Tonga hatraiza ny "virtuel"

21. cutie ( 15/02/2006 17:02)
veloo, lasa simba koa raha mivoaka eto e :wink:
22. lapino ( 15/02/2006 17:02)
Aiza ho aiza no tondroin'i Veloo am'zany? eo amin'ny kibo sa eo am'lamosina?
23. diamondra27 ( 15/02/2006 17:28)
:-
D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D

misy de masiaka mihitsy an!


zany ny teknolojia aminy ry reto a!
ny tsirairay no misafidy


tandremo fa efa anah i HM fa iza njay zao mitady an'i HM 'zao klé? farafaharatsiny vivi

lapino 'ty de mahita mihitsy ka! miala @ akoho sy ny vhv glady de eto indray:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D




24. Veloo ( 15/02/2006 20:18)
lapino a :-D:{:-D:-D eto @ forum ihany retsy a:roll:
25. lilbon ( 16/02/2006 03:39)
fa maninn anefa e :?::?:! tsy azoko !de maninn raha tairina le rapport sexuel (l):-*virtuel de mijanona ho ana sy le partennaire virtuel ko de maninnn?:?:
ka raha tsy afaka mihaona reel de tsy maninn fa tairina virtuel:oops:
sa le mast ao ampandriana no milay?:x
sa le mast ao amy douche ?:(
sa le mandeha eny tsaralalana?:)
tsy mila tery saina be tsony izao
refa tsy sahy d mipetraka tsara b :D:D:D
26. akamatiana ( 16/02/2006 05:11)
eny waa ry lilbon!! refa tena mifankatia na virtuel azany mety doly ze atao ô!!:-D:-D

vokatry ny Fitiavana doly zany amizay ngamba mitombo kokoa ilay fitia na virtuel azany :-D:-D
27. mamzelkely ( 16/02/2006 05:28)
njy nga ry akamatina efa nanajana:°):-D:-D
28. Fiffi ( 16/02/2006 05:31)
dia samia manandrana de ahita eh!:-D:-D:-D:-D
29. akamatiana ( 16/02/2006 05:34)
mamzely :-D:-D ieuuuuh!:-D tam fananjamana a!! sady tsy zàh no vlou sady tsy zàh no farany ka tsy koi !! mila mananjana ny zava-jehetsa ngeeuuh!!:-D:-D
30. majakely ( 16/02/2006 06:45)
akamatiana
31. mamzelkely ( 16/02/2006 07:02)
de mbô hanajana za zany kou :-D amin'iza re eee:roll::-D:-D
32. ari.malala ( 16/02/2006 08:20)
za mahafantatra oooooooo :-D:-D:-D
33. lapino ( 16/02/2006 10:37)
Veloo:

lapino a :-D:{:-D:-D eto @ forum ihany retsy a:roll:

Hay ve e!! :wink::-D:-D:-D

34. vivi ( 16/02/2006 11:12)
diamondra a!, angaha kosa fopla b i vivi no atao we faharafaratsiny vivi!, hitomay eo za an!, hihih, efa nifanaraka akia zahay sy herimiafina we anao fati-dra fa izy efa manabady d, zao tsy manatsafidy zao e!
35. mamzelkely ( 16/02/2006 11:21)
ari
36. akamatiana ( 16/02/2006 18:47)
majakely ekena marina kle:-D:-D

mamzely zah kou mafantatsoo , mety efa nananjana azany njy kou:wink::-D:-P
37. Veloo ( 16/02/2006 19:33)
8O:roll:
38. akamatiana ( 16/02/2006 19:44)
veloo maninn njy akia!!:-*
39. Herimiafina ( 16/02/2006 21:48)
Hehehehe:-D:-D:-D:-D
La fin justifie les moyens! Refa lasa le zavatra de izay ihany, na virtuel na tena izy, hehehehe=))=))
40. akamatiana ( 17/02/2006 03:47)
herimiafina > f'nga misy zavatra alefa zay kle :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4242