Elefanta

1. watafon ( 27/02/2006 05:50)
Nisy elafanta iray niafina tao ambadika vonin-draozy iray d tsy hita mihitsy , fa nahoana ary ?
répondu par Veloo le 06/03/2006 17:50
2. maelys ( 27/02/2006 05:58)
ngôda b kou le vonindraozy :-D:-D:-D
3. pissoa ( 27/02/2006 06:25)
Satria ilay izy tamin'ny dessins animes :roll::roll:
4. mamzelkely ( 27/02/2006 06:48)
satri izy nahay niafina :°)
5. rpk ( 27/02/2006 07:50)
soratra ao ambadik'ilay vonindraozy ilay we elefanta
6. lapino ( 27/02/2006 08:16)
eo am-pototry ny maso ilay vonin-draozy de takona ilay elefanta
7. sonwin ( 27/02/2006 09:02)
tsy hita mihitsy ilay elefanta satria miafina
8. pissoa ( 27/02/2006 09:08)
sw :-w
lapino, ka ilay elafanta anie no miafina fa tsy ianao e :-D:-D:-D
9. zakony ( 27/02/2006 09:43)
satria ilay elefanta invisibla,
10. sasa ( 27/02/2006 10:20)
za tsy mahay :-D:-D:-D
11. mamzelkely ( 27/02/2006 11:37)
sw< mtovy ihany zany valitena tsika zany k'ty :roll::-D:-D
12. kala ( 27/02/2006 11:48)
:-w:-w
eritreritra fotsiny le we tsy hita
13. ari.malala ( 27/02/2006 11:58)
tsy hita le izy satri tsin ts mi egzista :-D:-D
14. watafon ( 27/02/2006 18:15)
Satria izy nahay niafina fotsiny e! =D=D=D mamzel
15. Veloo ( 27/02/2006 18:21)
wata a tsssssssss valin-njy aloha be ilay izy za mbola tsy namaly akory nefa mba aiko :twisted::-D:-D:-D
16. watafon ( 27/02/2006 18:58)
k efa nisy nahita le valiny kou !
17. Veloo ( 27/02/2006 19:08)
wata mbola mila mianjy ny rehetra vo manome ny valiny ka :-D:-D
18. watafon ( 27/02/2006 19:11)
anjaso njay ary fa mbola misy e!
19. Fiffi ( 27/02/2006 19:57)
aiza ary eh ? :-D:-D:-D
20. watafon ( 28/02/2006 03:59)
ahoana ndray ary no hampidirana elefanta 04 anaty 02 CV?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1418