ahoana ny hevitrareo

1. Lalah ( 12/02/2006 00:32)
Aoana zany zao ry reto le bandy na sipa mampirafy reny refa tonga oatran izao ny saint valentin ? Iza no hiarahana amin izy roa,tsy maintsy we le tsy de maharotitra no tsy hiarahana an de aona ,koa tsy mahamay ve izy am zany?
répondu par kala le 27/02/2006 06:23
2. Veloo ( 12/02/2006 00:44)
mitadiava anankiray vao2 :-D:-D:-D @ zay tsisy olana:-D:-D
3. Lalah ( 12/02/2006 00:49)
Hitady hafa ve tsy vo me rara be manaraka ny arabe,tsy aleo aza mody we mifitsaka any antrano
4. beloha ( 12/02/2006 03:28)
samy iarahana daoly fa amoarina fotsiny ny emploi du temps e:lol::lol:
5. xxx ( 12/02/2006 10:32)
mhhh lasa ny ps-ko tsaty kle :^):^)
sw
6. xxx ( 12/02/2006 11:15)
kozy ve le :°):°)
anjekaky oo
7. kally ( 12/02/2006 11:55)
Ry Lalah koa anie milingilingy nefa tsy maharaka fika e! Raha tsy diso aho Talata ny St-Valentin? Dia ilay iray ho ento ny Talata moa ny iray lazao hoe sabotsy akia isika manao misimisy fa raikitry ny asa hoe a!:wink:
8. vale ( 12/02/2006 12:32)
Kally::^)hihihi, ko mampanaelo indray ilay hoentina Sabotsy e:P
Lalah: avotsory ny iray dia milamina ny tantara;-)
9. xxx ( 12/02/2006 12:44)
zay tsy tian'là leisy omeo anahako fa za zao tsy manana de milamina @zay sa manakory?
10. isrine ( 12/02/2006 12:50)
mody manao marary de @ izay tsy mandeha mivoaka ny trano.
11. fasaly ( 12/02/2006 13:47)
ny iray etina ny atoanjo de ny iray etina ny hariva ka! sam mahazo amzay mou enao afa-po:°)
12. zandrikely ( 12/02/2006 18:22)
zany ve ry fasaly , marina zany e
13. fasaly ( 12/02/2006 18:41)
ié tena marina zany ry zandrikely ho ani'reo zay manadroa a! fa raha manana telo no tsy haiko misy omena rdv am maraina angamba:°)
14. Ralay ( 12/02/2006 18:46)
Alamina fotsiny ny pro dia milamina io e :lol:
15. fasaly ( 12/02/2006 18:53)
zany efa zàtra aminy zany an!:°):-*
16. lilbon ( 13/02/2006 03:54)
ka io in1 de tsiss maminy raha vao mihoatry ny 1 e!
17. diamondra27 ( 13/02/2006 05:25)
'zany koa ve de anontaniana e!

na izy tena efa pro an na izy amateur!

raha amateur izy : de tsy maintsy le anankiray ihany no ijanonany mandritra io andro io

raha pro indray izy na de misy 3 na 4 aza ny maitresse-ny de hainy foana ny miala pas sy mandamina an'io. ohatra oe: le 2 no jereny @ maraina de ny 2 jereny après-midi.:wink:

de raha misy mihoatra moa: de mandainga izy hoe: tena tsy afaka 'za marary , na oe misy zavatra tsy maintsy ataoko :-D:-D:-D:-D
18. jimmy ( 13/02/2006 06:01)
:evil:
19. fasaly ( 13/02/2006 06:22)
jommy:roll:
20. mamzelkely ( 13/02/2006 07:30)
tsisy entina :-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1058