Fitiavana-Fijaliana
21. Fiffi
(
04/03/2006 13:56)
:-D:-D:-D:-D fasaly ah!! an3 tsy telo kosa fa hoe vao2 eh! :-D:-D:-D:-D:-D
25. Fiffi
(
04/03/2006 14:19)
fasaly: maheno pub ato aho @ radio vazo gasy io dia misy olona miteny hoe " namoaka an!" de =))=))ny tsinaiko sady mamaky ny lazaindry io. Fa mba mananihany akia aho an! :-D:-D:-D:-D
26. fasaly
(
04/03/2006 14:31)
zà kou zany te ho tapatsinay aky!....aleo hiainoi radio vazo gasy kou kou! raha izany:°)
27. diamondra27
(
04/03/2006 16:37)
peace and love akia! ^:^
faite l'amour pas la guerre
(l)donne moi ton coeur baby ... (hiran'i KAMARO)(l)
ny tsy azoko de maninona ary no mijaly @ le fitiavana? sa 'zany hoe: refa mitia de ndeha hitady fijaliana?
Tsy hoe: ve rehefa mitia olona iray de tsy mijery à droite à gauche intsony fa ze mahasoa anareo mitsam no tadiavina sy dinihina, de tsy very fotoana manara-maso an'ilay partenaire fa au contraire oe: inona indray izao no ataoko mba hahafaly azy? satria raha faly izy de faly koa aho, raha sambatra izy de sambatra koa aho.Sa mbola tsy matotra le fitiavana fa miarakaraka fotsiny? hummm ,ka mety 'zay le mampisy blème koa!

28. Fiffi
(
04/03/2006 17:07)
Sa mbola tsy matotra le fitiavana fa miarakaraka fotsiny? hummm ,ka mety 'zay le mampisy blème koa!diamondra a! tsy hoe tsy matototra ilay fitiavana fa misy tena efa matotra nefa dia mbola ahitana fijaliana hiany , maro ny antony hisian'io fijaliana io eny na dia efa tena matotra aza ny fitiavana , ka io no mahagaga ahy arakin'ny filazandry hoe samy manao izay mahafaly , rehefa faly ny ny iray dia manao izay mahafaly koa ny anilany dia tokony tsy hisy io fijaliana io , saingy tampotampoka teo dia indro miseho ny fijaliana
30. Fiffi
(
04/03/2006 20:23)
fasaly: ie ! marina ny andry fa aleo aloha za hoe 8O8O tsara aloha an! :-D:-D
31. patrick2002
(
04/03/2006 21:25)
amiko ny fitiavana marina ,dia fialiana fa tsy fijaliana,vitsy anefa io fitiavana marina io @ izao fotoana izao,toa mitia ny rehetra ,fa mila fitiavana ihany kou,izany hoe lasa marchandage ilay izy,misy ny sasany mahatsiaro ho matiantoka satria tsy araky ny nomena no voaray,dia miady varotra hoe mba ataovy be be kokoa fa tsy ampy eh!:twisted:,efa be iny hozy ny iray:-@
dia aoka samy hahazo FITIAVANA MARINA izay mitady(l)
dia aoka samy hahazo FITIAVANA MARINA izay mitady(l)
32. Veloo
(
05/03/2006 01:29)
love is a joy un oiint c'est tout, tsy fitiavana intsony raha voa misy fahoriana
33. Fiffi
(
05/03/2006 06:48)
"mifankatiava hiany , raha mbola velon'aina , tsy misy toy izany , no mampifaly saina"
36. fasaly
(
05/03/2006 15:58)
miasa saina ndray bedada zany, mila fanampiana ngah toi:roll::roll::roll::wink:
39. anjar
(
06/03/2006 09:47)
Ny mpifankati rehefa mahay mifanaraka sy mifanaja ary mifandefitra sy tena miaina tsar an le tena fitiavan de mino ah fa mandeh ho az ny fiarahan ar tsy mahatsiaro tena oe mijaly zan rehef reo no tanterak, fa matoa misy iray mahatsiar oe mijal de misy tsy tomomban @reo, rah ny hevitro zany an.