandava ianareo tsy maninona, fa izay ny ahy!
27. Lejim
(
09/03/2006 18:51)
sonwin:
refa miteniteny foana tsy misy porofo dia tsy maintsy miditra fitsarana.
Eto koa misy Jereo eto dia midira forum...ao daholo zahay sy ny adverseranay.
Manaiky aho hoe rehefa miteniteny foana dia tsy maintsy miditra fitsarana. Fa na io miteniteny foana io ihany aza dia efa tsy itovizantsika ny famaritana azy. Ka aleo hilamina.
ilay hoe "ao misy ny adversaire-nay" kosa, zah tsy mitady adversaire, ary tsy mieritreritra hoe, ady hevitra be ilana adversaire ity zavatra ity fa noheveriko ho fampidirana hevitra ihany. Mazotoa ianareo hifamaly ao sy ny adversaire-nareo fa zah tsy namana raha izany!
28. sonwin
(
09/03/2006 19:07)
lejim> adversaire ara-kevitra io ry zandry fa tsy adversaire araka ny fieritreretanao azy a,hevitra no miady ary samy milaza ny heviny araka ny filazanao. Za tsy mandray anao ho adva sao diso hevitra
'zay izy io ra-maditra a:°)
'zay izy io ra-maditra a:°)
29. dezaka
(
09/03/2006 19:14)
iza no tena henjana eto e hihiihiihii aza miady izany ry zalahy fa ny hevitra no miady refa tsy mitovy a ary tsy voatery hitovy fieritreretana ny olona tsirairay avy na tsy voatery hitoovy hevityra ihany koa aza afangaro fa ratsy be izay miady izany
ny tiko ambara fotsiny manaraka izay dia izay tsy mahavita azy aleo hiala fa tsy mila maka rtanodranony e
ny tiko ambara fotsiny manaraka izay dia izay tsy mahavita azy aleo hiala fa tsy mila maka rtanodranony e
30. andrea
(
09/03/2006 19:18)
MMMhhhh, mahaliana, mahavariana ary mahafinaritra satria ny ankapobeny tanora dia tia sy miaro an\'i Gasikara daholo.
Samy manana ny hevitra, ao ireo miaro,ireo te-hampandroso, ireo izay sahy mamboraka ny heviny ...
Amiko manokana, nahita an\'ilay fandaharana dia miombona hevitra amin\'i Ramose \'Ambassadeur\'.
Miasotra azy nanoratra ilay taratasy satria anisan\'ny asany no mitondra ny feon\'ny malagasy aty ivelany.
Ny momba n\'ilay fandaharana : tsy zavatra vaovao no nolazainy : misy ny fahatrana
hita hafaka tsapaina. Nefa fantatry ny be sy ny maro, tsy zava-baovao izan ( tsy scoop eee !!!)
Rehefa mijery ilay fandahara dia ny zavatra hita misongadina dia ny \'fahatrana\'...
Maninona no tsy hita mivaingana ny hezaky ny olona hiotra? Ny zavatra tsara mahate-hotia ?
Mino aho fa betsaka ny zavatra afaka lazaina...
Ireo mpanao gazety nanao an\'io fandaharana io tsy nanontany tena hoe ahoana ny fihetraikan\'ny
fandaharana hoatran\'io amin\'ny toe-karena satria fandaharana natokana ho an\'ny franstay sy ny firenena mandroso.
Andao hoe hangataka hanao fandaharana \'faut pas rever\' - La france et ses sans domiciles fixes qui meurent dans le froid,
Et qui vivent en fouillant les poubelles\' sinon ah ! les jeunes qui ont brûler des voitures .. \'
Mino aho fa mitovy lanja tsara amin\'ilay reportage natokana ho an\'ny Madagascar ..
Saingy ny impacte \'economique\' tsy mitovy ho an\'i Fransta sy Madagascar
Mampalahelo satria araky ny filazan\'ireo akama ...anisan\'ny lalana hampandrosoana an\'i Madagascar ny tourisme...
Tokony mba hangadiady ny mpanao gazety fa tsy manao reportage \'impartial\' hampiakatra \'audimate\' fotsiny..

31. Lejim
(
09/03/2006 19:37)
Izay izany fa dia fitavan-tanindrazana doly mahatonga antsika mifanakalo hevitra ato ka. Izay fitiavan-tanindrazana izay ihany no asantatra satria izay no mampiray atsika jiaby!=D
32. ravakamalala
(
09/03/2006 19:39)
jentilisa sy izay tsy nahita http://fautpasrever.france3.fr/fautpasrever_semainepro_detail.php3?id_article=144
33. ravakamalala
(
09/03/2006 19:41)
aoka lejim a! :-D aleo hitohy ny ady hevitra fa ny hevitry ny maro mahataka davitra!
mbola hiverina eo aho fa mbola handeha hantsaka vetivety aloha.:wink:
mbola hiverina eo aho fa mbola handeha hantsaka vetivety aloha.:wink:
34. vancleef
(
09/03/2006 19:50)
Ka ny zavatra tsy tsapanan'ny sasany ange dia tsy regime sovietika na totalitaire eto Frantsa na europe ê! Ny mpanao gazety dia tsy mahazo ordre avy any ambony hoe izao ihany no azo lazaina ! Mijangajangan'ny vadin'ny Sarko dia lazainy, nisy nanororatra boky an'io dia nosakanin'i Sarko dia navadiny roman dia nivaoka ilay boky. Tsy mbola nahita reportage momba ny lamasinina tonga an'ora t@ TV fa ny zavatra tsy mety faona. Nandeha nitaraina tany @ president ny CNN na NBC ny ambasadaoron'ny Frantsa tany Etazonia @'ny erintaona lasa t@ ny nisy fandoroina fiarakodia.. Ny tadiavinareo izany dia rehefa misy repotage momba an'i Dago dia reportage any @ hotel any Ste-Marie mihinana langouste na ireo gasy manao fety ao @ Hotel Hilton ao Iarivo na ny ragidro any Perinet fotsiny.
Mankasitraka ny zava-mbitan'i Ra8 fa rehef misy tsy mety ny zava-mbitan'i solontenanin'i Dago any ivelany dia lazaiko koa fa tsy mikipy maso aho dia manao mentalité-na sous developpé
Mankasitraka ny zava-mbitan'i Ra8 fa rehef misy tsy mety ny zava-mbitan'i solontenanin'i Dago any ivelany dia lazaiko koa fa tsy mikipy maso aho dia manao mentalité-na sous developpé
35. lapino
(
09/03/2006 20:03)
jentilisa:
Izany hoe ny zavatra tokony ho fantatra dia hoe inona ary ny zavatra nokendren\'ny talen\'ny famoahana (talen\'ny fanoratana raha gazety taratasy) tamin\'ny nanehoany ilay fandaharana?
Raha jerena amin\'izay izany aloha dia tsy objectif ilay fandaharana. Raha arahina koa izay, ilay sefo ve, tena avy aminy ny sitrapo niavian\'ilay subjectivité sa mbola avy amin\'ny ambony noho izy? Aoka aloha izay fa tonga eo amin\'ny politika eo aho ny farany!
Lejim, tsy resaka hoe torahy voninkazo sns le izy. Raha ao anatin\'ny faritr\'i Madagasikara, na gazety gasy no mitanisa izay tsy mety, dia azo raisina hoe critique constructive le izy. Fa izy ity ange eo amin\'ny sehatra iraisam-pirenena no voahoso-potaka amin\'ny \"image\" nohitarina ny \"image\"-n\'ilay firenena, dia sarotra ny handray an\'izany ho \"critique constructive\", indrindra raha heverina kely ny mety ho fiantraikany. Tsy hoe zavatra natao hihomehezana ohatra ny caricature ilay izy, fa zavatra \"serieux\".
Eritrereto hoe ampiakarina sehatra ianao hampiderana izay ratsy aminao, kanefa mivoaka ny trano aza mba fidiana ihany izay akanjo hanaovana.
Teny kely momba ny gazety frantsay: ny teratany frantsay monina any Dago aza tamin\'ny 2002 nilahatra teo amin\'ny ambasady sy teo amin\'ny 13 mai satria noho ny vaovao mandeha amin\'ny RFI sy ny 20h @ tele izay nolazain-dry zareo fa manala baraka azy amin\'ny gasy ny tsy fahamarinan\'ny vaovao.
36. sonwin
(
09/03/2006 20:05)
hoy ilay olona iray izay:
Indramiko ny teniny (copie coller io nataoko io)
Je pensais que Fr3 a une déontologie professionnelle. Rien du tout ! L'émission sur Tanà au sujet de Lalamby avait été tourné en 2001. Et pourquoi seulement le sortir en 2006, alors qu'il n'y a plus personne sur LALAMBY en 2006 ? Pour dénigrer Madagascar et le peuple malgache. Ca relève de la pure DIFFAMATION.
Car, je viens de téléphoner à un cousin qui habite à Ampefiloha pour vérifier le dire de FR3 sur LALAMBY. Il a été très choqué de la désinformation de FR3, car il n'y a plus de vendeurs sur Lalamby depuis bientôt trois ans - et que les gens étaient relogés par l'actuel régime. Quel anachronisme !
2001 : régime de Ratsiraka (des gens vivaient sur LALAMBY)
2006 : Régime de RAVALOMANANA (personne ne vit sur LALAMBY)
Que FR3 fasse l'émission " FAUT PAS REVER " c'est son droit le plus absolu - mais faire un anachronisme, sans faire une explication historique et dire pourquoi on projette une réalité de 2001 en 2006, c'est très mal intentionné.
Je vais demander à mon cousin de prendre des photos du LALAMBY actuel de jour et de nuit, et je vais écrire une lettre ouverte à FR3 pour demander une excuse publique sur cette offense à mon pays et au peuple malgache. Ma démarche n'a rien de politique mais juste qu'on respecte notre dignité humaine.
Photos à l'appui, une pétition va être lancée auprès de la dispora malgache de France à l'encontre de FR3.
Quand j'ai posé la question de l'apport positif ou négatif de la colonisation française à Madagascar - je commence à avoir une première réponse par cette émission de FR3 : on veut toujours parler mal de mon pays quand mon pays se relève. On veut toujours avoir la mainmise sur mon pays quand mon pays essaie de s'en sortir. On veut toujours dénigrer mes compatriotes quand ils se battent chaque jour pour avoir une vie meilleure.
Et la deuxième conséquence négative de la colonisation : il y a des malgaches qui se réjouissent avec des français pour que le pays ne se relève pas. Il y a des compatriotes qui mettent les bâtons dans les roues pour que les compatriotes restent toujours dans la pauvreté. Il y a des compatriotes qui ne prennent pas le temps de vérifier si c'est vrai ou pas ce que certains français racontent.
Qu'on soit sérieux dans ses émissions ! Du professionnalisme !
Za ndray eto no miteny: Ok mon cher compatriote=D=D=D

37. lapino
(
09/03/2006 20:09)
vancleef:
Izaho kosa dia tsy mankasitraka an'ilay taratasin'ny ambasadaoro ho an'i Patrick de Carolis toa any tsy nankasitraka ireo silamo maro eran'izao tontolo izaonadoro ambasady 6-mbolana tao aorinin'ny caricature an'i Mahomet.
Tsy zavatra mety ampilaharina kosa aloha ireo e!!!
vancleef:
Ny mpanao gazety dia tsy mahazo ordre avy any ambony hoe izao ihany no azo lazaina !
Za tsy sahy mi-affirmer satria tsy manana porofo, kanefa za tsy sûr amin'izany! Indrindra eo amin'ny vaovao iraisam-pirenena.
38. vancleef
(
09/03/2006 20:50)
lapino:
Tsy zavatra mety ampilaharina kosa aloha ireo e!!!
Amiko dia mitovy io satria rehefa voatsindry eo @'ny marary sy ny ambompo dia jamba sy marenina. Ny silamo dia ny ambompo satria mihevitra izy fa izy no nahazo ny tenin'Andriamanitra farany nohon'ny Jiosa sy ny kristianina ary ilay taratasin'ny ambasadaorontsika dia c'est une grosse connerie car non seulement çà ne changera pas grand chose bien au contraire et çà démontre une fois de plus notre mentalité de pays sous-developpé pas seulement économiquement mais intellectuellement
39. Lejim
(
10/03/2006 00:12)
Ny zavatra hitako hiseho apres-n'ity indray dia izao (surtout apres an'ilay taratasin'Atoa ambassadeur): Tsy sahy hiresadresaka an'ny Madagascar intsony ny mpanao gazety. Misy izao ohatra ny aretin-tazo tsy haiko iny any Tamatave izao. Dia naka sary an'ireny tany maloto sy be lobolobo rehetra ireny ny madanight sy ny namany. Tsy nilaza ny avy any Tamatave hoe fanalam-baraka iny. Mitsikera doly izay te hitsikera apres-n'iny hoe maloto be Tamatave (ny olona any mihitsy no maloto, hoy ny sasany). Betsaka rahateo ny mpanao Gazety nanararaotra an'iny mba hamenofeno ny pejy.
Ny vokany, nanomboka nanadio ny tany Toamasina, lasa fantatra hoe, tena mila manadio isika. Tsy nohon'ny tazo ihany fa noho ireny tsikera ireny. Constuctive izany ny fahitako azy. Nahoana ary raha izany indray no atao, mba tsy ahabetsaka ny tsikera momba ny tanintsika fa tsy variana miady hevitra hoe, manala baraka iny, na tsy manala baraka!

40. jentilisa
(
10/03/2006 08:06)
tena laviko kosa ny filazana hoe maloto ny olona any toamasina§ Izay kosa tena fanalam-baraka! :evil: :°) Tena mifaninana amin\'ny dion\'ny olona any amin\'ny firenena manankarena kosa ny ao raha rehsaka fahadiovana e! ny tanàna indray aloha resaka hafa an!