Fitiavana-Fijaliana

61. vivi ( 11/03/2006 19:32)
an3, ny fitiavana aloha tokony ho fahasambarana marina , nefa vitsy ny olona mahazo sy miaina @ io fitiavana fahasambarana io, ka na tiana na tsy tiana koa aloha d tsy maintsy tratra fijaliana ianao ao antinio fitiavana io ,za ohatra niaraka t@ bandy 5 ohatra , angamba ny 1 t@mireo no mba nahitako fahasambarana kely fa tsy maintsy misy olana foana, ary misy zavatra tsy mitondra anilay fahahasambarana araka ny teniny fiffi, na tiana na tsy tiana ,ary @ ankampobeny d ny vhv angamba no tena tratra @ io satria , ny vhv no mampiasa fo nohon'ny lhl, fa na d zany aza kivy fa ny anjara tsy maintsy misy foana koa , na d olona efa manambady aza mbola mety mahazo anjara any hivelany fa tandremo an, ohatra we misotro toaka b ilay rangahy ! mahereza e
62. pissoa ( 11/03/2006 19:49)
Tamin'ny voalohany dia Fitiavana fotsiny no nisy, fa tsy nisy fijaliana izany. Donky, ny tena fitiavana dia tsy fijaliana izany.

Ny olombelona fotsiny no be fitetika lava, fetsifetsy, be ahiahy koa ny sasany, tsy matoky ... dia lasa mampijaly olona na mampijaly tena fotsiny :-w:-w
63. Fiffi ( 11/03/2006 20:37)
tena marina izany ry pissoa an! taloha tena fitiavana fa indrisy !! lasa aiza re izany zao eh ?:(
64. kala ( 13/03/2006 04:45)
pissoa > =D=D=D=D de avia :-*:-*:-*:-*:-* aloha.

fa misy kosa ange lhl manao fanahy iniana tsotra izao milalao fitia ê!

Milaza tia izy eo imaso nefa any ambadika sahiny ny miteny fa kilalao sy tsy sérieux ny fiarahany @'io olona io rehefa misy hitany fa masamasaka indray any...:-$

Soa ihany aloha fa mbola mahita fahasambarana foana hatramin'izao! :-D


65. Fiffi ( 13/03/2006 07:15)
indrisy akia ry kala fa misy tokoa ny olona , ny toetrany dia mivadibadika toy ny andro , raha mba mivadika tsara moa maninona ? vao maika tena tsara fa misy tena ...:-D
66. Bhiou ( 14/03/2006 09:22)
Fiffi a toerana iitovizana ny antsika fa za mahita hevitra, miitadiava ianao olona iray ahazoanao mizara tantera ka iizany fahorianao izany( raha toa ka tsy mahita ianao dia afaka ny hifampizara isika ) aza kobonina am-po fotsiny ny alaelonao
67. Fiffi ( 14/03/2006 09:34)
Bhiou: misaotra aloha @ io fa tsy zah manokana anie io eh! fa mba dinika no nalefako an! satria maro dia maro ny zavatra miseho tahak'izao . Ato fotsiny aza dia efa maro ny namana mangataka hevitra nohon'io an!
68. kala ( 14/03/2006 11:15)
fehiny aloha amiko dia aza miteny hoe "tia" raha mahatsiaro "mijaly" na malahelo endrika.

Izany tena tia sy tiana zany no tena fahasambarana tapitr'ohatra ka na ny fihetsika, fiteny dia mampiseho hoazy @ manodidina fa sambatra:D:D:D:D:D:D:D:D:D:D:D:D:D:D

nefa kosa mila mivonona fa tsy maintsy misy sedra. Izay tsy natao akory hamonoana ilay fitia fa hoe mijaly... sedra mandalo fa ny fitiavana mitoetra eo foana.(l)(l)(l)(l)

mahereza daholo :wink:

69. Fiffi ( 14/03/2006 11:24)
marina ny anao ry kala an! fa rehefa hasiana ena hoe fifankatiavana dia tsy tokony hisy fijaliana !
70. kala ( 15/03/2006 12:19)
8)8)zany mihitsy ê!

de aleo single kely eny toy izay hijaly ô!

fiffi > njy ve zao mitia de sambatra ê!:-*:-*
71. Fiffi ( 15/03/2006 15:41)
kala: wouaiiiiiii !! tena sambatra be akia zah zao an! :):):) :-*:-*:-*
72. lavatsofina ( 15/03/2006 15:55)
mapalemilemy io (l)(l)(l)io indridra fa ny fitiavana sipa,fa aleo mirevy la soupe 69 miaraka @ toaka sy tsaky de voky de matory de manonofy milay be .
73. Fiffi ( 15/03/2006 20:02)
:roll::roll::roll::roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.422