diaspora
1. dadabe
(
03/03/2006 16:08)
miala tsiny @ moderatera sy ny namana rehetra aho raha toa ka eto no nametrahako azy satria eto no be olona mpiditra .
zah tena tsy mahay ary tena tsy haiko le dikany de aleo mba hanotaniko ianareo .
1-inona marina no tena hevitr'io teny io e?
2-fihinana ve izany ?
mba ataovy matotra moa raha azo atao le valiny e, de raha vao mahazo valiny mahafapo zah dia faranana avy hatrany ny size :°)

novalian'i sasa ny 16/03/2006 04:06
2. watafon
(
03/03/2006 16:14)
ny fahazaoako azy zany d filaza vondron'olona mipetraka ivelan'ny firenena nihaviany !
d tsy fihinana izy zany ry bedada an !:-D
d tsy fihinana izy zany ry bedada an !:-D
3. Fiffi
(
03/03/2006 16:17)
d tsy fihinana izy zany ry bedada antandremo sao mihinankinam-poana an! :-D:-D:-D:-D
4. dadabe
(
03/03/2006 16:18)
:(:(:( de Fiffi ve izany de tsy ho azo hanina :-w:-w andraso eo paoly kle :@
7. dadabe
(
03/03/2006 16:31)
ka le izy mihitsy anie ry watafon no tsy haiko hoe inona e?? de aleoko eto no nametrahako azy
fa misaotra aloha e:°)
fa misaotra aloha e:°)
8. Veloo
(
03/03/2006 16:35)
dadabe a njy ihany no voloany tsy manao serieux eto knou :-D:-D:-D
io ve tsy hira e?
io ve tsy hira e?
12. Herimiafina
(
03/03/2006 17:49)
diaspora, raha tapatapahina ny teny de ahitana hoe "spores", izay midika hoe otrik'aretina, mikotrika, dia rehefa omena condition tsara de mirongatra. hehehehe=))=))
Ka raha ampiana tovana hoe "dia", izay midika hoe roa, na anakiroa, de mitovy amin'ny hoe vondrombondron'olona mikotrikotrika zavatra entina manantanteraka asa maromaro izay ho amin'ny tanjona iray. hehehehehe=))=))

13. watafon
(
03/03/2006 18:03)
HM ,mba serieux wa fa tezitra eo bedada !=))=))=))
veloo, ity misy hira natolotro ho anao:
nofafako daholo, ireo fahatsiarovako, fa ny anaranao ihany no tsy mba nety maty !
ô velo an ! velon-kira aho.....
veloo, ity misy hira natolotro ho anao:
nofafako daholo, ireo fahatsiarovako, fa ny anaranao ihany no tsy mba nety maty !
ô velo an ! velon-kira aho.....
14. Herimiafina
(
03/03/2006 18:06)
Loza marina fa lasan'i wata i Veloo klé, hehehehe=))=))
Anjekaky oo :{:{ :@:@
Anjekaky oo :{:{ :@:@