Tonga hatraiza ny "virtuel"

1. lapino ( 15/02/2006 12:26)
Ahoana io e?!
http://fr.news.yahoo.com/15022006/202/le-sexe-virtuel-nouvelle-mode-chez-les-jeunes-canadiens.html
répondu par patrick2002 le 19/02/2006 21:31
2. mamzelkely ( 15/02/2006 12:28)
ts hiko njay zany ry lapino ka :roll:
3. fiaritiana ( 15/02/2006 13:20)
dé ahoana koa zany??
4. Herimiafina ( 15/02/2006 13:42)
Ka aty Canada konkou anie dezera be de tsy misy sipa à 100m à la ronde koa aiza no tsy vitaina à distance daholo klé! hehehehehe=))=))
5. sonwin ( 15/02/2006 13:43)
6. ari.malala ( 15/02/2006 13:46)
ouh! hafa kely!!!:roll::roll:
7. fiaritiana ( 15/02/2006 13:47)
So dé anisany àry Herimiafina:-D
8. Herimiafina ( 15/02/2006 13:51)
Andao hoe andramatsika ry fiaritiana raha mety ho anisany aho na tsia! hehehehe:-D:-D
9. mamzelkely ( 15/02/2006 13:54)
za hijery ry herimiafina zany kouu 8)

sw< tonga mangingina se aaa:wink::-D:-D:-D
10. Herimiafina ( 15/02/2006 13:57)
De hijery fotsiny ve i mamazel tsy handray anjara ihany koa klé? hehehehe=))=))
11. mamzelkely ( 15/02/2006 14:13)
mhhh mbola ts haiko zany ko:-D:-D
12. ravakamalala ( 15/02/2006 15:03)
tena sarin i herimiafina mihitsy io am lé ordi io!

tsy hitako izay dikany, na par internet na par téléphone, ridicule be, raha izaho angamba no proposer ny sipako an io dia hivanitika fotsiny aho fa tsisy n''inn n'inn ho vanona eo!

tsy azoko e! amin io lafiny io ve tsy ilay fifampikasoana mihitsy no zava dehibe e! tsy haiko aloha e!:roll:
13. tiphen ( 15/02/2006 15:10)
:-D:-D:-D:-D hafa dray iny klé!! hivotra akaiza hony tsika ty eeeee???:-P
14. vale ( 15/02/2006 15:17)
Raha voan'ny tsy fidiny moa ve atao aôna zany fa oe tsy afa-manôtra e, fa le oe hisafidy an'ile izy ho virtoaly kosa alony tena hum, be ka! mba choix hadaladala, lamôdy marina nga kouuu! :o:o:o
15. pisopiso ( 15/02/2006 15:36)
dia inona nefa ny tsirony azo @ zany??
16. lapino ( 15/02/2006 15:37)
Hoe hiantsena na hanao zavatra hafa dia kamo hivoaka ny trano, fa atao en ligne raha mety.

Fa hanao an'zany koa ve? Kôzy, "na hirotsaka aza ny oram-baratra ... " kle :lol::lol:

ravakamalala:
... dia hivanitika fotsiny aho fa tsisy n''inn n'inn ho vanona eo!

Danz be ndray zany saro-kitika virtoaly izany an! :wink:
17. pisopiso ( 15/02/2006 15:45)
tsy mety amintsika zany virtuel zany e!! ny calin gasy hafa hiany...sa ahoana hozy nareo??
18. vale ( 15/02/2006 15:48)
hoy i lapino: [b]kamo hivoaka ny trano dia hatao en ligne...8O:lol::lol::lol:

"...fa hanao an'izany koa ve ? kôzy na hirotsaka az ny horam-baratra":-D:-D:-D
19. fiaritiana ( 15/02/2006 16:19)
andao aza andramana fa zà koa mbola tsy nahita:-D:-D
20. Veloo ( 15/02/2006 16:55)
hatreto ihany ka. tsy miotra ny eto:°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.178