Elefanta
42. pissoa
(
02/03/2006 05:23)
watafon:Tsy misy elefanta intsony tao amin'ilay 2CV :°):°)
AHOANA NO AHAFANTARANA FA MISY ELEFANTA AO AM-PIANGONANA ?
43. watafon
(
02/03/2006 07:08)
pissoa, saika marina !:-D
Valiny: hita teo an-tokontanim-piangonana le CV :-D:-D
Valiny: hita teo an-tokontanim-piangonana le CV :-D:-D
44. pissoa
(
02/03/2006 07:19)
Kiiiiiii :-D:-D:-D
Fa maninona ary no ba-kiraro mavomavo no nentin'ilay elefanta tany am-piangonana?
Fa maninona ary no ba-kiraro mavomavo no nentin'ilay elefanta tany am-piangonana?
45. watafon
(
02/03/2006 11:26)
Pissoa, satria nosasana ilay mangamanga sy mavokely !=))=))=)) vao saika apetrako mitsy zay fanonataniana zay !!!
49. watafon
(
02/03/2006 16:30)
pissoa,wéééé njay e! :-*:-* enao kou mahay kou !!
ity njay ny tohiny e: ahoana no fampidirana elefanta anaty frigo en 3 mouvements?
ity njay ny tohiny e: ahoana no fampidirana elefanta anaty frigo en 3 mouvements?
50. pissoa
(
02/03/2006 16:43)
Hihihi, weeeeeeee :-* :-D:-D:-D
1 - Voaina ny frigo
2 - ampidirina ny elefanta
3 - Hidiana ny frigo
:°):°)
1 - Voaina ny frigo
2 - ampidirina ny elefanta
3 - Hidiana ny frigo
:°):°)
51. watafon
(
02/03/2006 16:55)
pissoa,=D=D efa fantatro fa hohainao io k! d mitohy ny tantara; d ahoana ndray ny fampidirana lion anaty frigo en 4 mvts?
52. pissoa
(
02/03/2006 17:08)
Weeeeeee :-*:-*
1 - Voaina ny frigo
2 - Avoaka ny elefanta
3 - Ampidirina ny liona
4 - Hidina ny frigo
=))=))=))
1 - Voaina ny frigo
2 - Avoaka ny elefanta
3 - Ampidirina ny liona
4 - Hidina ny frigo
=))=))=))
53. watafon
(
02/03/2006 18:06)
pissoa kosa rangah mahay b an ! tena tsss ! njy ngah spécialiste na elefanta ?=))=))=))
