Fitiavana-Fijaliana
1. Fiffi
(
04/03/2006 07:28)
Nahoana no ampijaliana
ity foko manirery ?
Lazao rahatoa tsy tiana.
Lazao fa tsy an-tery.
Dia ho nofiko ve ny lasa
ka ho rava ankehitrio ?
Hafaliana tsy homby tratra
dia ho sento manomboka anio ?
Raha namadika ny diana izay natao hatrizay
Ny fitia tsy novidiana ao am-po mandrakizay.
Raha jerena io hira io:
Ny Fitiavana ve tsy maintsy miaraka @ Fijaliana ? matetika manko ny dinika dia resaka momba ny fitiavana sy ny fijaliana , eny na dia hoe ao koa aza ny ny tsy manana fijaliana fa mifankatia tokoa.

répondu par Fiffi le 15/03/2006 20:02
2. diamondra27
(
04/03/2006 07:33)
amiko aloha ny fitiavana de fifaliana e!
rehefa misaraka de misaraka satria tsy nifanaraka,efa natao ny ala-nenina; fa alohany hitia olona de tokony hieritreritra fa tsy oe tiako ty de iarahana.
mifankatia tokoa
mahay miara-dia
izaho sy ianao
...

3. Fiffi
(
04/03/2006 07:55)
hoy diamondra:
rehefa misaraka de misaraka satria tsy nifanaraka,efa natao ny ala-nenina; fa alohany hitia olona de tokony hieritreritra fa tsy oe tiako ty de iarahana.marina aloha zany eh! fa ilay izy dia ny hoe: alohan'ny fisarahana dia ao aloha ny fifankatiavana, na dia tsy hiafara @ fisarahana aza ilay fifankatiavana fa tena moba ao anatiny fitiavana nefa dia ahitana io fijaliana io hiany.
4. Fiffi
(
04/03/2006 07:57)
ohatra: ao ny fijangajangana , ny fampirafisana , ny tsy fitokisana , sns...... ireny rehetra ireny anefa mbola alohan'ny fisarahana an!
5. fasaly
(
04/03/2006 08:00)
amiko tsy fijaliana ny fitavana fa fahasambarana ,
tsy fijaliana io raha hainao ny mi gerer azy....
:roll::roll::roll: ahoana re zany e!
rehefa tsy mety dia misaraka tsy misy maràtra fa tsy hatao hijaliana zany:wink:
tsy fijaliana io raha hainao ny mi gerer azy....
:roll::roll::roll: ahoana re zany e!
rehefa tsy mety dia misaraka tsy misy maràtra fa tsy hatao hijaliana zany:wink:
6. Fiffi
(
04/03/2006 08:07)
fasaly: marina ny andry an! ny fitiavana dia fahasambarana tokoa , ary tokony io mihintsy ny diakany. Fa ny fanontaniako dia ny hoe:" misy ny fijaliana nefa mbola ao anatin'ny fitiavana marina , olondroa mpifankatia ohatra an! tena mifankatia tokoa ry zareo nefa tampoka teo dia indro fa miseho ny olana ohatra : mijangajanga , tsy fahatokisana sns.... tsy milaza aho hoe "ny fitiavana=fijaliana , an3 , fa nolazaiko dia nahoana no misy ao anatin'nio fitiavana io no misy fijaliana koa ? tsy midika koa io hoe izay fitiavana rehetra an!
7. fasaly
(
04/03/2006 08:14)
fiffi: ka io lay lazaiko hoe raha hainoa ny mi gerer lay fitiavana, raha tratran'ny fijangajangàna sy fampirafesana aloha dia tena mijakly raha tsy haninao ny mitondra azy e! tsy haiko ny hanazàva azy....araka ny voalazan'i dimaondra hoe tokony efa ho fatampantatrao ny oul iarahanao zay vao hiarahana,
izany hoe tokony hisy ny marimaritra iraisana eo am lay oul roa miaraka ohatra hoe asiana "complicité","franchise", "confiance" de hirindra tsara io e! mila ni fifampiresahina am olana misy rehetra, izany hoe: ny tena tsara dia oul roa mahay mifampiresaka tsara ny oul tokony hiraka, fa raha vao misy ray manafinafina de efa tsy mety e! azon'i fiffi ve:-*:*

8. Fiffi
(
04/03/2006 08:17)
fasaly: =D=D=D tena mazava tokoa moa izany an! :-*:-* hay koa moa misy mpampianatra mahay be ato koh!:-*
10. Fiffi
(
04/03/2006 09:23)
fasaly a! itandry ? mamaky ireo dinika hafa eto aho dia mahita fa maro tokoa ny mila fanampiana na mametraka fanontaniana hoa inona no tokony hatao , ohatra ilay resaka telefonina ohatra , fijaliana koa anie io an! satria hoe tsy namaly ilay olona dia hita fanampijaly an'ilay olona iray.
11. fasaly
(
04/03/2006 09:53)
tsy no vakiko izany dinika zany fa aleo hoe jerevako
korazy be alou ho anzay mijaly zany e!:-*
korazy be alou ho anzay mijaly zany e!:-*
12. fasaly
(
04/03/2006 10:04)
fiffi: somary novakiko lay izy fa io lay voalazako etsy ambony ihany e, "resaka confiance" no tsy misy de tsy maintsy mijaly izy raha izay kanefa tia de.....:wink:
14. diamondra27
(
04/03/2006 11:06)
fiffi: ny fitiavana de tsy kilalao amiko,malheuresement anefa de betsaka ny mandray io fitiavana io toy ny kilalao ka mahatonga fijaliana na ny andaniny na ny ankilany.
Ahoana hoy le dinika hitako teto izay momba le hiran'i Hélène Segara sy Laura pausini mitondra ny lohateny hoe: "on n'oublie jamais rien on vit avec" , de ny faran'io hira io miteny oe: quand l'amour s'enfuit hoy izy de il n'y a plus de vainqueur....
matoa ianao mitia de tia ;ka tokony hanome le olona tiavinao ny amour-nao à 100%, sy ny confiance,...de le olona koa tokony hanao toa izay , de mande tsara le izy, sambatra araka ny tenin'i fasaly:wink: , sady heureuse, ... Mahafinaritra nge rehefa amoureuse e!
Be aloha ny mijaly @ fitiavana e!
fa karakaraina tsara oa io, de milamina tsy misy tokony mampikorapaka, refa tia anao le oul de 'zay.
Mahafinaritra kokoa ny manome noho ny mandray...
De bon courage ho an'izay mijaly e!
Aza ankasarotina ny fianana e!

16. diamondra27
(
04/03/2006 11:28)
fasaly:aleo akia samy hifaly eto isika mitsam fa ry zalah 'zany toa mijaly @ fitiavana doly de mba hanaraka ny diantsika anie ny rehetrao^oo^oo^o:miam::miam::-D:-D
sady ny anjy koa nge mbola jojopile be le fitiavanjy fa vao nanao st- Valentin be e!
Tazomy tsara lery an!:-*:-*:-*:-*
sady ny anjy koa nge mbola jojopile be le fitiavanjy fa vao nanao st- Valentin be e!
Tazomy tsara lery an!:-*:-*:-*:-*
17. fasaly
(
04/03/2006 12:14)
diam::roll::roll::roll::roll: st valentin iza njay zany e!:-D:-D taoko niara-nifety dooly tsika:wink::-*:*
19. Fiffi
(
04/03/2006 13:42)
fasaly , diamondra: =D=D=D=D :-*:-* za aloha tsy mijaly eh! sady efa namoaka vao3 =))=))=))=))=))
20. fasaly
(
04/03/2006 13:51)
:roll:oujjyyy! in no mahatapa tsinay an'i fiffi hoe namoaka 3 ve???? telo inona kalou zany e!:P
iza avy zany???mbo tanisao kely hoe kia!:°):-D
iza avy zany???mbo tanisao kely hoe kia!:°):-D