diaspora
42. watafon
(
04/03/2006 16:32)
sw, pissoa tena tsy koboko oe misy oul hafa kle ! tena tsss !!!!:-D:-D:-D
43. sonwin
(
04/03/2006 16:34)
tohizo miadana amizay ny anareo mitsam fa hiala za e, mazahoa fahafinaretana an :°)
ary moramora ihany watafon fa sao misy hafa maheno eo indray :-D
ary moramora ihany watafon fa sao misy hafa maheno eo indray :-D
47. pissoa
(
04/03/2006 16:42)
Kalou jereko ngode misy hafa miodikodina ao (mibitsibitsika) :-D:-D:-D
54. watafon
(
04/03/2006 17:14)
:-*:-*:-* pan pan pan ! taralila taralila !!!! hahahahahahahahaha !!!!
56. Veloo
(
05/03/2006 02:35)
wata mbola tsy henoko ndray zany hiran'i mahaleo io
mba inn ry reto ilay diaspora fa bedin;i dadabe za a
asa nga iza ndray zao ekipa-ko zao....
IZA AMINAREO NO EKIPAKO E? :roll:
mba inn ry reto ilay diaspora fa bedin;i dadabe za a
asa nga iza ndray zao ekipa-ko zao....
IZA AMINAREO NO EKIPAKO E? :roll:
58. watafon
(
05/03/2006 11:49)
veloo, zà e!!!! za nga menatra zany !!:-D:-D:-D
dadabe, iza koa zao no mitabataba eo?
dadabe, iza koa zao no mitabataba eo?
59. dadabe
(
05/03/2006 14:30)
jereo fa ataon'i veloo sorabaventy anie ilay izy e =mivazavaza
humm hay nareo mitsam miaraka a hehehehe
humm hay nareo mitsam miaraka a hehehehe