ahoana ny hevitrareo
21. xxx
(
13/02/2006 08:15)
ny St Valentin dia 24 heures.
Raha manana sipa 24 ianao... dia mbola samy manana 1h izay :-)
Ny vitako be indrindra t@ zah nampidrafy dia sipa telo tao anaty St Valentin 1
Raha manana sipa 24 ianao... dia mbola samy manana 1h izay :-)
Ny vitako be indrindra t@ zah nampidrafy dia sipa telo tao anaty St Valentin 1
23. ari.malala
(
13/02/2006 10:36)
ataon'i dadabe ahoana daolo reo bb bdb reo? :-D:-D:-D:-D i kala anisany:-D:-D:-D
24. diamondra27
(
13/02/2006 10:58)
xxx: tsssssss io nge azo atao na mihotra ny 24 aza e! mila calculer-na fotsiny ny distance -ny izy rehetra @ zay de tsy very ny fotoana. De tandremo sao de mifamadika le cadeau;:-D:-D:-D:-D;
25. fasaly
(
13/02/2006 11:26)
dadabe:
:^):^):^) zah tsy misy kle ,
fa aiza dooly ireto bebe maro isakarazany, ry ti-tan sns.....hihihi! te hahazo hafa njay izy manao io de mody hoe tsy misy klé:°)
26. mbositra
(
13/02/2006 20:15)
asaina tonga daholo izy rehetra fety be:-*:*(l):lol::P:twisted::oops::x:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*
27. mirana5
(
13/02/2006 21:03)
miteraka stress mampientanentana ny mampirafy ko,fa ny emploi du temps fotsiny no tsy maintsy atao tsisy kianina:-w:-w:-w
30. Lalah
(
14/02/2006 01:45)
Efa we za owa vevavy fa tsy lela zany , fa tsy milay aloha le mampirafy e tsy misy hoatran i neny hoy le bandy ray zay fa carosserie mitovy ihany sa ahoana ry bandy isany.Za aloha tsy mbola nampiarafy ary tsy hampirafy mintsy e, fa asakasakareo zay te hanandro moa io koa, matatesa fotsiny valiny
31. mirana5
(
14/02/2006 19:52)
Lalah kosa sao dia manao hoé Fontaine ,fontaine, je ne boirais jamais de ton eau humm :?:?avy eo vao:snif::snif:^:^^:^
32. mandrindra
(
15/02/2006 14:31)
Herimiafina:
Kay lany ny vola klé, cadeau atsy cadeau aroa, hehehehe=))=))
herimiafina, tsy voatery ny lahy anie no manome cadeau e. aleo atao maro ny sipa mpanolotra fanomezana e, amin'izay sady mahazo cadeau betsaka no mahazo gateau (mofo) maro koa.
35. kala
(
27/02/2006 06:23)
ari > de mani kou raha tsy asiana sira be ery ny tenanay...:twisted:
Zay tsy mila olona mampirafy zany ka! Aleo zà single eny ihany raha izany.:wink:
Tsy tadidinjy angaha le resaka we ny lhl tsy mahazo mampirafy ary ny vhv tsy azo ampirafesina.
:) de ampy ka!
Zay tsy mila olona mampirafy zany ka! Aleo zà single eny ihany raha izany.:wink:
Tsy tadidinjy angaha le resaka we ny lhl tsy mahazo mampirafy ary ny vhv tsy azo ampirafesina.
:) de ampy ka!