diaspora

1. dadabe ( 03/03/2006 16:08)
miala tsiny @ moderatera sy ny namana rehetra aho raha toa ka eto no nametrahako azy satria eto no be olona mpiditra .
zah tena tsy mahay ary tena tsy haiko le dikany de aleo mba hanotaniko ianareo .

1-inona marina no tena hevitr'io teny io e?
2-fihinana ve izany ?

mba ataovy matotra moa raha azo atao le valiny e, de raha vao mahazo valiny mahafapo zah dia faranana avy hatrany ny size :°)
répondu par sasa le 16/03/2006 04:06
2. watafon ( 03/03/2006 16:14)
ny fahazaoako azy zany d filaza vondron'olona mipetraka ivelan'ny firenena nihaviany !
d tsy fihinana izy zany ry bedada an !:-D
3. Fiffi ( 03/03/2006 16:17)
d tsy fihinana izy zany ry bedada an
tandremo sao mihinankinam-poana an! :-D:-D:-D:-D
4. dadabe ( 03/03/2006 16:18)
:(:(:( de Fiffi ve izany de tsy ho azo hanina :-w:-w andraso eo paoly kle :@
5. pissoa ( 03/03/2006 16:21)
Zah koa tsy mahay :°)
6. watafon ( 03/03/2006 16:23)
saika mba ho matotra ihany fa jereo ary ty ataon'i bedada kou !
7. dadabe ( 03/03/2006 16:31)
ka le izy mihitsy anie ry watafon no tsy haiko hoe inona e?? de aleoko eto no nametrahako azy
fa misaotra aloha e:°)
8. Veloo ( 03/03/2006 16:35)
dadabe a njy ihany no voloany tsy manao serieux eto knou :-D:-D:-D
io ve tsy hira e?
9. pissoa ( 03/03/2006 16:36)
Ahoana ny feony ry veloo? :roll::roll:
10. dadabe ( 03/03/2006 16:37)
???:?::?::roll:
11. Veloo ( 03/03/2006 16:40)
:-D:-D:-D
12. Herimiafina ( 03/03/2006 17:49)
diaspora, raha tapatapahina ny teny de ahitana hoe "spores", izay midika hoe otrik'aretina, mikotrika, dia rehefa omena condition tsara de mirongatra. hehehehe=))=))

Ka raha ampiana tovana hoe "dia", izay midika hoe roa, na anakiroa, de mitovy amin'ny hoe vondrombondron'olona mikotrikotrika zavatra entina manantanteraka asa maromaro izay ho amin'ny tanjona iray. hehehehehe=))=))
13. watafon ( 03/03/2006 18:03)
HM ,mba serieux wa fa tezitra eo bedada !=))=))=))
veloo, ity misy hira natolotro ho anao:
nofafako daholo, ireo fahatsiarovako, fa ny anaranao ihany no tsy mba nety maty !
ô velo an ! velon-kira aho.....
14. Herimiafina ( 03/03/2006 18:06)
Loza marina fa lasan'i wata i Veloo klé, hehehehe=))=))
Anjekaky oo :{:{ :@:@
15. watafon ( 03/03/2006 18:10)
HM : hehehe ! mety ho tezitra v i bedada zao?
16. Herimiafina ( 03/03/2006 18:11)
Alaivo klou de refa avy eo miheritreritra e! :-D:-D
17. watafon ( 03/03/2006 18:16)
=))=))=))
18. Veloo ( 03/03/2006 18:34)
=))=))=)) reto adala be reto :-D:-D
19. watafon ( 03/03/2006 18:37)
veloo, hainjy v io hira nataoko io e?
20. fijo ( 03/03/2006 19:06)
io ndray mamaveloo fa makatahaka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1227