Tonga hatraiza ny "virtuel"

41. lilbon ( 17/02/2006 04:34)
rehetra > hitanareo izany !:):):)
tsy misy tokony ahamenatra !
fa izao hihihi
refa hanao an le izy de tsara raha mampiasa le web cam reny de amy zay mba mifankahita tava =))=))=))
42. mamzelkely ( 17/02/2006 08:08)
ari, akamatina< :-$ :-$ aza be kôzy klou ka lazaiko eny ihany refa manandrana za :-D:-D:-D
43. fasaly ( 17/02/2006 16:47)
sao ary mi fitsirika eny am ecran zato izy:°)
44. vale ( 17/02/2006 17:48)
fasaly: :-D:-D:-D
45. akamatiana ( 17/02/2006 21:23)
mamzely > okay aleo tsy ikozy zany euuh!!:-D

fasaly :-D:-D:-D:-D
46. diamondra27 ( 17/02/2006 22:11)
vivi: tsy hoe fopla akia fa ny filazako azy no tsy mety a! Ny tiko tenenina eo de oe: raha i vivi de manaiky 'za fa raha olonkafa de tsy manaiky :wink::-*:-*

ny virtuel de tahaka ny réel ihany refa tena dinihina, mitovy ihany ny tanjona:déclaration, envie, dialogue, plaisir , etc... saingy ny réel eo en face-nao azo tsapaintanana, fa ny virtuel hita @ sary en direct toy ny mi-tchat ihany angamba

Ze efa nanandrana aloha tokony mba hitantara e!, na ze manana namana efa nanao an'izany .
47. lapino ( 17/02/2006 22:14)
diamondra27:
saingy ny réel eo en face-nao azo tsapaintanana,

F'ngah tanana fotsiny? :wink:
48. diamondra27 ( 18/02/2006 09:13)
lapino: coquin:wink:
49. fasaly ( 18/02/2006 14:45)
diamondra: zà efa nahita fa tsy tantaraiko::°)
fa zà tsy nitsapa écran fa nitazana fotsiny de nandinika 8) de naka saina de fanina avy teo:{
50. diamondra27 ( 18/02/2006 18:10)
pratika kosa aloha le virtuel e!
raha tena marary be iny enao , nefa antitra na olona irery, na isolé ny toerana, de manao komandy @ net de , tonga ze nilainao fa mila mamoaka vola.

Ny iray ihany koa an!ny mahatsara azy , de refa avy mianatra iny ny collegiens (ennes) de eo raikitra indray ny tafa @ msn( génération playstation sy msn)mifanontany devoir

ny maharatsy azy de refa lasa andevozin'ny internet(= jeux en ligne= 15H devant ny ecran, na de hisakafo aza de tsy miala eo , de tsy mahita ze any ivelany fa lasa mi-s'enfermer ao sns...)

51. patrick2002 ( 19/02/2006 03:21)
mety milay izany kah! mba diniho anie hoe ,mahita ny troupe ato eo @ web manao striptease eh:P,raha izaho aloha tonga dia lelafiko mihintsy ny ecran eh:P:P mmm!iza re no mety hanandrana izany amiko eh!:-P
52. lapino ( 19/02/2006 03:53)
tiphen:

:-D:-D:-D:-D hafa dray iny klé!! hivotra akaiza hony tsika ty eeeee???:-P

Hankany @ fanontoloana eeee! :wink:

fanonto+laona ozizy Dotmg izay, fa "virtuel" zany!! Efa dia mandroso loatra koa ilay teknolojian'ny firaisan-davitra =))=))

diamondra27: Inn ndray zao no eritreretin'i diamondra eo?! :-w
53. diamondra27 ( 19/02/2006 18:57)
patrick: iza no troupe manao an'izany mba iarahana hijery e!
lapino: aleo za hime kely e!:wink:
54. Herimiafina ( 19/02/2006 20:08)
patrick2002:

mety milay izany kah! mba diniho anie hoe ,mahita ny troupe ato eo @ web manao striptease eh:P,raha izaho aloha tonga dia lelafiko mihintsy ny ecran eh:P:P mmm!iza re no mety hanandrana izany amiko eh!:-P

Ary raha ao anaty ecran zah de ahoana klé? hehehe=))=))

55. patrick2002 ( 19/02/2006 21:31)
herimiafina tsy lasa ialahy fa ialahy misy rambo:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2682