Elefanta
27. mamzelkely
(
28/02/2006 10:57)
watafon< micii marina ve io valiny io =))=)) hay ve =))
de valin le faha-ro anjay a : 2 devant de 2 derriera:°)
de valin le faha-ro anjay a : 2 devant de 2 derriera:°)
28. watafon
(
28/02/2006 15:42)
mamzel, d mbola hitanao ihany kou le valiny e! =D=D=D
d mbola mitohy ihany e! d ahoana no ahafantarana ndray ary fa misy elefanta ao ampiangonana ?:wink:
d mbola mitohy ihany e! d ahoana no ahafantarana ndray ary fa misy elefanta ao ampiangonana ?:wink:
29. Veloo
(
28/02/2006 16:04)
inn aloha ny valin'ilay elefanta sy ilay 2CV e? tsy ato akory8O
ny elefanta mogodogona be rehefa ao am-piangonana:-D
ny elefanta mogodogona be rehefa ao am-piangonana:-D
32. onjah
(
28/02/2006 18:48)
Misy spesialista @ resaka elefanta ato an.
Izay mivoaka tonga dia voavaly.
Midanaka fotsiny zahay ato marina.
Izay mivoaka tonga dia voavaly.
Midanaka fotsiny zahay ato marina.
34. Fiffi
(
01/03/2006 07:05)
Izay mivoaka tonga dia voavaly.midanaka ahoana kay ? wata: aiza ny valiny eh!
Midanaka fotsiny zahay ato marina.
37. watafon
(
01/03/2006 18:25)
Onjah, varivarian'ny lavitra e!:-D:-D
d averiko apetraka ndray wa le fanontaniana fa tsy valinareo e: AHOANA NO AHAFANTARANA FA MISY ELEFANTA AO AM-PIANGONANA ?
d averiko apetraka ndray wa le fanontaniana fa tsy valinareo e: AHOANA NO AHAFANTARANA FA MISY ELEFANTA AO AM-PIANGONANA ?
