Fitiavana-Fijaliana
41. kala
(
06/03/2006 13:05)
marina daholo aloha le voalaza eo ambony.
Feheziko fotsiny ê!
"Raha fitia
no hankahia (hampijaly)
Aleveno tsy ho heno"
Zay nahatsiaro nijaly t@ fitiavana, mahereza fa mbola hoavy ny maraina, ka hiposaka ny masoandrom-pifaliana ê! :wink:
zay efa sambatra ndray : enga anie hitohy ny fahasambarana. Ny itiavana olona ny hahasambatra ê! sa:idea:
zaho manokana aloha mahatsapa we sambatra refa tia sy tiana ê! :-$:-$

45. kala
(
07/03/2006 05:55)
fasaly sy fiffi > avia ary :-*:-*
Matoa ange manana fitiavana de tokony hahatsapa ny fivavahana ê! Fa avy aiza ny fitiavana?
Sady refa tia de manana finoana, fanantenana ary indrindra miafara @ fahasambarana tsy azo refesina:lol:
Matoa ange manana fitiavana de tokony hahatsapa ny fivavahana ê! Fa avy aiza ny fitiavana?
Sady refa tia de manana finoana, fanantenana ary indrindra miafara @ fahasambarana tsy azo refesina:lol:
46. xxx
(
07/03/2006 17:21)
Mpandefa : Fiffi [ Valio ] 04-03-2006 11:28:22
Lohateny : Fitiavana-Fijaliana
Nahoana no ampijaliana
ity foko manirery ?
Lazao rahatoa tsy tiana.
Lazao fa tsy an-tery.
Dia ho nofiko ve ny lasa
ka ho rava ankehitrio ?
Hafaliana tsy homby tratra
dia ho sento manomboka anio ?
Raha namadika ny diana izay natao hatrizay
Ny fitia tsy novidiana ao am-po mandrakizay.
Raha jerena io hira io:
Ny Fitiavana ve tsy maintsy miaraka @ Fijaliana ? matetika manko ny dinika dia resaka momba ny fitiavana sy ny fijaliana , eny na dia hoe ao koa aza ny ny tsy manana fijaliana fa mifankatia tokoa.
mifameno reo ka
47. dezaka
(
07/03/2006 17:39)
fitiavana fitaiavana
na ny kely na lehibe
fitiavana fitiavana
io ihany no lehibe
tsy kobaka ambava
fa vokatriny fo
deraina tsy akiambahamba
dia finaritra ny fo
na ny kely na lehibe
fitiavana fitiavana
io ihany no lehibe
tsy kobaka ambava
fa vokatriny fo
deraina tsy akiambahamba
dia finaritra ny fo
49. dezaka
(
07/03/2006 18:19)
zay tia adala hozy ny fitenenana rehefa tia zay vao lasa jamba mahiratra e
tandremo ny az voany ihnay e
tandremo ny az voany ihnay e
50. fasaly
(
07/03/2006 18:32)
ié! marina zany tena lasa jamba mahintsy....fa miratra tampoka avy eo de tonga saina ka!
de tonga de lasa mitsoaka beuhhh!:-D:-D
de tonga de lasa mitsoaka beuhhh!:-D:-D
51. dezaka
(
07/03/2006 18:40)
aleo mody jamba dia @ zay mety tsy mitsoka fa tonga dia miala fotsiny sady mahita ny zava miseo anie ny mody jamba e :P:P:P:P:P
52. kala
(
08/03/2006 05:51)
fasaly > f'ahoana no hitsoaka klé???:-D
aleo jerena ny fiafan'ilay jamba kty : na hisy hitantana ihany na ahoana (hiran'i Mahaleo no alaiko tahaka kely):-$
aleo jerena ny fiafan'ilay jamba kty : na hisy hitantana ihany na ahoana (hiran'i Mahaleo no alaiko tahaka kely):-$
57. kala
(
09/03/2006 06:14)
fasaly > le an'i bdd io aloha sady tsy ilay ray no tsy ilay iray ka!8O8O8O8O8O8O8O
58. Fiffi
(
10/03/2006 09:01)
fa ahoana kay no feno pub tahak'izao ato anatin'ny ity dinika ity ? sady tsy fantatra hoe iza no nandefa azy ato , sa tonga ho azy tao ? 8O8O